<-
->

1Sm / 1Sam 7:1 And the men of Kirjathjearim came, and fetched up the ark of the Lord, and brought it into the house of Abinadab in the hill, and sanctified Eleazar his son to keep the ark of the Lord. Dia tonga teo ny mponina tao Kiriata-jearima ka nitondra ny fiaran' i Jehovah niakatra, dia nitondra azy ho ao an-tranon' i Abinadaba teo an-kavoana, ary nanamasina an' i Eleazara zanany mba hitandrina ny fiaran' i Jehovah izy. Dia tonga ny olona ao Kariatiarima ka nampakatra ny fiaran' ny Tompo, nentiny nankany an-tranon' i Abinadaba any amin' ny havoana; ary Eleazara zanany nohamasininy hiandry ny fiaran' ny Tompo. Les gens de Qiryat-Yéarim vinrent et firent monter l' arche de Yahvé. Ils la conduisirent dans la maison d' Abinadab, sur la hauteur, et ils consacrèrent son fils Éléazar pour garder l' arche de Yahvé.