Chapitres et versets citant Kinido

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 15.23 ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, Sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. et à tous les pays, à Sampsamé, aux Spartiates, à Délos, à Myndos, à Sicyone, à la Carie, à Samos, à la Pamphylie, à la Lycie, à Halicarnasse, à Rhodes, à Phasélis, à Cos, à Sidè, à Arados, à Gortyne, à Cnide, à Chypre et à Cyrène.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 27.7 And when we had sailed slowly many days, and scarce were come over against Cnidus, the wind not suffering us, we sailed under Crete, over against Salmone; Ary rehefa nandeha niadana andro maromaro izahay ka saiky tsy tonga tandrifin' i Kinido, satria nisakana anay ny rivotra, dia takon-drivotra tandrifin' i Salmona izahay; Niadam-pandeha ny sambonay nandritra ny andro maromaro, ary nananosarotra erý izahay vao tonga tandrifin' i Knida, fa nanoha anay ny rivotra. Dia nanara-morona an' i Kreta tandrifin' i Salmone izahay. Pendant plusieurs jours la navigation fut lente, et nous arrivâmes à grand-peine à la hauteur de Cnide. Le vent ne nous permit pas d' aborder, nous longeâmes alors la Crète vers le cap Salmoné,