<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:16 | To morrow about this time I will send thee a man out of the land of |
Rahampitso toy izao dia hampandehaniko ho atý aminao ny lehilahy anankiray avy amin' ny tanin' ny Benjamina, ary hohosoranao ho mpanapaka ny Isiraely oloko izy ka hamonjy azy amin' ny tanan' ny Filistina, fa efa nijery ny oloko Aho, satria efa mby etý amiko ny fitarainany. | Rahampitso toy izao dia hirahiko ho aty aminao ny lehilahy iray avy any amin' ny tanin' i Benjamina, ary hosoranao izy ho mpanjakan' Israely oloko, ary hanafaka ny oloko amin' ny tànan' ny Filistina izy, satria efa nijery ny oloko aho, fa efa mby aty amiko ny fitarainany. | " |