Chapitres et versets citant Aogosto

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
Lio / Lk 2.1 And it came to pass in those days, that there went out a decree from Caesar Augustus that all the world should be taxed. Ary tamin' izany andro izany dia nisy didy navoak' i Aogosto Kaisara hampanoratra ny anaran' ny vahoaka rehetra amin' ny fanjakany. Tamin' izany andro izany dia namoaka didy Sezara Aogosta hampanoratra ny anaran' ny vahoakany amin' ny tany rehetra: Or, il advint, en ces jours-là, que parut un édit de César Auguste, ordonnant le recensement de tout le monde habité.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 27.1 And when it was determined that we should sail into Italy, they delivered Paul and certain other prisoners unto one named Julius, a centurion of Augustus' band. Ary rehefa voadidy hiondrana an-tsambo hiala hankany Italia izahay, Paoly sy ny mpifatotra sasany dia natolotra tamin' ny kapiteny atao hoe Jolio, tamin' ny antokon' i Aogosto. Raha voadidy hiondrana an-tsambo hankany Italia izahay, dia natolotra ny kapiteny anankiray atao hoe Joliosa, amin' ny antokon' i Aogosta, i Paoly sy ny mpifatotra sasany. Quand notre embarquement pour l' Italie eut été décidé, on remit Paul et quelques autres prisonniers à un centurion de la cohorte Augusta, nommé Julius.