Chapitres et versets citant Denis

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 17.34 Howbeit certain men clave unto him, and believed: among the which was Dionysius the Areopagite, and a woman named Damaris, and others with them. Anefa ny olona sasany niray taminy ka nino; mba naman' izany Dionysio Areopagita sy ny vehivavy anankiray atao hoe Damary ary ny sasany koa. Nisy olona vitsivitsy nino sy nikambana taminy ihany anefa; anisan' ireo Denis isan' ny Areopaza, sy vehivavy anankiray atao hoe Damarisy, ary ny sasany hafa koa. Quelques hommes cependant s' attachèrent à lui et embrassèrent la foi. Denys l' Aréopagite fut du nombre. Il y eut aussi une femme nommée Damaris, et d' autres avec eux.