Chapitres et versets citant Sena

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 7.12 Then Samuel took a stone, and set it between Mizpeh and Shen, and called the name of it Ebenezer, saying, Hitherto hath the Lord helped us. Ary Samoela naka vato ka nanorina azy teo anelanelan' i Mizpa sy Sena, ary ny anarany nataony hoe Ebenezera; fa hoy izy: Efa novonjen' i Jehovah isika hatramin' izao. Naka vato Samoela napetrany teo anelanelan' i Masfà sy Sena, ary nomeny anarana hoe Eben-Ezera, fa hoy izy: Efa novonjen' ny Tompo isika hatramin' izao. Alors Samuel prit une pierre et la dressa entre Miçpa et La Dent, et il lui donna le nom d'Ében-ha-Ézèr, en disant : " C' est jusqu' ici que Yahvé nous a secourus. "

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.35 The children of Senaah, three thousand and six hundred and thirty. ny zanak' i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo. telopolo sy enin-jato sy telo arivo ny taranak' i Senaà. les fils de Senaa : 3.630.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.3 But the fish gate did the sons of Hassenaah build, who also laid the beams thereof, and set up the doors thereof, the locks thereof, and the bars thereof. Ary ny vavahadin-kazandrano dia narafitry ny zanak' i Hasena, izy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. Ny taranak' i Senaà no nanao ny vavahadin' ny Hazandrano, nataony teo ny sakamandimby, dia nalatsany ny lela-vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany; Les fils de Ha-Senaa construisirent la porte des Poissons; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres.
...............
Neh / Ne 7.38 The children of Senaah, three thousand nine hundred and thirty. ny zanak' i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo. telopolo sy sivin-jato sy telo arivo, ny zanak' i Senaà. les fils de Senaa : 3.930.