Chapitres et versets citant Patmosy

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 1.9 I John, who also am your brother, and companion in tribulation, and in the kingdom and patience of Jesus Christ, was in the isle that is called Patmos, for the word of God, and for the testimony of Jesus Christ. Izaho Jaona, rahalahinareo sy namanareo amin' ny fahoriana ary amin' ny fanjakana sy ny faharetana ao amin' i Jesosy, dia tao amin' ny nosy atao hoe Patmo noho ny tenin' Andriamanitra sy ny filazana an' i Jesosy. Izaho Joany, rahalahinareo sy namanareo amin' ny fahoriana sy fanjakana ary fandeferana ao amin' i Jeso-Kristy, dia tao amin' ny nosy anankiray atao hoe Patmosy, noho ny amin' ny tenin' Andriamanitra sy ny fanambaran' i Jeso. Moi, Jean, votre frère et votre compagnon dans l'épreuve, la royauté et la constance, en Jésus. Je me trouvais dans l'île de Patmos, à cause de la Parole de Dieu et du témoignage de Jésus.