Chapitres et versets citant Tabara

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 19.22 And the coast reacheth to Tabor, and Shahazimah, and Bethshemesh; and the outgoings of their border were at Jordan: sixteen cities with their villages. Ary ny fari-taniny dia nahazo an' i Tabara sy Sahazoma sy Beti-semesy, ka dia nihatra tany Jordana: tanàna enina ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. Ary ny faritry ny taniny dia nikasika any Tabora sy Sedesema ary Beti-Samesy, ka tafapaka hatrany Jordany, tanàna enina ambin' ny folo sy ny zanabohiny. La frontière touchait Tabor, Shahaçima et Bet-Shé-mesh, et le point d' arrivée de la frontière était le Jourdain : seize villes avec leurs villages.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.6 And she sent and called Barak the son of Abinoam out of Kedeshnaphtali, and said unto him, Hath not the Lord God of Israel commanded, saying, Go and draw toward mount Tabor, and take with thee ten thousand men of the children of Naphtali and of the children of Zebulun? Ary Debora naniraka ka niantso an' i Baraka, zanak' i Abinoama, tany Kadesi-naftaly, ka nanao taminy hoe: Moa tsy efa nandidy va Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanao hoe: Mandehana, ka mankanesa any an-tendrombohitra Tabara, ary mitondrà iray alin-dahy amin' ny taranak' i Naftaly sy Zebolona hiaraka aminao? Naniraka olona hiantso an' i Baràka, zanak' i Abinoama, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: Tsy izao va no didy nomen' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabora hianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin' ny taranak' i Neftalì sy amin' ny taranak' i Zabolona hiaraka aminao, Elle envoya chercher Baraq, fils d' Abinoam de Qédèsh en Nephtali et lui dit : " Yahvé, Dieu d' Israël, n' a-t-il pas ordonné : "Va, marche vers le mont Tabor et prends avec toi dix mille hommes des fils de Nephtali et des fils de Zabulon.
...............
Mts / Mpits 4.12 And they shewed Sisera that Barak the son of Abinoam was gone up to mount Tabor. Ary nisy nilaza tamin' i Sisera fa Baraka, zanak' i Abinoama, niakatra any an-tendrombohitra Tabara. Nilazana Sisarà, fa niainga Baràka zanak' i Abinoema nankany amin' ny tendrombohitra Tabora, On annonça à Sisera que Baraq, fils d' Abinoam, était monté sur le mont Tabor.
...............
Mts / Mpits 4.14 And Deborah said unto Barak, Up; for this is the day in which the Lord hath delivered Sisera into thine hand: is not the Lord gone out before thee? So Barak went down from mount Tabor, and ten thousand men after him. Ary hoy Debora tamin' i Baraka: Miakara, fa anio no andro hanoloran' i Jehovah an' i Sisera eo an-tananao; tsy mivoaka eo anoloanao va Jehovah? Dia nidina Baraka sy ny olona iray alina nanaraka azy, avy tany an-tendrombohitra Tabara. Tamin' izay dia hoy Deborà tamin' i Baràka: Mitsangàna, fa anio no andro nanoloran' ny Tompo an' i Sisarà ho eo an-tànanao. Moa tsy nivoaka teo alohanao va Iaveh? Koa nidina avy any an-tendrombohitra Tabora, Baràka, ary lehilahy iray alina no nanaraka azy. Débora dit à Baraq : " Lève-toi, car voici le jour où Yahvé a livré Sisera entre tes mains. Oui! Yahvé ne marche-t-il pas devant toi ? " Et Baraq descendit du mont Tabor avec dix mille hommes derrière lui.
...............
Mts / Mpits 8.18 Then said he unto Zebah and Zalmunna, What manner of men were they whom ye slew at Tabor? And they answered, As thou art, so were they; each one resembled the children of a king. Dia hoy izy tamin' i Zebaha sy Zalmona: Lehilahy toy inona ange izay novonoinareo tany Tabara? Ary hoy izy roa lahy: Tahaka anao ihany izy. Nitarehin-janak' andriana avokoa izy rehetra. Ary hoy izy tamin' i Zebea sy Salmanà: Lehilahy toy inona moa, izany novonoinareo tany Tabora izany? Dia hoy ireo: Tahaka anao izao izy; samy mitarehin-janak' andriana avokoa izy. Puis il dit à Zébah et Çalmunna : " Comment donc étaient ces hommes que vous avez tués au Tabor ? " - " Ils te ressemblaient, répondirent-ils. Chacun d' eux avait l' air d' un fils de roi. " -

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 10.3 Then shalt thou go on forward from thence, and thou shalt come to the plain of Tabor, and there shall meet thee three men going up to God to Bethel, one carrying three kids, and another carrying three loaves of bread, and another carrying a bottle of wine: Dia handroso hiala ao ianao ka ho tonga ao amin' ny hazo terebinta any Tabara, dia hifanena amin' ny olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela, ny anankiray mitondra zanak' osy telo, ny anankiray mitondra mofo telo, ary ny anankiray mitondra divay iray tavoara; Avy eo hianao, dia hanohy ny dianao, ary ho tonga ao amin' ny aokan' i Tabora, ka hotsenain' olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela: ny iray mitondra zanak' osy telo, ny iray mitondra mofo telo, ny iray mitondra divay iray siny hoditra; Passant outre, tu arriveras au Chêne de Tabor et tu y rencontreras trois hommes montant vers Dieu à Béthel, l' un portant trois chevreaux, l' autre portant trois miches de pain, le dernier portant une outre de vin.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.62 And to the sons of Gershom throughout their families out of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities. Ary ny an' ny sisa, taranak' i Merary, dia avy tamin' ny firenen' i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy; Ny nomena ny Levita sisa taranak' i Merarì : avy amin' ny fokon' i Zabolona: Remmonao, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Tabora, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy ; Pour les autres fils de Merari : sur la tribu de Zabulon : Rimmôn et ses pâturages, Tabor et ses pâturages, -

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 89.12 The north and the south thou hast created them: Tabor and Hermon shall rejoice in thy name. Ny avaratra sy ny atsimo. Hianao no nahary azy; Ny anaranao no ihobian' i Tabara sy Hermona. Anao ny lanitra, anao koa ny tany; ny tany sy izay rehetra ao aminy, hianao no nanorina azy. A toi le ciel, à toi aussi la terre, le monde et son contenu, c' est toi qui les fondas;
Sal 89.13 Thou hast a mighty arm: strong is thy hand, and high is thy right hand. Manan-tsandry mahery Hianao; Mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana. Ny atsimo sy avaratra, hianao no nahary azy. Tabora sy Hermona indray mientana amin' ny anaranao. le nord et le midi, c' est toi qui les créas, le Tabor et l' Hermon à ton nom crient de joie.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 46.18 As I live, saith the King, whose name is the Lord of hosts, Surely as Tabor is among the mountains, and as Carmel by the sea, so shall he come. Raha velona koa Aho, hoy ny Mpanjaka, Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany: Tahaka an' i Tabara amin' ny tendrombohitra, sy tahaka an' i Karmela ao amoron-dranomasina, dia ho tahaka izany no hihaviany. Velona aho, - teny marin' ny Mpanjaka, tompon' ny anarana hoe: Iavehn' ny tafika: Tahaka an' i Tabora eo amin' ny tendrombohitra, tahaka an' i Karmela, eo ambonin' ny ranomasina, dia tamy izy. Aussi vrai que je vis oracle du Roi dont le nom est Yahvé Sabaot il va venir, pareil au Tabor parmi les monts, au Carmel surplombant la mer.

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
Hos / Os 5.1 Hear ye this, O priests; and hearken, ye house of Israel; and give ye ear, O house of the king; for judgment is toward you, because ye have been a snare on Mizpah, and a net spread upon Tabor. Henoinareo izao, ry mpisorona, ary mandrenesa, ry taranak' Isiraely; Ary atongilano ny sofinareo, ry mpianakavin' ny mpanjaka; Fa ianareo no hihiran' ny fitsarana, satria tonga fandrika ao Mizpa ianareo sy fandrika harato voavelatra ao Tabara. Mandrenesa izao, ry mpisorona; mihainoa tsara, ry taranak' Israely; manongilàna sofina, ry taranaky ny mpanjaka; fa hianareo no hamoahana ny teny fitsarana, satria hianareo no efa fandrika tao Masfà sy fandrika harato voavelatra ao ambonin' i Tabora. Écoutez ceci, prêtres, sois attentive, maison d' Israël, maison du roi, prête l' oreille! Car c' est vous que concerne le droit, mais vous avez été un piège à Miçpa, et un filet tendu sur le Tabor.