Chapitres et versets citant Magoga

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.2 The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. Ny zanakalahin' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa. Zanak' i Jafeta: Gomera, Magoga, Maday, Javàna, Tobala, Mosòka, ary Tirasa. Fils de Japhet : Gomer, Magog, les Mèdes, Yavân, Tubal, Moshek, Tiras.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.5 The sons of Japheth; Gomer, and Magog, and Madai, and Javan, and Tubal, and Meshech, and Tiras. Ny zanakalahin' i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseta ary Tirasa. Zanak' i Jafeta: Gomera, Magoga, Madaia, Javàna, Tobala, Mosaoka, ary Thirasa. Fils de Japhet : Gomer, Magog, les Mèdes, Yavân, Tubal, Méshek, Tiras.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 38.2 Son of man, set thy face against Gog, the land of Magog, the chief prince of Meshech and Tubal, and prophesy against him, Ry zanak' olona, manandrifia an' i Goga avy any amin' ny tany Magoga, izay mpanjakan' i Rosy sy Meseka ary Tobala, ary maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona, atodiho mankany Goga ny tavanao, any amin' ny tany Magoga, izay mpanapaka ambony any Mosoka sy Tobala, ary maminania ny aminy, ka ataovy hoe: Fils d' homme, tourne-toi vers Gog, au pays de Magog, prince, chef de Méshek et de Tubal, et prophétise contre lui.
...............
Eze / Ez 39.6 And I will send a fire on Magog, and among them that dwell carelessly in the isles: and they shall know that I am the Lord. Ary haterako afo Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amoron-tsiraka; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah. Handefa afo ho any amin' ny tany Magoga aho sy ho any amin-dry zareo monina fahizay any amin' ireo nosy, ka ho fantany fa Iaveh aho. J' enverrai le feu dans Magog et sur ceux qui habitent des îles, en sécurité, et ils sauront que je suis Yahvé.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 20.7 And when the thousand years are expired, Satan shall be loosed out of his prison, Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana Satana ho afaka ao amin' ny tranomaizina nitoerany Rahefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana hiala amin' ny tranomaizina i Satana, ka hivoaka hamitaka ny firenena amin' ny vazan-tany efatra, dia i Goga sy Magoga, izay hoatra ny fasiky ny ranomasina ny isany, mba hamory azy ho amin' ny ady. Les mille ans écoulés, Satan, relâché de sa prison,
Apo / Ap 20.8 And shall go out to deceive the nations which are in the four quarters of the earth, Gog, and Magog, to gather them together to battle: the number of whom is as the sand of the sea. ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin' ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin' ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany. Dia niakatra tamin' ny tany izy ireo, ka nanodidina ny tobin' ny olo-masina sy ny tanàna malala. s' en ira séduire les nations des quatre coins de la terre, Gog et Magog, et les rassembler pour la guerre, aussi nombreux que le sable de la mer ;