Chapitres et versets citant Pergama

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.11 Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last: and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea. nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin' ny boky, ka ampitondray ho any amin' ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia. nanao hoe: Soraty amin' ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin' ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. " Ce que tu vois, écris-le dans un livre pour l' envoyer aux sept Églises : à Éphèse, Smyrne, Pergame, Thyatire, Sardes, Philadelphie et Laodicée. "
...............
Apo / Ap 2.12 And to the angel of the church in Pergamos write; These things saith he which hath the sharp sword with two edges; Ary soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain' ilay manana ny sabatra roa lela maranitra: Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Pergama: Izao no lazain' ilay manana ny sabatra marani-dany roa: " A l' Ange de l'Église de Pergame, écris : Ainsi parle celui qui possède l'épée acérée à double tranchant.