Chapitres et versets citant Sardisy

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.11 Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last: and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea. nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin' ny boky, ka ampitondray ho any amin' ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia. nanao hoe: Soraty amin' ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin' ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. " Ce que tu vois, écris-le dans un livre pour l' envoyer aux sept Églises : à Éphèse, Smyrne, Pergame, Thyatire, Sardes, Philadelphie et Laodicée. "
Apo / Ap 3.1 And unto the angel of the church in Sardis write; These things saith he that hath the seven Spirits of God, and the seven stars; I know thy works, that thou hast a name that thou livest, and art dead. Ary soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain' ilay manana ny Fanahy fiton' Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty ihany. Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Sarda: Izao no lazain' ilay manana ny Fanahy fiton' Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao; malaza hoe velona hianao, nefa maty. " A l' Ange de l'Église de Sardes, écris : Ainsi parle celui qui possède les sept Esprits de Dieu et les sept étoiles. Je connais ta conduite ; tu passes pour vivant, mais tu es mort.
...............
Apo / Ap 3.4 Thou hast a few names even in Sardis which have not defiled their garments; and they shall walk with me in white: for they are worthy. Kanefa misy olona vitsy atý aminao atý Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy. Misy olona vitsy tsy nandoto ny fitafiany anefa aty aminao aty Sarda, ka ireo dia hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy, satria mendrika. A Sardes, néanmoins, quelques-uns des tiens n' ont pas souillé leurs vêtements ; ils m' accompagneront, en blanc, car ils en sont dignes.