Chapitres et versets citant Nabata

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 11.26 And Jeroboam the son of Nebat, an Ephrathite of Zereda, Solomon' s servant, whose mother' s name was Zeruah, a widow woman, even he lifted up his hand against the king. Ary Jerobeama, zanak' i Nebata, Efraimita avy any Zareda, mpanompon' i Solomona (Zeroa no anaran-dreniny, vehivavy mpitondratena), dia nanainga tanàna hikomy tamin' ny mpanjaka. Nanainga tànana tamin' ny mpanjaka, Jeroboama, zanak' i Nabata, Efrateana, avy any Sareda, izy; ary vehivavy mpitondra tena atao hoe Sarva no reniny ary mpanompon' i Salomona izy. Jéroboam était fils de l'Éphraïmite Nebat, de Çerêda, et sa mère était une veuve nommée Çerua ; il était au service de Salomon et se révolta contre le roi.
...............
1Mp 12.2 And it came to pass, when Jeroboam the son of Nebat, who was yet in Egypt, heard of it, (for he was fled from the presence of king Solomon, and Jeroboam dwelt in Egypt;) Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak' i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay nalehany tamin' izy nandositra niala teo anatrehan' i Solomona mpanjaka; Nony nandre izany Jeroboama zanak' i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany lavitra an' i Salomona mpanjaka, ka nitoetra tany Ejipta Jeroboama, Dès que Jéroboam, fils de Nebat, fut informé - il était encore en Égypte, où il avait fui le roi Salomon -, il revint d'Égypte.
...............
1Mp 12.15 Wherefore the king hearkened not unto the people; for the cause was from the Lord, that he might perform his saying, which the Lord spake by Ahijah the Shilonite unto Jeroboam the son of Nebat. Koa dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka; fa avy tamin' i Jehovah izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an' i Ahia Silonita tamin' i Jeroboama, zanak' i Nebata. Koa dia tsy nihaino ny vahoaka ary ny mpanjaka, ary izany no fomba nalahatry ny Tompo, hahatanterahan' ilay teny nolazain' ny Tompo tamin' i Jeroboama, zanak' i Nabata, tamin' ny alalan' i Ahiasa avy ao Silao. Le roi n'écouta donc pas le peuple : c'était une intervention de Yahvé, pour accomplir la parole qu' il avait dite à Jéroboam fils de Nebat par le ministère d' Ahiyya de Silo.
1Mp 15.1 Now in the eighteenth year of king Jeroboam the son of Nebat reigned Abijam over Judah. Ary tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, no vao nanjakan' i Abia tamin' ny Joda. Tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folon' ny nanjakan' i Jeroboama zanak' i Nabata, no nahatongavan' i Abiama ho mpanjakan' i Jodà. La dix-huitième année du roi Jéroboam fils de Nebat, Abiyyam devint roi de Juda
...............
1Mp 16.3 Behold, I will take away the posterity of Baasha, and the posterity of his house; and will make thy house like the house of Jeroboam the son of Nebat. dia, indro, hofongorako Basa sy ny taranany, ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak' Jeroboama, zanak' i Nebata. Noho izany, indro hofongorako kosa Baasà sy ny tranony, ary hampanahafiko ny tranon' i Jeroboama zanak' i Nabata, ny tranonao. Aussi vais-je balayer Basha et sa maison : je traiterai ta maison comme celle de Jéroboam fils de Nebat.
...............
1Mp 16.26 For he walked in all the way of Jeroboam the son of Nebat, and in his sin wherewith he made Israel to sin, to provoke the Lord God of Israel to anger with their vanities. fa nandeha tamin' ny lalana rehetra nalehan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sy tamin' ny fahotana izay nampanotany ny Isiraely izy ka nampahatezitra an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin' ny zava-poanany. Nandeha tamin' ny làlana rehetra nalehan' i Jeroboama zanak' i Nabata izy, sy tamin' ny fahotana nampanaoviny an' Israely, ka nampahatezitra an' ny Tompo Andriamanitr' Israely tamin' ny sampiny. Il imita en tout la conduite de Jéroboam fils de Nebat et les péchés où il avait entraîné Israël, irritant Yahvé, Dieu d' Israël, par leurs vaines idoles.
...............
1Mp 16.31 And it came to pass, as if it had been a light thing for him to walk in the sins of Jeroboam the son of Nebat, that he took to wife Jezebel the daughter of Ethbaal king of the Zidonians, and went and served Baal, and worshipped him. Fa nataony ho zavatra kely foana ny handeha amin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata. ka dia nampakatra an' i Jezebela, zanakavavin' i Etibala, mpanjakan' ny Sidoniana, izy ho vadiny, dia nandeha nanompo an' i Bala ka niankohoka teo anatrehany. Hoatra ny noheveriny fa zavatra kely foana ny mandeha amin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata, ka dia nalainy ho vady Jezabela, zanakavavin' i Etbaala, mpanjakan' ny Sidoniana, ka dia lasa izy nanompo an' i Baala sy niankohoka teo anatrehany. La moindre chose fut qu' il imita les péchés de Jéroboam fils de Nebat : il prit pour femme Jézabel, fille d' Ittobaal, roi des Sidoniens, et se mit à servir Baal et à se prosterner devant lui ;
...............
1Mp 21.22 And will make thine house like the house of Jeroboam the son of Nebat, and like the house of Baasha the son of Ahijah, for the provocation wherewith thou hast provoked me to anger, and made Israel to sin. Ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sy tahaka ny taranak' i Basa, zanak' i Ahia, noho ny nampirehetanao ny fahatezerako sy ny nampanotanao ny Isiraely. ka dia hampanahafiko ny tranon' i Jeroboama zanak' i Nabata sy ny tranon' i Ahiasa, ny tranonao, satria nihaika ahy hitezitra hianao, sady nampanota an' Israely. Je traiterai ta maison comme celle de Jéroboam fils de Nebat et celle de Basha fils d' Ahiyya, car tu as provoqué ma colère et fait pécher Israël.
...............
1Mp 22.53 For he served Baal, and worshipped him, and provoked to anger the Lord God of Israel, according to all that his father had done. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa nandeha tamin' ny lalan' ny rainy sy ny reniny ary tamin' ny lalan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanota ny Isiraely; ary nanompo an' i Bala izy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tahaka izay rehetra nataon-drainy. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, dia nandeha tamin' ny làlan-dreniny ary tamin' ny làlan' i Jeroboama zanak' i Nabata, izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé et suivit la voie de son père et celle de sa mère, et celle de Jéroboam fils de Nebat qui avait entraîné Israël au péché.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 3.3 Nevertheless he cleaved unto the sins of Jeroboam the son of Nebat, which made Israel to sin; he departed not therefrom. nefa izy nikikitra tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, fa tsy niala tamin' izany. Fa nikiry tamin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata nampanota an' Israely izy, ka tsy nialany izany. Seulement, il resta attaché aux péchés où Jéroboam fils de Nebat entraîna Israël et ne s' en détourna pas.
...............
2Mp 9.9 And I will make the house of Ahab like the house of Jeroboam the son of Nebat, and like the house of Baasha the son of Ahijah: Ary ny taranak' i Ahaba hataoko tahaka ny taranak' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sy tahaka ny taranak' i Basa, zanak' i Ahia; ka hampanahafiko ny tranon' i Jeroboama zanak' i Nabata sy ny an' i Baasa zanak' i Ahia, ny tranon' i Akaba. Je traiterai la famille d' Achab comme celle de Jéroboam fils de Nebat et celle de Basha fils d' Ahiyya.
...............
2Mp 10.29 Howbeit from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin, Jehu departed not from after them, to wit, the golden calves that were in Bethel, and that were in Dan. Nefa Jeho tsy dia niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely, dia tamin' ireo ombilahy kely volamena izay tao Betela sy Dana. Nefa tsy niviliany nialany ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely, na ny zanak' omby volamena izay ao Betela sy ao Dana. Cependant Jéhu ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où il avait entraîné Israël, les veaux d' or de Béthel et de Dan.
...............
2Mp 13.2 And he did that which was evil in the sight of the Lord, and followed the sins of Jeroboam the son of Nebat, which made Israel to sin; he departed not therefrom. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa nanaraka ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely; tsy niala tamin' izany izy. Nanao izay ratsy teo imason' ny Tompo izy, nanahaka ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely, fa tsy niala tamin' izany. Il fit ce qui déplaît à Yahvé et imita le péché de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël; il ne s' en détourna pas.
...............
2Mp 13.11 And he did that which was evil in the sight of the Lord; he departed not from all the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel sin: but he walked therein. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy; fa tsy niala tamin' ny fahotana rehetra izay nataon' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sady nampanotany ny Isiraely; fa nandeha tamin' izany ihany izy. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, fa tsy nisy nialany na dia iray aza ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely, fa nanaraka izany. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, il ne se détourna pas du péché de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël, il y persista.
...............
2Mp 14.24 And he did that which was evil in the sight of the Lord: he departed not from all the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa tsy niala tamin' ny fahotana rehetra izay nataon' i Jeroboama, zanak' i Nebata, sady nampanotany ny Isiraely. Nanao izay ratsy teo imason' ny Tompo izy, fa tsy nisy nialany ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata, izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, il ne se détourna pas de tous les péchés de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël.
...............
2Mp 15.9 And he did that which was evil in the sight of the Lord, as his fathers had done: he departed not from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah tahaka ny nataon' ny razany izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, Izay nampanotany ny Isiraely. Nanao izay ratsy teo imason' ny Tompo toy ny nataon' ny razany izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, comme avaient fait ses pères, il ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël.
...............
2Mp 15.18 And he did that which was evil in the sight of the Lord: he departed not all his days from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa tamin' ny androny rehetra dia tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, fa nandritra ny andro niainany, tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, il ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël. De son temps,
...............
2Mp 15.24 And he did that which was evil in the sight of the Lord: he departed not from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, il ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël.
...............
2Mp 15.28 And he did that which was evil in the sight of the Lord: he departed not from the sins of Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama, zanak' i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely. Nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo izy, fa tsy niala tamin' ny fahotan' i Jeroboama zanak' i Nabata izay nampanota an' Israely. Il fit ce qui déplaît à Yahvé, il ne se détourna pas des péchés de Jéroboam fils de Nebat, où celui-ci avait entraîné Israël.
...............
2Mp 17.21 For he rent Israel from the house of David; and they made Jeroboam the son of Nebat king: and Jeroboam drave Israel from following the Lord, and made them sin a great sin. Fa nendahany niala tamin' ny taranak' i Davida ny Isiraely; ary ny olona nampanjaka an' i Jeroboama, zanak' i Nebata; ary Jeroboama dia nampiala ny Isiraely tsy hanaraka an' i Jehovah ka nampanota azy indrindra. Satria niendaka niala tamin' ny fianakavian' i Davida Israely, fa nanangana an' i Jeroboama zanak' i Nabata ho mpanjaka, ary Jeroboama nampiala an' Israely tamin' ny Tompo sy nampanao fahotana lehibe azy ireo. Il avait, en effet, détaché Israël de la maison de David, et Israël avait proclamé roi Jéroboam fils de Nebat; Jéroboam avait détourné Israël de Yahvé et l' avait entraîné dans un grand péché.
...............
2Mp 23.15 Moreover the altar that was at Bethel, and the high place which Jeroboam the son of Nebat, who made Israel to sin, had made, both that altar and the high place he brake down, and burned the high place, and stamped it small to powder, and burned the grove. Ary ny alitara izay tao Betela sy ny fitoerana avo izay nataon' i Jeroboama, zanak' i Nebata, ilay nampanota ny Isiraely, dia noravany koa; ary nodorany ny fitoerana avo ka notorotoroiny ho vovoka, ary nodorany koa ny Aseraha. Torak' izany koa ny otely tany Betela, ny fitoerana avo nataon' i Jeroboama zanak' i Nabata, ilay nampanota an' Israely; nodorany ny fitoerana avo, noravany izany otely izany mbamin' ny fitoerana avo, nodorany ny fitoerana avo, nataony nanjary vovoka, ary nodorany ny aserah. De même pour l' autel qui était à Béthel, le haut lieu bâti par Jéroboam fils de Nebat qui avait entraîné Israël dans le péché, il démolit aussi cet autel et ce haut lieu, il en brisa les pierres et les réduisit en poussière; il brûla le pieu sacré.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 9.29 Now the rest of the acts of Solomon, first and last, are they not written in the book of Nathan the prophet, and in the prophecy of Ahijah the Shilonite, and in the visions of Iddo the seer against Jeroboam the son of Nebat? Ary ny tantaran' i Solomona sisa, na ny voalohany na ny farany. tsy efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natana mpaminany sy amin' ny faminanian' i Ahia Silonita sy amin' ny fahitan' Ido mpahita ny amin' i Jeroboama, zanak' i Nebata? Ny sisa tamin' ny asan' i Salomona, na ny voalohany na ny farany, moa tsy dia efa voasoratra va izany ao amin' ny bokin' i Natàna mpaminany, sy amin' ny faminanian' i Ahiasa avy any Silao, ary amin' ny fahitan' i Adao ny amin' i Jeroboama zanak' i Nabata? Le reste de l' histoire de Salomon, du début à la fin, n' est-ce pas écrit dans l' histoire de Natân le prophète, dans la prophétie d' Ahiyya de Silo, et dans la vision de Yéddo le voyant concernant Jéroboam fils de Nebat ?
...............
2Tt / 2Tan 10.2 And it came to pass, when Jeroboam the son of Nebat, who was in Egypt, whither he fled from the presence of Solomon the king, heard it, that Jeroboam returned out of Egypt. Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak' i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan' i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy. Nony nandre izany Jeroboama zanak' i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany an' i Salomona mpanjaka, Dès que Jéroboam fils de Nebat en fut informé - il était en Égypte, où il avait fui le roi Salomon - il revint d'Égypte.
...............
2Tt / 2Tan 10.15 So the king hearkened not unto the people: for the cause was of God, that the Lord might perform his word, which he spake by the hand of Ahijah the Shilonite to Jeroboam the son of Nebat. Ka dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa avy tamin' Andriamanitra izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an' i Ahia Silonita tamin' i Jeroboama,zanak' i Nebata. Dia tsy nihaino ny vahoaka ny mpanjaka, satria izany no hevitra nataon' Andriamanitra hahatanteraka ilay teny nolazain' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Ahiasa avy any Silao tamin' i Jeroboama zanak' i Nabata. Le roi n'écouta donc pas le peuple : c'était une intervention de Dieu, pour accomplir la parole que Yahvé avait dite à Jéroboam, fils de Nebat, par le ministère d' Ahiyya de Silo,
...............
2Tt / 2Tan 13.6 Yet Jeroboam the son of Nebat, the servant of Solomon the son of David, is risen up, and hath rebelled against his lord. Nefa kosa Jeroboama, zanak' i Nebata, mpanompon' i Solomona, zanak' i Davida, nitsangana ka niodina tamin' ny tompony. Ary nitsangana nikomy tamin' ny tompony kosa Jeroboama, zanak' i Nabata, mpanompon' i Salomona zanak' i Davida. Jéroboam, fils de Nebat, serviteur de Salomon, fils de David, s' est dressé et révolté contre son seigneur;

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 11.20 Akiora sy Nabata havan' i Tobia koa tonga namangy azy tamin-kafaliana lehibe, sy niarahaba azy tamin' ny soa rehetra nataon' Andriamanitra taminy.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 47.23 Nodimandry tany amin' ny razany Salomona, ary ny navelany nanarakaraka azy, dia zanany iray razana aminy, iray, olona adala eo imason' ny vahoaka, tsy manam-pahalalana, i Roboama izay nanao izay hihatahan' ny vahoaka amin' ny heviny; ary Jeroboama, zanak' i Nabata, izay nampanota an' Israely, sy nisori-dalana hidiran' i Efraima amin' ny fivadihana. Et Salomon se reposa avec ses pères, laissant après lui quelqu' un de sa race, le plus fou du peuple, dénué d' intelligence Roboam, qui poussa le peuple à la révolte.