Chapitres et versets citant Akzea

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
Ezr / Esd 5.1 Then the prophets, Haggai the prophet, and Zechariah the son of Iddo, prophesied unto the Jews that were in Judah and Jerusalem in the name of the God of Israel, even unto them. Ary ny mpaminany, dia Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido, naminany tamin' ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema tamin' ny anaran' Andriamanitry ny Isiraely izay tao aminy. Ary ireo mpaminany, Akzea mpaminany sy Zakaria zanak' i Adao dia naminany tamin' ireo Jody izay tany Jodà sy Jerosalema, amin' ny anaran' Andriamanitr' Israely izay nanindry azy. Alors les prophètes Aggée et Zacharie, fils d' Iddo, se mirent à prophétiser pour les Juifs de Juda et de Jérusalem, au nom du Dieu d' Israël qui était sur eux.
...............
Ezr / Esd 6.14 And the elders of the Jews builded, and they prospered through the prophesying of Haggai the prophet and Zechariah the son of Iddo. And they builded, and finished it, according to the commandment of the God of Israel, and according to the commandment of Cyrus, and Darius, and Artaxerxes king of Persia. Dia nanao ny trano ny loholon' ny Jiosy ka nambinina noho ny faminanian' i Hagay mpaminany sy Zakaria, zanak' Ido. Ary nanao ny trano izy ka nahavita azy, araka ny didin' Andriamanitry ny Isiraely sy araka ny didin' i Kyrosy sy Dariosy ary Artaksersesy, mpanjakan' i Persia. Ka dia rafitra nanao ny trano ireo loholon' Israely, ka nandroso tsara ny asa, noho ny faminanian' i Akzea mpaminany, sy Zakaria zanak' i Adao. Nanao izy dia nahavita araka ny didin' Andriamanitr' Israely sy araka ny didin' i Sirosa, Dariosa, Artakserksesa, mpanjakan' i Persa. Quant aux anciens des Juifs, ils continuèrent à bâtir, avec succès, sous l' inspiration d' Aggée le prophète et de Zacharie, fils d' Iddo. Ils achevèrent la construction conformément à l' ordre du Dieu d' Israël et à l' ordre de Cyrus et de Darius.

  Book of Haggai Hagay Akjea Livre d'Aggée
Hag 1.1 In the second year of Darius the king, in the sixth month, in the first day of the month, came the word of the Lord by Haggai the prophet unto Zerubbabel the son of Shealtiel, governor of Judah, and to Joshua the son of Josedech, the high priest, saying, Tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahenina tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany tamin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, governora tany Joda, sy tamin' i Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, nanao hoe: Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka, tamin' ny volana fahenina, andro voalohan' ny volana, no nahatongavan' ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alàlan' i Akjea, mpaminany, tamin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela, governora tany Jodà, sy tamin' i Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, nanao hoe: La deuxième année du roi Darius, le sixième mois, le premier jour du mois, la parole de Yahvé fut adressée par le ministère du prophète Aggée à Zorobabel, fils de Shéaltiel, gouverneur de Juda, et à Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, en ces termes :
...............
Hag 1.3 Then came the word of the Lord by Haggai the prophet, saying, Dia tonga ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany nanao hoe: Ary tonga ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alàlan' i Akjea mpaminany manao hoe: Et la parole de Yahvé fut adressée par le ministère du prophète en ces termes :
...............
Hag 1.12 Then Zerubbabel the son of Shealtiel, and Joshua the son of Josedech, the high priest, with all the remnant of the people, obeyed the voice of the Lord their God, and the words of Haggai the prophet, as the Lord their God had sent him, and the people did fear before the Lord. Ary Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny vahoaka, dia nihaino ny feon' i Jehovah Andriamaniny sy ny tenin' i Hagay mpaminany, araka ny nanirahan' i Jehovah Andriamaniny azy, ary natahotra teo anatrehan' i Jehovah ny olona. Tamin' izay Zorobabela, zanak' i Salatiela, sy Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, mbamin' ny vahoaka sisa rehetra nihaino ny feon' ny Tompo Andriamaniny, sy ny tenin' i Akjea, mpaminany, araka ny hafatra nomen' ny Tompo Andriamaniny azy, ka natahotra ny vahoaka teo anatrehan' ny Tompo. Or Zorobabel, fils de Shéaltiel, Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, et tout le reste du peuple écoutèrent la voix de Yahvé leur Dieu et les paroles du prophète Aggée, selon la mission dont Yahvé leur Dieu l' avait chargé. Et le peuple éprouva de la crainte devant Yahvé.
Hag 1.13 Then spake Haggai the Lord' s messenger in the Lord' s message unto the people, saying, I am with you, saith the Lord. Ary nambaran' i Hagay, irak' i Jehovah, ny teny nampitondrain' i Jehovah ho amin' ny olona nanao hoe: Izaho no momba anareo, hoy Jehovah. Ary Akjea, irak' Iaveh, araka ny didin' ny Tompo, niteny tamin' ny vahoaka, nanao hoe: Momba anareo aho, - teny marin' ny Tompo. Aggée, le messager de Yahvé, parla en ces termes au peuple, selon le message de Yahvé : " Je suis avec vous, oracle de Yahvé. "
Hag 2.1 In the seventh month, in the one and twentieth day of the month, came the word of the Lord by the prophet Haggai, saying, Tamin' ny andro fahiraika amby roa -polo tamin' ny volana fahafito no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany nanao hoe: Tamin' ny volana fahafito, andro faharaika amby roapolon' ny volana, tonga ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alàlan' i Akjea, mpaminany, nanao hoe: La deuxième année du roi Darius, au septième mois, le vingt et unième jour du mois, la parole de Yahvé fut adressée par le ministère du prophète Aggée en ces termes :
...............
Hag 2.10 In the four and twentieth day of the ninth month, in the second year of Darius, came the word of the Lord by Haggai the prophet, saying, Tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahasivy tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany nanao hoe: Tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana fahasivy, taona faharoa, nanjakan' i Dariosa, tonga ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alalan' i Akjea, mpaminany, nanao hoe: Le vingt-quatrième jour du neuvième mois, la deuxième année de Darius, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Aggée en ces termes :
...............
Hag 2.13 Then said Haggai, If one that is unclean by a dead body touch any of these, shall it be unclean? And the priests answered and said, It shall be unclean. Ary hoy Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona nanao hoe: Ho tonga maloto ireo. Ary Akjea: Raha olona voaloto amim-paty kosa no mikasika an' izany, ho voaloto va izany? Namaly ny mpisorona nanao hoe; Ho voaloto izany. - Et Aggée dit : " Si quelqu' un, rendu impur par un cadavre, touche à tout cela, cela deviendra-t-il impur ? " Les prêtres répondirent et dirent : " Cela deviendra impur !"
Hag 2.14 Then answered Haggai, and said, So is this people, and so is this nation before me, saith the Lord; and so is every work of their hands; and that which they offer there is unclean. Dia namaly Hagay nanao hoe: Tahaka izany eo anatrehako ireto olona ireto, ary tahaka izany ity firenena ity, hoy Jehovah; ary tahaka izany koa ny asan' ny tànany rehetra; fa izay ateriny ao dia maloto. Dia niteny indray Akeja, nanao hoe: Toy izany ity vahoaka ity, toy izany ity firenena ity eo anatrehako, - teny marin' ny Tompo; toy izany ny asa rehetra ataon' ny tànany; izay ateriny eo dia maloto. Alors Aggée prit la parole en ces termes : " Ainsi en est-il de ce peuple !Ainsi de cette nation devant ma face !oracle de Yahvé. Ainsi en est-il de tout le travail de leurs mains, et ce qu' ils offrent ici est impur. "
...............
Hag 2.20 And again the word of the Lord came unto Haggai in the four and twentieth day of the month, saying, Ary tonga fanindroany tamin' i Hagay ny tenin' i Jehovah tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo nanao hoe: Tonga fanindroany tamin' i Akjea ny tenin' ny Tompo, tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana nanao hoe: La parole de Yahvé fut adressée une deuxième fois à Aggée, le vingt-quatrième jour du mois, en ces termes :