<-
->

1Sm / 1Sam 8:8 According to all the works which they have done since the day that I brought them up out of Egypt even unto this day, wherewith they have forsaken me, and served other gods, so do they also unto thee. Araka ny asa rehetra izay nataony hatramin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany Egypta ka mandraka androany, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nanompoany andriamani-kafa, dia toy izany koa no ataony aminao. toy ny efa nataony mandrakariva hatramin' ny andro nitondrako azy niakatra avy tany Ejipta ka mandrak' izao, fa nilaozany nanompo andriamani-kafa aho, toy izany koa no anaovany anao. Tout ce qu' ils m' ont fait depuis le jour où je les ai fait monter d'Égypte jusqu'à maintenant - ils m' ont abandonné et ont servi des dieux étrangers -ils te le font aussi.