<-
->

1Sm / 1Sam 8:1 And it came to pass, when Samuel was old, that he made his sons judges over Israel. Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely. Nony efa antitra Samoela, dia ireo zanany no natsangany hitsara an' Israely. Lorsque Samuel fut devenu vieux, il établit ses fils comme juges en Israël.