Chapitres et versets citant Simerona

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.13 And the sons of Issachar; Tola, and Phuvah, and Job, and Shimron. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona. Zanak' Isakara: Tola, Foa, Joba, ary Semrona. Les fils d' Issachar : Tola, Puvva, Yashub et Shimrôn.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.24 Of Jashub, the family of the Jashubites: of Shimron, the family of the Shimronites. avy tamin' i Jasoba ny fokon' ny Jasobita; avy tamin' i Simrona ny fokon' ny Simronita, ny fokon' ny Jasobita avy tamin' i Jasoba; ny fokon' ny Semranita avy tamin' i Semrana. pour Yashub, le clan Yashubite ; pour Shimrôn, le clan Shimronite.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 11.1 And it came to pass, when Jabin king of Hazor had heard those things, that he sent to Jobab king of Madon, and to the king of Shimron, and to the king of Achshaph, Ary rehefa nahare Jabina, mpanjakan' i Hazora, dia naniraka tany amin' i Jobaba, mpanjakan' i Madona, sy ny mpanjakan' i Simrona sy ny mpanjakan' i Aksafa, Nony nandre izany Jabina, mpanjakan' i Asora, dia nandefa iraka, nankany amin' i Jobaba mpanjakan' i Madona, sy amin' ny mpanjakan' i Semerona, sy amin' ny mpanjakan' i Aksafa, Lorsque Yabîn, roi de Haçor, eut appris cela, il fit informer Yobab, roi de Mérom, le roi de Shimrôn, le roi d' Akshaph
...............
Jos 12.20 The king of Shimronmeron, one; the king of Achshaph, one; ny mpanjakan' i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan' i Aksafa, iray; ny mpanjakan' i Semerona, iray; ny mpanjakan' i Aksafa, iray; Le roi de Shimrôn Merôn, un; le roi d' Akshaph, un;
...............
Jos 19.15 And Kattath, and Nahallal, and Shimron, and Idalah, and Bethlehem: twelve cities with their villages. Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. Ny tanàna dia Kateta, Naalola, Semerona, Jedalà sy Betilehema, tanàna roa ambin' ny folo ary ny zanabohiny. avec Qattat, Nahalal, Shimrôn, Yiréala et Bethléem : douze villes avec leurs villages.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 7.1 Now the sons of Issachar were, Tola, and Puah, Jashub, and Shimrom, four. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. Pour les fils d' Issachar : Tola, Pua, Yashub, Shimrôn : quatre.