Chapitres et versets citant Hetlona

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 47.15 And this shall be the border of the land toward the north side, from the great sea, the way of Hethlon, as men go to Zedad; Ary izao no faritry ny tany: Ny lafiny avaratra dia hatramin' ny Ranomasina Lehibe amin' ny lalana mankany Hetlona ka hatrany akaikin' i zedada, Izao no ho faritry ny tany: Ny avaratra, hatreo amin' ny ranomasina lehibe amin' ny làlan' i Hethalona mankany Sedada. Voici la frontière du pays. Du côté du nord, depuis la Grande mer : la route de Hètlôn jusqu'à l' Entrée de Hamat, Çedad,
Eze / Ez 48.1 Now these are the names of the tribes. From the north end to the coast of the way of Hethlon, as one goeth to Hamath, Hazarenan, the border of Damascus northward, to the coast of Hamath; for these are his sides east and west; a portion for Dan. Ary izao no anaran' ny firenena: Hatramin' ny farany avaratra any amoron-dranomasina amin' ny lalana mankany Hetlona any akaikin' i Hamata sy Hazar-enana, fari-tanin' i Damaskosy eo avaratra, any anilan' i Hamata; izany no ho lafiny atsinanana sy andrefana; anjara iray ho an' i Dana. Izao no anaran' ny foko: Hatramin' ny tendrony avaratra manaraka ny làlan' i Hethalona ho any Hamata, Hatzera-Enona, ny sisin-tanin' i Damasa mianavaratra, manaraka ny lavan' i Hamata, izao avy no ho an' ny isam-poko: hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana: anjara iray ho an' i Dana. Voici les noms des tribus. A l' extrême nord, dans la direction de Hètlôn, vers l' Entrée de Hamat et Haçar-Enân, le territoire de Damas étant au nord, le long de Hamat, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Dan, un lot.