Chapitres et versets citant Jezirela

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.56 And Jezreel, and Jokdeam, and Zanoah, sy Jezirela sy Jokdeama sy Zanoa Jezraela, Jokadama, Zanoe, Yizréel, Yorqéam, Zanuah,
...............
Jos 17.16 And the children of Joseph said, The hill is not enough for us: and all the Canaanites that dwell in the land of the valley have chariots of iron, both they who are of Bethshean and her towns, and they who are of the valley of Jezreel. Dia hoy ny taranak' i Josefa: Tsy ampy ho anay ny tany havoana; ary manana kalesy vy ny Kananita rehetra, izay monina any amin' ny tany lemaka, dia izay any Beti-sana sy ny zana-bohiny ary izay any amin' ny tany lemaka Jezirela. Fa hoy ny taranak' i Josefa: Ny tendrombohitra dia tsy omby anay, nefa samy manan-kalesy vy avokoa ao amin' ny Kananeana rehetra monina amin' ny tany lemaka, na ireo any Betisàna sy ny tanàna momba azy, na ireo amin' ny lohasahan' i Jezraela. Les fils de Joseph dirent : " La montagne ne nous suffit pas, et en plus, tous les Cananéens qui habitent la terre de la plaine ont des chars de fer, aussi bien ceux de Bet-Shéân et des villes qui en dépendent que ceux de la plaine de Yizréel. "
...............
Jos 19.18 And their border was toward Jezreel, and Chesulloth, and Shunem, Ary ny fari-taniny dia hatrany Jezirela sy Kesolota sy Sonema Ka ny faritry ny taniny dia Jezraela Kasalota, Sonema, Leur territoire s'étendait vers Yizréel et comprenait Kesullot, Shunem,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 6.33 Then all the Midianites and the Amalekites and the children of the east were gathered together, and went over, and pitched in the valley of Jezreel. Ary ny Midiana rehetra sy ny Amalekita ary ny zanaky ny atsinanana nivory, dia nita ka nitoby teny amin' ny tany lemaka Jezirela. Ary nivory Madiana sy Amaleka mbamin' ny zanaky ny Atsinanana rehetra, ka nita an' i Jordany izy, dia nitoby teo amin' ny tany lemaka Jezraela. Tout Madiân, Amaleq et les fils de l' Orient se réunirent et, ayant passé le Jourdain, ils vinrent camper dans la plaine de Yizréel.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 29.1 Now the Philistines gathered together all their armies to Aphek: and the Israelites pitched by a fountain which is in Jezreel. Ary ny Filistina dia namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka; fa ny Isiraely kosa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezirela. Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistina, fa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezraela kosa Israely. Les Philistins concentrèrent toutes leurs troupes à Apheq, tandis que les Israélites campaient à la source qui est en Yizréel.
...............
1Sm / 1Sam 29.11 So David and his men rose up early to depart in the morning, to return into the land of the Philistines. And the Philistines went up to Jezreel. Ary Davida sy ny olony nifoha maraina koa handeha maraina hiverina any amin' ny tanin' ny Filistina. Ary ny Filistina dia niakatra nankany Jezirela. Nifoha maraina hiverina any amin' ny tanin' ny Filistina, ary ny Filistina kosa niakatra nankany Jezraela. David et ses hommes se levèrent de bonne heure pour partir dès le matin et retourner au pays philistin. Quant aux Philistins, ils montèrent en Yizréel.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 2.9 And made him king over Gilead, and over the Ashurites, and over Jezreel, and over Ephraim, and over Benjamin, and over all Israel. dia nampanjaka azy tamin' i Gileada sy ny Asorita sy Jezirela sy ny Efraima sy ny Benjamina ary ny Isiraely rehetra. dia nantsangany ho mpanjaka amin' i Galaada, amin' ny Asorita, amin' i Zesraela, amin' i Efraima, amin' i Benjamina ary amin' Israely rehetra. Il l' avait établi roi sur Galaad, sur les Ashérites, sur Yizréel, Éphraïm, Benjamin, et sur tout Israël.
...............
2Sm / 2Sam 4.4 And Jonathan, Saul' s son, had a son that was lame of his feet. He was five years old when the tidings came of Saul and Jonathan out of Jezreel, and his nurse took him up, and fled: and it came to pass, as she made haste to flee, that he fell, and became lame. And his name was Mephibosheth. Ary Jonatana, zanak' i Saoly, nanan-janakalahy malemy tongotra. Dimy taona izy, fony tonga avy tany Jezirela ny filazana ny amin' i Saoly sy Jonatana; ary nentin' ny mpitaiza azy nandositra izy; ary raha nentiny nandositra tamin' ny fahatairana izy, dia nianjera ka tonga malemy tongotra, Mefiboseta no anarany. Jonatasy zanak' i Saola, dia nanan-janaka malemy tongo-droa. Dimy taona io zaza io, no tonga avy any Jezraela, ny filazana ny amin' i Saola sy Jonatasy hoe maty, ka nentin' ny mpitaiza azy nandositra izy; noho ny firotorotoan' izy io loatra teny am-pandosirana anefa dia potraka ny zaza ka nalemy tongotra. Mifiboseta no anarany. Il y avait un fils de Jonathan, fils de Saül, qui était perclus des deux pieds. Il avait cinq ans lorsque arriva de Yizréel la nouvelle concernant Saül et Jonathan. Sa nourrice l' emporta et s' enfuit, mais dans la précipitation de la fuite, l' enfant tomba et s' estropia. Il s' appelait Meribbaal.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.12 Baana the son of Ahilud; to him pertained Taanach and Megiddo, and all Bethshean, which is by Zartanah beneath Jezreel, from Bethshean to Abelmeholah, even unto the place that is beyond Jokneam: Bana, zanak' i Ahiloda; azy Tanaka sy Megido ary Beti-sana rehetra, izay anilan' i Zaretana, ambanin' i Jezirela, hatrany Beti-sana ka hatrany Abela-mehola, dia hatrany ankoatr' i Jokneama no azy. Banà, zanak' i Ahiloda: azy avokoa Tanàka sy Magedao ary Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna rehetra, akaikin' i Sartanà, eo ambanin' i Jezraela, hatrany Betsàna, ka hatrany Abelmeholà, hatrany ambadik' i Jekimaana; Baana fils d' Ahilud, à Tanak et Megiddo jusqu' au-delà de Yoqméam, et tout Bet-Sheân au-dessous de Yizréel, depuis Bet-Sheân jusqu'à Abel-Mehola, qui est vers Çartân.
...............
1Mp 18.45 And it came to pass in the mean while, that the heaven was black with clouds and wind, and there was a great rain. And Ahab rode, and went to Jezreel. Ary vetivety dia maintin' ny rahona sy ny rivotra ny lanitra, ka nisy ranonorana be. Ary Ahaba niakatra tamin' ny kalesy ka nankany Jezirela. Vetivety foana dia maintin' ny rahona sy ny rivotra ny lanitra, dia latsaka ny ranonoram-be ary Akaba nitaingina ny kalesy ka niverina tany Jezrahela. Sur le coup, le ciel s' obscurcit de nuages et de tempête et il y eut une grosse pluie. Achab monta en char et partit pour Yizréel.
1Mp 18.46 And the hand of the Lord was on Elijah; and he girded up his loins, and ran before Ahab to the entrance of Jezreel. Ary ny tànan' i Jehovah dia tao amin' i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela. Ary teo amin' i Elia ny tànan' ny Tompo ka nisikina izy, dia nihazakazaka teo alohan' i Akaba, hatrany amin' ny fidirana any Jezrahela. La main de Yahvé fut sur Élie, il ceignit ses reins et courut devant Achab jusqu'à l' arrivée à Yizréel. En route vers l' Horeb.
1Mp 21.1 And it came to pass after these things, that Naboth the Jezreelite had a vineyard, which was in Jezreel, hard by the palace of Ahab king of Samaria. Ary rehefa afaka izany zavatra izany, Nabota Jezirelita nanana tanim-boaloboka tao Jezirela, takaikin' ny lapan' i Ahaba, mpanjakan' i Samaria. Taorian' izany zavatra izany, tao Jezrahela kosa, dia nanana tanim-boaloboka anankiray Nabota avy ao Jezrahela, ary teo akaikin' ny lapan' i Akaba mpanjakan' i Samaria izany. Voici ce qui arriva après ces événements : Nabot de Yizréel possédait une vigne à côté du palais d' Achab, roi de Samarie,
...............
1Mp 21.23 And of Jezebel also spake the Lord, saying, The dogs shall eat Jezebel by the wall of Jezreel. Ary ny amin' i Jezebela koa dia nolazain' i Jehovah hoe: Ny alika hihinana an' i Jezebela eny ivelan' ny màndan' i Jezirela. Jezabela koa, nasian' ny Tompo teny hoe: Hohanin' ny alika eny akaikin' ny hadin' i Jezrahela Jezabela. Contre Jézabel aussi Yahvé a prononcé une parole : "Les chiens dévoreront Jézabel dans le champ de Yizréel. "

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 8.29 And king Joram went back to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him at Ramah, when he fought against Hazael king of Syria. And Ahaziah the son of Jehoram king of Judah went down to see Joram the son of Ahab in Jezreel, because he was sick. Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy. ka niverina ho any Jezrahela hampitsabo tena amin' ny ratra namelezan' ny Siriana azy tany Ramota, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Nidina Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba ao Jezrahela fa narary izy. Le roi Joram revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot lorsqu' il combattait Hazaèl roi d' Aram, et Ochozias fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel pour visiter Joram fils d' Achab parce qu' il était souffrant.
...............
2Mp 9.10 And the dogs shall eat Jezebel in the portion of Jezreel, and there shall be none to bury her. And he opened the door, and fled. Ary Jezebela hohanin' ny alika ao amin' ny tany Jezirela, ka tsy hisy handevina azy. Dia namoha ny varavarana ilay zatovo ka lasa nandositra. Hohanin' ny alika eo amin' ny sahan' i Jezrahela Jezabela, ary tsy hisy olona handevina azy. Dia novohan' ilay zatovo ny varavarana, ka lasa nandositra izy. Quant à Jézabel, les chiens la dévoreront dans le champ de Yizréel; personne ne l' enterrera." Puis il ouvrit la porte et s' enfuit.
...............
2Mp 9.15 But king Joram was returned to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him, when he fought with Hazael king of Syria.) And Jehu said, If it be your minds, then let none go forth nor escape out of the city to go to tell it in Jezreel. Nefa Jorama mpanjaka efa niverina hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria), ka dia hoy Jeho; Raha izany ary no sitrakareo, aza avela hisy hiala eto an-tanàna handeha hilaza izany any Jezirela. saingy niverina nankany Jezrahela Jorama mpanjaka hampitsabo tena amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy, tamin' izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ka hoy Jeho: Raha maniry izany ary hianareo, aza misy mitsoaka eto an-tanàna ny olona, ka andeha hilaza izany any Jezrahela. Mais le roi Joram était revenu à Yizréel pour faire soigner les blessures que les Araméens lui avaient infligées dans les combats qu' il soutenait contre Hazaèl, roi d' Aram. Jéhu dit : "Si c' est votre sentiment, que personne ne s'échappe de la ville et n' aille porter la nouvelle à Yizréel!"
2Mp 9.16 So Jehu rode in a chariot, and went to Jezreel; for Joram lay there. And Ahaziah king of Judah was come down to see Joram. Dia niakatra teo amin' ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran' i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan' ny Joda, efa nidina hamangy an' i Jorama. Dia niakatra teo amin' ny kalesiny Jeho, ka niainga nankany Jezrahela, fa nandry tany Jorama, ary nidina namangy an' i Jorama any koa Okoziasa mpanjakan' i Jodà. Jéhu monta en char et partit pour Yizréel; Joram y était alité et Ochozias, roi de Juda, était descendu le visiter.
2Mp 9.17 And there stood a watchman on the tower in Jezreel, and he spied the company of Jehu as he came, and said, I see a company. And Joram said, Take an horseman, and send to meet them, and let him say, Is it peace? Ary ny mpitily mitsangana teo an-tampon' ny tilikambo teo Jezirela ka nahatazana fa indrery olona betsaka tamy niaraka amin' i Jeho, ary hoy izy: Mahita olona betsaka aho. Ary hoy Jorama: Makà mpitaingin-tsoavaly, ka maniraha hitsena azy, ary asaovy manao hoe: Fihavanana va? Tazan' ny mpitily nitoetra tao an-tampon' ny tilikambon' i Jezrahela kosa ny nihavian' ny antoko-miaramilan' i Jeho ka nolazainy hoe: Mahatazana antoko-miaramila aho. Ary hoy Jorama: Makà mpitaingin-tsoavaly anankiray, iraho hitsena azy ireo ka hanontany hoe: Fihavanana va izao? Le guetteur, posté sur la tour de Yizréel, vit la troupe de Jéhu qui arrivait et annonça : "Je vois une troupe." Joram ordonna : "Qu' on prenne un cavalier, qu' on l' envoie au-devant de ces gens et qu' il demande : Cela va-t-il bien?"
...............
2Mp 9.30 And when Jehu was come to Jezreel, Jezebel heard of it; and she painted her face, and tired her head, and looked out at a window. Dia tonga tany Jezirela Jeho; ary nony nandre izany Jezebela, dia nohosorany loko mainty ny masony, sady noravahany ny lohany, dia nitsidika teo am-baravarankely izy. Dia niditra tao Jezrahela Jeho. Raha nandre izany Jezabela dia notentenany ny masony, noravahany ny lohany, ka nitsidika teo am-baravarankely izy. Jéhu rentra à Yizréel et Jézabel l' apprit. Elle se farda les yeux, s' orna la tête, se mit à la fenêtre
...............
2Mp 9.36 Wherefore they came again, and told him. And he said, This is the word of the Lord, which he spake by his servant Elijah the Tishbite, saying, In the portion of Jezreel shall dogs eat the flesh of Jezebel: Ary niverina ireo ka nanambara taminy. Ary hoy Jeho: Araka ny tenin' i Jehovah izany, dia ilay nampilazainy an' i Elia Tisbita mpanompony hoe: Ao amin' ny tany Jezirela no hihinanan' ny alika ny nofon' i Jezebela, Ka niverina nilaza izany tamin' i Jeho izy, fa hoy izy: Izany no tenin' ny Tompo notononiny tamin' ny alàlan' i Elia Tesbita, nataony hoe: Hohanin' ny alika ao amin' ny sahan' i Jezrahela ny nofon' i Jezabela, ary hanahaka ny zezika eo ambonin' ny tany ao amin' ny sahan' i Jezrahela ny fatin' i Jezabela, ka tsy ho azo lazaina akory hoe: Jezabela ity. On revint en informer Jéhu, qui dit : "C' est la parole de Yahvé, qu' il a prononcée par le ministère de son serviteur Elie le Tishbite : Dans le champ de Yizréel, les chiens dévoreront la chair de Jézabel,
2Mp 9.37 And the carcase of Jezebel shall be as dung upon the face of the field in the portion of Jezreel; so that they shall not say, This is Jezebel. Ary ny fatiny ho toy ny zezika any an-tsaha, ny amin' ny tany Jezirela, ka tsy hisy hahazo milaza hoe Jezebela ity. le cadavre de Jézabel sera comme du fumier épandu dans la campagne, en sorte qu' on ne pourra pas dire : C' est Jézabel."
2Mp 10.1 And Ahab had seventy sons in Samaria. And Jehu wrote letters, and sent to Samaria, unto the rulers of Jezreel, to the elders, and to them that brought up Ahab' s children, saying, Ary nisy zanak' i Ahaba fito-polo lahy tany Samaria. Ary Jeho nanoratra taratasy ka nampitondra iny ho any Samaria any amin' ny mpanapaka any Jezirela dia ho any amin' ny loholona sy ny mpitaiza ny zanak' i Ahaba nanao hoe: Nisy zanak' i Akaba fitopolo lahy tany Samaria, ka nanoratra taratasy Jeho nampitondrainy tany Samaria ho an' ny lehiben' i Jezrahela, dia ny loholona, ary ho an' ny tonian' ny fikarakarana ny zanak' i Akaba, ary izao no teniny: Il y avait à Samarie 70 fils d' Achab. Jéhu écrivit des lettres qu' il envoya à Samarie aux commandants de la ville, aux anciens et aux tuteurs des enfants d' Achab. Il disait
...............
2Mp 10.6 Then he wrote a letter the second time to them, saying, If ye be mine, and if ye will hearken unto my voice, take ye the heads of the men your master' s sons, and come to me to Jezreel by to morrow this time. Now the king' s sons, being seventy persons, were with the great men of the city, which brought them up. Dia nanoratra taratasy taminy indray Jeho nanao hoe: Raha ahy ary ianareo ka hankatò ny teniko, dia tapaho ny lohan' ireo zanakalahin' ny tomponareo, ary mankanesa atý amiko atý Jezirela rahampitso toy izao. Ary izy fito-polo lahy zanaky ny mpanjaka dia tao amin' ireo lehiben' ny tanàna, mpitaiza azy. Dia nanoratra taratasy fanindroany ho any amin' izy ireo Jeho nanao hoe: Raha momba ahy sy mihaino ny feoko hianareo, alao ny lohan' ireo lehilahy, zanaky ny tomponareo, ka tongava atý amiko atý Jezrahela rahampitso toy izao. Tao amin' ny lehiben' ny tanàna, izay nitaiza azy, izy fitopolo lahy, zanaky ny mpanjaka. Jéhu leur écrivit une seconde lettre, où il disait : "Si donc vous êtes pour moi et si vous voulez m'écouter, prenez les chefs des hommes de la maison de votre maître et venez me trouver demain à cette heure à Yizréel."Il y avait 70 fils du roi chez les grands de la ville, qui les élevaient.
2Mp 10.7 And it came to pass, when the letter came to them, that they took the king' s sons, and slew seventy persons, and put their heads in baskets, and sent him them to Jezreel. Ary nony efa tonga tany amin' ireo ny taratasy, dia naka ny zanakalahin' ny mpanjaka izy ka namono azy fito-polo lahy, ary nataony tao an-tsobiky ny lohany ka nateriny tany amin' i Jeho tany Jezirela. Ka nony tonga tany amin' izy ireo ny taratasy, novonoiny avokoa izy fitopolo lahy, ary nataony an-tsobiky ny lohany, dia nalefany ho any amin' i Jeho, tany Jezrahela. Dès que cette lettre leur parvint, ils prirent les fils du roi, les égorgèrent tous les 70, mirent leur tête dans des corbeilles et les lui envoyèrent à Yizréel.
...............
2Mp 10.11 So Jehu slew all that remained of the house of Ahab in Jezreel, and all his great men, and his kinsfolks, and his priests, until he left him none remaining. Ka dia novonoin' i Jeho izay sisa rehetra tamin' ny taranak' i Ahaba tao Jezirela sy ny olom-baventy rehetra tao aminy mbamin' ny havany ary ny mpisorony koa, ambara-paha-tsy hisy miangana na dia iray akory aza. Dia novonoin' i Jeho avokoa izay sisa rehetra tamin' ny tranon' i Akaba, tao Jezrahela, na ny olom-baventiny rehetra, na ny havany amam-pisorony rehetra, ka tsy nasiany niangana na dia iray aza. Et Jéhu frappa tous ceux qui restaient de la maison d' Achab à Yizréel, tous ses grands, ses familiers, ses prêtres; il n' en laissa échapper aucun.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.3 And these were of the father of Etam; Jezreel, and Ishma, and Idbash: and the name of their sister was Hazelelponi: Ary izao no avy amin' ny rain' i Etama: Jezirela sy Jisma ary Jidbasy, ary Hazelelpony no anaran' ny anabaviny, Izao avy no avy amin' ny rain' i Etama: Jezrahela, Jesema, sy Jedebosa, ary Asalelfoni no anaran' ny anabavin' ireo. Voici Abi-Étam, Yizréel, Yishma et Yidbash, dont la soeur s' appelait Haçlelponi.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 22.6 And he returned to be healed in Jezreel because of the wounds which were given him at Ramah, when he fought with Hazael king of Syria. And Azariah the son of Jehoram king of Judah went down to see Jehoram the son of Ahab at Jezreel, because he was sick. Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin' ny feriny tamin' ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Azaria, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina mba hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy. Dia niverina tao Jezrahela Jorama hotsaboina amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy tao Ramà, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ary Azariasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, nidina tany Jezrahela hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba fa narary izy. il revint à Yizréel pour faire soigner les blessures reçues à Ramot en combattant Hazaèl, roi d' Aram. Ochozias, fils de Joram, roi de Juda, descendit à Yizréel, pour visiter Joram, fils d' Achab, parce qu' il était souffrant.

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
...............
Hos / Os 1.4 And the Lord said unto him, Call his name Jezreel; for yet a little while, and I will avenge the blood of Jezreel upon the house of Jehu, and will cause to cease the kingdom of the house of Israel. Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezirela no anarany; fa vetivety dia hovaliako ny taranak' i Jeho noho ny rà nalatsaka tao Jezirela, ary hatsahatro ny fanjakan' ny taranak' Isiraely. Ary hoy Iaveh taminy: Ataovy hoe Jezrahely ny anarany, fa andro vitsy sisa, dia hovaliako ny taranak' i Jeho noho ny ra nalatsaka tao Jezrahely, ary hotaperiko ny fanjakan' ny taranak' Israely. Yahvé lui dit : " Appelle-le du nom de Yizréel, car encore un peu de temps, et je châtierai la maison de Jéhu pour le sang versé à Yizréel, et je mettrai fin à la royauté de la maison d' Israël.
Hos / Os 1.5 And it shall come to pass at that day, that I will break the bow of Israel, in the valley of Jezreel. Ary amin' izany andro izany dia hotapahiko ao amin' ny tany lemaka Jezirela ny tsipìkan' Isiraely. Amin' izany andro izany, hotapahiko, eo amin' ny tanilemaka Jezrahely, ny tsipìkan' Israely. Il adviendra, en ce jour-là, que je briserai l' arc d' Israël dans la vallée de Yizréel. "
...............
Hos / Os 2.2 Plead with your mother, plead: for she is not my wife, neither am I her husband: let her therefore put away her whoredoms out of her sight, and her adulteries from between her breasts; Dia hiara-mivory ny taranak' i Joda sy ny taranak' Isiraely ka hifidy anankiray ho lohany izy, dia hiakatra hiala amin' ny tany, fa ho lehibe ny andron' i Jezirda. Ary hiara-mivory ny taranak' i Jodà sy ny taranak' Israely, ka hanangana filoha iray hiombonany, dia hiakatra hiala amin' ny tany, fa ho lehibe ny andron' i Jezrahely. Les enfants de Juda et les enfants d' Israël se réuniront, ils se donneront un chef unique et ils déborderont hors du pays; car il sera grand le jour de Yizréel.
...............
Hos / Os 2.23 And I will sow her unto me in the earth; and I will have mercy upon her that had not obtained mercy; and I will say to them which were not my people, Thou art my people; and they shall say, Thou art my God. Ary amin' izany andro izany dia hihaino Aho, hoy Jehovah, eny, hihainoa ny lanitra Aho, ary izy kosa hihaino ny tany; Ary ny tany kosa hihaino ny vary sy ny ranom-boaloboka ary ny diloilo; Ary ireo kosa dia hihaino an' i Jezirela, Dia hafafiko ho Ahy amin' ny tany izy; Ary hamindra fo amin' i Lò-rohama Aho sady hanao amin' i Lò-amy hoe: Oloko ianao; Ary izy kosa hanao hoe: Andriamanitro Hianao. Izao no ho tonga amin' izany andro izany: Izaho hamaly, - teny marin' ny Tompo, izaho hamaly ny fangatahan' ny lanitra, ary izy hamaly ny fangatahan' ny tany; Il adviendra, en ce jour-là, que je répondrai - oracle de Yahvé - je répondrai aux cieux et eux répondront à la terre;
Hos / Os 2.24 ny tany hamaly ny fangatahan' ny vary sy ny divay vaovao ary ny diloilo, ary ireo hamaly ny fangatahan' i Jezrahely. la terre répondra au froment, au vin nouveau et à l' huile fraîche, et eux répondront à Yizréel.