Chapitres et versets citant Laodikia

  Letter to the Colossians Kolosianina Kolosiana Épître de Saint Paul aux Colossiens
Kol 2.1 For I would that ye knew what great conflict I have for you, and for them at Laodicea, and for as many as have not seen my face in the flesh; Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin' ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin' izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin' ny nofo, Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin' ny ady iadiako ho anareo sy ho an' ny any Laodisea mbamin' izay rehetra mbola tsy nahita maso ahy, Oui, je désire que vous sachiez quelle dure bataille je dois livrer pour vous, pour ceux de Laodicée, et pour tant d' autres qui ne m' ont jamais vu de leurs yeux ;
...............
Kol 4.13 For I bear him record, that he hath a great zeal for you, and them that are in Laodicea, and them in Hierapolis. Fa vavolombelony aho fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an' ny any Laodikia ary ho an' ny any Hierapolia izy. izaho no vavolombelona fa mikely aina fatratra ho anareo sy ho an' ny any Laodisea ary ho an' ny any Hierapolisy izy. Oui, je lui rends ce témoignage qu' il prend beaucoup de peine pour vous, ainsi que pour ceux de Laodicée et pour ceux de Hiérapolis.
...............
Kol 4.15 Salute the brethren which are in Laodicea, and Nymphas, and the church which is in his house. Manaova veloma ny rahalahy any Laodikia ary Nymfa sy ny fiangonana ao an- tranony. Veloma any amin' ny rahalahy any Laodisea sy any amin' i Nimfa mbamin' ny Eglizy ao an-tranony. Saluez les frères qui sont à Laodicée, avec Nymphas et l'Église qui s' assemble dans sa maison.
Kol 4.16 And when this epistle is read among you, cause that it be read also in the church of the Laodiceans; and that ye likewise read the epistle from Laodicea. Ary rehefa voavaky atý aminareo ity epistily ity, dia asaovy hovakina ao amin' ny fiangonan' ny Laodikiana koa; ary vakionareo kosa ilay avy amin' ny Laodikiana. Rahefa voavaky atý aminareo ity taratasy ity, asaovy hovakina any amin' ny Eglizy any Laodisea koa; dia hoavakinareo kosa ilay avy any Laodisea. Quand cette lettre aura été lue chez vous, faites qu' on la lise aussi dans l'Église des Laodicéens, et procurez-vous celle de Laodicée, pour la lire à votre tour.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.11 Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last: and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea. nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin' ny boky, ka ampitondray ho any amin' ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia. nanao hoe: Soraty amin' ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin' ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. " Ce que tu vois, écris-le dans un livre pour l' envoyer aux sept Églises : à Éphèse, Smyrne, Pergame, Thyatire, Sardes, Philadelphie et Laodicée. "
...............
Apo / Ap 3.14 And unto the angel of the church of the Laodiceans write; These things saith the Amen, the faithful and true witness, the beginning of the creation of God; Ary soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain' ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan' izao zavatra noharin' Andriamanitra izao: Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Laodisea: Izao no lazain' ny Amena, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Fototry ny zava-boarin' Andriamanitra. " A l' Ange de l'Église de Laodicée, écris : Ainsi parle l' Amen, le Témoin fidèle et vrai, le Principe de la création de Dieu.