| The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | |
| Asa 10.1 | There was a certain man in |
Ary nisy lehilahy anankiray tany Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapiteny tamin' ny antokon' ny miaramila atao hoe Italiana; | Ary tany Sezarea nisy lehilahy anankiray atao hoe Kornely, kapiteny tamin' ny antoko miaramila atao hoe Italiana. | Il y avait à |
|
|