| 
|   | 
2nd Book of Kings | 
2 Mpanjaka | 
Mpanjaka II | 
2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 15.37 | 
In those days the Lord> began to send against Judah> Rezin the king of Syria>, and Pekah> the son of Remaliah>. | 
Tamin' izany andro Izany no vao nampandehanan' i Jehovah an' i Rezina, mpanjakan' i Syria, sy Peka, zanak' i Remalia, hanafika an' i Joda. | 
Nanomboka tamin' izany andro izany ny nampandehanan' ny Tompo an' i Rasina mpanjakan' i Siria sy Fasea zana-dRomeliasa hanafika an' i Jodà. | 
En ces jours-là, Yahvé> commença d' envoyer contre Juda> Raçôn, roi d' Aram>, et Péqah>, fils de Remalyahu>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 16.5 | 
Then Rezin king of Syria> and Pekah> son of Remaliah> king of Israel> came up to Jerusalem> to war: and they besieged Ahaz>, but could not overcome him. | 
Ary tamin' izany dia niakatra hanafika an' i Jerosalema Rezina, mpanjakan' i Syria, sy Peka, zanak' i Remalia, mpanjakan' ny Isiraely; ary nanao fahirano an' i Ahaza izy, nefa tsy naharesy azy. | 
Tamin' izany no niakaran-dRasina mpanjakan' i Siria, sy Fasea zana-dRomeliasa, hanafika an' i Jerosalema. Nanao fahirano an' i Akaza izy ireo, nefa tsy naharesy azy. | 
C' est alors que Raçôn, roi d' Aram>, et Péqah> fils de Remalyahu>, roi d' Israël>, partirent en guerre contre Jérusalem>, ils l' assiégèrent mais ils ne purent pas la réduire. | 
| 2Mp 16.6 | 
At that time Rezin king of Syria> recovered Elath> to Syria>, and drave the Jews> from Elath>: and the Syrians> came to Elath>, and dwelt there unto this day. | 
Tamin' izany andro izany Rezina, mpanjakan' i Syria, dia nahalasa an' i Elota ho isan' ny fanjakan' i Syria ka nandroaka ny Jiosy hiala tao; ary ny Syriana nankany Elota ka monina ao mandraka androany. | 
Tamin' izany fotoana izany ihany koa no nahazoan-dRasina indray an' i Elata ho ambany fahefan' ny Siriana, ka noroahiny hiala tao Elata ny Jody, fa ny Siriana no nankao Elata dia monina ao mandrak' androany. | 
En ce temps-là, le roi d' Edom> recouvra Elat> pour Edom>; il expulsa les Judéens> d' Elat>, les Edomites> y entrèrent et ils y sont restés jusqu'à ce jour. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 16.9 | 
And the king of Assyria> hearkened unto him: for the king of Assyria> went up against Damascus>, and took it, and carried the people of it captive to Kir>, and slew Rezin. | 
Dia nanaiky ny teniny ny mpanjakan' i Asyria ka niakatra hamely an' i Damaskosy ary nahafaka azy; dia nentiny ho any Kira ny olona nobaboiny, fa Rezina kosa novonoiny. | 
Nohenoin' ny mpanjakan' i Asiria izy, ka niakatra namely an' i Damasa ny mpanjakan' i Asiria; ary nony azony, nentiny ho babo ho any Kira ny mponina, ary novonoiny ho faty Rasina. | 
Le roi d' Assyrie> l' exauça, il monta contre Damas> et s' en empara; il déporta les habitants à Qir> et fit mourir Raçôn. | 
  | 
|   | 
Book of Ezra | 
Ezra | 
Esdrasa | 
Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.48 | 
The children of Rezin, the children of Nekoda>, the children of Gazzam>, | 
ny taranak' i Rezina, ny taranak' i Nekoda, ny taranak' i Gazama, | 
ny taranak' i Rasina, ny taranak' i Nekodà, ny taranak' i Gazama, | 
les fils de Reçîn>, les fils de Neqoda>, les fils de Gazzam>, | 
  | 
|   | 
Book of Nehemiah | 
Nehemia | 
Nehemia | 
Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.50 | 
The children of Reaiah>, the children of Rezin, the children of Nekoda>, | 
ny taranak' i Reaia, ny taranak' i Rezina, ny taranak' i Nekoda, | 
ny taranak' i Raaiasa, ny taranak' i Rasìna, ny taranak' i Nekodà, | 
les fils de Reaya>, les fils de Reçîn, les fils de Neqoda>, | 
  | 
|   | 
Book of Isaiah | 
Isaia | 
Izaia | 
Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 7.8 | 
For the head of Syria> is Damascus>, and the head of Damascus> is Rezin; and within threescore and five years shall Ephraim> be broken, that it be not a people. | 
Fa ny lohan' i Syria dia Damaskosy, Ary ny lohan' i Damaskosy dia Rezina (Ary ao anatin' ny dimy amby enim-polo taona dia ho rava ny Efraima ka tsy ho vanon-ko firenena intsony), | 
Satria fa Damasa no lohan' i Siria,  ary Rasina no lohan' i Damasa;  ka dimy amby enimpolo taona sisa,  dia hitsahatra tsy ho vahoaka intsony Efraima. | 
car la tête d' Aram> c' est Damas>, et la tête de Damas> c' est Raçôn; encore soixante-cinq ans, et Éphraïm> cessera d'être un peuple. |