Chapitres et versets citant Smyrna

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.11 Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last: and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea. nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin' ny boky, ka ampitondray ho any amin' ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia ary Laodikia. nanao hoe: Soraty amin' ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin' ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. " Ce que tu vois, écris-le dans un livre pour l' envoyer aux sept Églises : à Éphèse, Smyrne, Pergame, Thyatire, Sardes, Philadelphie et Laodicée. "
...............
Apo / Ap 2.8 And unto the angel of the church in Smyrna write; These things saith the first and the last, which was dead, and is alive; Ary soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain' ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray: Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Smirna: Izao no lazain' ilay Voalohany sy Farany, izay efa maty ka velona indray: " A l' Ange de l'Église de Smyrne, écris : Ainsi parle le Premier et le Dernier, celui qui fut mort et qui a repris vie.