Chapitres et versets citant Meda

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 6.2 And there was found at Achmetha, in the palace that is in the province of the Medes, a roll, and therein was a record thus written: Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin' ny tanin' ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: Ka indro hita tao Ekbatana, tanàna mimanda ao amin' ny faritanin' i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: et l' on trouva à Ecbatane, la forteresse sise dans la province des Mèdes, un rouleau dont voici la teneur "Mémorandum.

      Jodita Livre de Judith
Jdt 1.1 Nony efa nampanaiky ny firenena maro ho ambanin' ny fahefany Arfaksada, mpanjakan' ny Meda, dia nanorina tanàna fiarovana mafy anankiray, nataony hoe Ekbatana, tamin' ny vato voapaika vita efa-joro. C'était en la douzième année de Nabuchodonosor, qui régna sur les Assyriens à Ninive la grande ville. Arphaxad régnait alors sur les Mèdes à Ecbatane.

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 1.3 In the third year of his reign, he made a feast unto all his princes and his servants; the power of Persia and Media, the nobles and princes of the provinces, being before him: tamin' ny taona fahatelo nanjakany, dia nanao fanasana ho an' ny mpanapaka sy ny mpanompony rehetra izy; ary teo anatrehany koa ny lehiben' ny miaramilan' i Persia sy Media sy ny mpanapaka mbamin' ireo komandin' ny isan-tokony amin' ny fanjakany; dia nanao fanasana ho an' ny andriandahy amam-pandraharahany rehetra, tamin' ny taona fahatelo nanjakany. Tafavory teo anatrehany avokoa ny lehiben' ny foloalindahin' ny Persa sy ny Meda, ny lehibe sy governora isam-paritany: la troisième année de son règne, il donna un banquet, présidé par lui, à tous ses grands officiers et serviteurs chefs de l' armée des Perses et des Mèdes, nobles et gouverneurs de provinces.
...............
Est 1.14 And the next unto him was Carshena, Shethar, Admatha, Tarshish, Meres, Marsena, and Memucan, the seven princes of Persia and Media, which saw the king' s face, and which sat the first in the kingdom;) ary ny teo akaikiny dia Rarsena, Setara, Admata, Tarsisy, Maresa, Marsena, Memokana, mpanapaka fito tamin' i Persia sy Media, izay nahita ny tarehin' ny mpanjaka ka nipetraka tamin' ny fitoerana aloha teo amin' ny fanjakana): Ary ny nanakaiky azy indrindra, dia izy fito lahy, andriandahin' i Persa sy Media, Karsena, Setara, Admatà, Tarsisa, Maresa, Marsanà ary Mamokàna, izay nahita ny tavan' ny mpanjaka, sy nitana ny laharana voalohany teo amin' ny fanjakana. Il fit venir près de lui Karshena, Shétar, Admata, Tarshish, Mérès, Marsena et Memukân, sept grands officiers perses et mèdes admis à voir la face du roi et siégeant aux premières places du royaume.
...............
Est 1.18 Likewise shall the ladies of Persia and Media say this day unto all the king' s princes, which have heard of the deed of the queen. Thus shall there arise too much contempt and wrath. Ary na dia amin' izao andro izao aza ny andriambavin' i Persia sy Media, izay mandre ny nataon' ny vadin' ny mpanjaka, dia samy hilaza izany amin' ny mpanapaka rehetra voatendrin' ny mpanjaka; ka dia ho loza loatra ny famingavingana sy ny faniratsirana. Ka hatramin' izao anio izao ihany, ny andriambavin' i Persa sy Media handre izao nataon' ny mpanjakavavy izao, dia hilaza azy amin' ny andriandahin' ny mpanjaka rehetra, ka ho faniratsirana aman-katezerana be no hitranga. Aujourd' hui même les femmes des grands officiers perses et mèdes vont parler à tous les grands officiers du roi de ce qu' elles ont appris de la façon d' agir de la reine, et ce sera grand mépris et grande colère.
Est 1.19 If it please the king, let there go a royal commandment from him, and let it be written among the laws of the Persians and the Medes, that it be not altered, That Vashti come no more before king Ahasuerus; and let the king give her royal estate unto another that is better than she. Koa raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didim-panjakana hivoaka avy eto amin' ny mpanjaka ka hosoratana ao amin' ny lalàn' i Persia sy Media ka dia tsy hovana, fa tsy hahazo hankeo anatrehan' i Ahasoerosy mpanjaka intsony Vasty; ary ny voninahitr' i Vasty dia aoka homen' ny mpanjaka ho an' izay vehivavy hafa tsara noho izy. Koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hisy didim-panjaka, haely hatraiza hatraiza amin' ny anarany, sady hosoratana ao amin' ny lalàn' ny Persa sy ny Meda, tsy ho azo dikaina, milaza fa tsy hiseho eo anatrehan' i Asoerosa mpanjaka intsony Vastì mpanjakavavy, ary ny voninahitra hoe mpanjakavavy dia homen' ny mpanjaka ny vehivavy hafa tsaratsara kokoa noho izy. Si tel est le bon plaisir du roi, qu' un édit émané de lui s' inscrive, irrévocable, parmi les lois des Perses et des Mèdes, pour interdire à Vasthi de paraître en présence du roi Assuérus, et que le roi confère sa qualité de reine à une autre qui vaille mieux qu' elle.
...............
Est 10.2 And all the acts of his power and of his might, and the declaration of the greatness of Mordecai, whereunto the king advanced him, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Media and Persia? Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin' ny filazana ny fahalehibiazan' i Mordekay, araka izay nanandratan' ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' i Media sy Persia va izany? Moa tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Media sy Persa avokoa va ny zavatra momba ny fahefany sy ny herim-po nataony, ary ny andinidininy momba ny fahalehibeazana nanandratan' izy mpanjaka an' i Mardokea. Tous les exploits de sa vigueur et de sa vaillance, ainsi que la relation de l'élévation de Mardochée qu' il avait exalté, tout cela est écrit dans le livre des Chroniques des rois des Mèdes et des Perses.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 6.56 no tonga avy any Persa sy Media, nomban' ny miaramila nanaraka ny mpanjaka, ka nitady handray ny raharaham-panjakana ho eo an-tanany. était revenu de Perse et de Médie avec les troupes qui avaient accompagné le roi, et cherchait à s' emparer de la direction des affaires.
...............
1M 8.8 dia ny tany India, Media, Lidia, ary ny ilany amin' ireo faritany tsara indrindra; ka nony noraisiny avy aminy ireo, dia natolony ho an' i Eomena mpanjaka. On lui enlevait le pays indien, la Médie, la Lydie et quelques-unes de ses plus belles provinces au profit du roi Eumène.
1M 14.1 Tamin' ny taona faharoa amby fitopolo amby zato, novorin' i Demetriosa mpanjaka ny miaramilany, dia nankany Media izy, haka miaramila mpanampy, hoentiny miady amin' i Trifona. En l' année 172, le roi Démétrius réunit son armée et s' en alla en Médie se procurer des secours afin de combattre Tryphon.
1M 14.2 Nony ren' i Arsasa, mpanjakan' i Persa sy Media, fa niditra ny faritaniny Demetriosa, dia nirahiny hanao azy sambo-belona ny iray tamin' ireo jeneraliny. Arsace, roi de Perse et de Médie, ayant appris que Démétrius était rentré sur son territoire, envoya un de ses généraux le capturer vivant.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 21.2 A grievous vision is declared unto me; the treacherous dealer dealeth treacherously, and the spoiler spoileth. Go up, O Elam: besiege, O Media; all the sighing thereof have I made to cease. Misy fahitana mampahory naseho tamiko: Ny mpamitaka mamitaka, ary ny mpandringana mandringana. Iakaro, ry Elama ô! ekeo, ry Media ô! Hatsahatro ny fisentoana rehetra. Misy fahitana mahatsiravina naseho tamiko: ny mpandroba, mandroba; ny mpandrava, mandrava. Iakaro, ry Elama! Hodidino, ry Meda! Hatsahatro ny fisentoana rehetra. Une vision sinistre m' a été révélée : " Le traître trahit et le dévastateur dévaste. Monte, Élam, assiège, Mède! " J' ai fait cesser tous les gémissements.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.25 And all the kings of Zimri, and all the kings of Elam, and all the kings of the Medes, ary ny mpanjaka rehetra any Zimry sy ny mpanjaka rehetra any Elama ary ny mpanjaka rehetra any Media, ny mpanjaka rehetra any Zambrì, ny mpanjaka rehetra any Elama, mbamin' ny mpanjaka rehetra any Media; Tous les rois de Zimri , tous les rois d' Elam et tous les rois de Médie;
...............
Jer / Jr 51.11 Make bright the arrows; gather the shields: the Lord hath raised up the spirit of the kings of the Medes: for his device is against Babylon, to destroy it; because it is the vengeance of the Lord, the vengeance of his temple. Lambolamboy ny zana-tsipìka, tano ny ampinga; Jehovah efa namporisika ny fanahin' ny mpanjakan' ny Mediana; Fa ny hamely an' i Babylona no nosaininy, mba handringanana azy; Fa famalian' i Jehovah izany, eny, famaliana noho ny tempoliny. Ranito ny zana-tsipìka; misarona ny ampinganareo! Efa nanetsika ny fanahin' ny mpanjakan' i Media Iaveh; fa ny fiheviny an' i Babela dia ny handrava azy. Fa izany no valim-bonoana hataon' ny Tompo dia ny hamaliany noho ny amin' ny tempoliny. Affûtez les flèches, emplissez les carquois! Yahvé a excité l' esprit des rois des Mèdes, car il a formé contre Babylone le projet de la détruire : c' est la vengeance de Yahvé, la vengeance de son Temple.
...............
Jer / Jr 51.28 Prepare against her the nations with the kings of the Medes, the captains thereof, and all the rulers thereof, and all the land of his dominion. Manendre firenena sy ireo mpanjakan' ny Mediana hamely azy, ny governora sy ny lefiny rehetra ary ny tany rehetra anjakany. Manokàna ny firenena hamely azy, dia ireo mpanjakan' i Media, ny kapiteniny amam-panapaka, sy ny tany rehetra izay tapahany. Vouez des nations contre elle : les rois de Médie, ses gouverneurs, tous ses magistrats et tout le pays en sa possession.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 8.20 The ram which thou sawest having two horns are the kings of Media and Persia. Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan' i Media sy Persia. Ilay ondralahy manan-tandroka roa hitanao, dia ny mpanjakan' i Media sy Persa; Le bélier que tu as vu, ses deux cornes, ce sont les rois des Mèdes et des Perses.