<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 7:8 | And the children of |
Dia hoy ny Zanak' Isiraely tamin' i Samoela: Aza mitsahatra mitaraina amin' i Jehovah Andriamanitsika ho anay ianao, mba hamonjeny anay amin' ny tanan' ny Filistina. | ka hoy ny zanak' Israely tamin' i Samoela hoe: Aza atsahatra ny fitarainana ho antsika amin' ny Tompo Andriamanitsika, mba hamonjeny antsika amin' ny tànan' ny Filistina. | Ils dirent à |