| 
|   | 
Deuteronomy | 
Fifanekena na Detoronomia | 
Fifanekena na Detoronomy | 
Le Deutéronome | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Deo / Dt 2.8 | 
And when we passed by from our brethren the children of Esau>, which dwelt in Seir>, through the way of the plain from Elath, and from Eziongaber>, we turned and passed by the way of the wilderness of Moab>. | 
Ary raha nandalo ny taranak' i Esao rahalahintsika izay monina any Seira isika ary niala tamin' ny lalana amin' ny tani-hay sy tao Elata ary Ezion-gebera, dia nivily isika ka nandeha tamin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Moaba. | 
Koa nandalo lavidavitra ny rahalahintsika zanak' i Esao izay monina any Seira isika, lavidavitra ny làlana amin' i Arabaha sy Elata ary Asiongabera; nivily isika dia nihazo ny làlana mankany amin' ny efitr' i Moaba. | 
Nous avons donc passé au-delà de nos frères, les fils d'Ésaü> qui habitent en Séïr>, par la route de la Araba>, d'Élat> et d'Éçyôn-Gébèr> ; puis, changeant de direction, nous prîmes la route du désert de Moab>. | 
  | 
|   | 
1st Book of Kings | 
1 Mpanjaka | 
Mpanjaka I | 
1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 9.26 | 
And king Solomon> made a navy of ships in Eziongeber>, which is beside Eloth, on the shore of the Red> sea, in the land of Edom>. | 
Ary Solomona mpanjaka nanao sambo tao Ezion-gebera, izay ao anilan' i Elota, ao amoron' ny Ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. | 
Ary Salomona mpanjaka nanao sambo maro tao Asiongabera, akaikin' i Ailata amoron' ny ranomasina Mena, amin' ny tany Edoma. | 
Le roi Salomon> arma une flotte à Éçyôn-Gébèr>, qui est près d'Élat>, sur le bord de la mer Rouge>, au pays d'Édom>. | 
  | 
|   | 
2nd Book of Kings | 
2 Mpanjaka | 
Mpanjaka II | 
2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 14.22 | 
He built Elath, and restored it to Judah>, after that the king slept with his fathers. | 
Izy no hanamboatra an' i Elota ka nampody azy ho an' ny Joda, rehefa lasa nodi-mandry any amin' ny razany ny mpanjaka. | 
Nanorina indray an' i Elata izy sy nampody azy mba ho an' i Jodà indray, rahefa nodimandry any amin' ny razany ny mpanjaka. | 
C' est lui qui rebâtit Elat et la rendit à Juda>, après que le roi se fut couché avec ses pères. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 16.6 | 
At that time Rezin> king of Syria> recovered Elath to Syria>, and drave the Jews> from Elath: and the Syrians> came to Elath, and dwelt there unto this day. | 
Tamin' izany andro izany Rezina, mpanjakan' i Syria, dia nahalasa an' i Elota ho isan' ny fanjakan' i Syria ka nandroaka ny Jiosy hiala tao; ary ny Syriana nankany Elota ka monina ao mandraka androany. | 
Tamin' izany fotoana izany ihany koa no nahazoan-dRasina indray an' i Elata ho ambany fahefan' ny Siriana, ka noroahiny hiala tao Elata ny Jody, fa ny Siriana no nankao Elata dia monina ao mandrak' androany. | 
En ce temps-là, le roi d' Edom> recouvra Elat pour Edom>; il expulsa les Judéens> d' Elat, les Edomites> y entrèrent et ils y sont restés jusqu'à ce jour. | 
  | 
|   | 
2nd Book of Chronicles | 
2 Tantara | 
Tantara II | 
2ème Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 8.17 | 
Then went Solomon> to Eziongeber>, and to Eloth, at the sea side in the land of Edom>. | 
Ary tamin' izay Solomona dia nankany Ezion-gebera sy Elota eo amoron' ny ranomasina any amin' ny tany Edoma, | 
Tamin' izay Salomona dia nankany Asiongabera sy Ailata eo amoron' ny ranomasina, any amin' ny tanin' i Efoma. | 
Alors Salomon> gagna Éçyon-Géber> et Élat>, au bord de la mer, au pays d'Édom>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 26.2 | 
He built Eloth>, and restored it to Judah>, after that the king slept with his fathers. | 
Izy no nanamboatra an' i Elota ka nampody azy ho an' ny Joda indray, rehefa lasa nodimandry any amin' ny razany ny mpanajaka. | 
Nanorina an' i Elata indray izy, sy namerina azy ho amin' i Jodà indray, nony efa nodimandry any amin' ny razany ny mpanjaka. | 
C' est lui qui rebâtit Élat> et la rendit à Juda>, après que le roi se fut couché avec ses pères. |