Chapitres et versets citant Elà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.41 Duke Aholibamah, duke Elah, duke Pinon, sy Oholibama loham-pireneny sy Elaha loham-pireneny sy Pinona loham-pireneny Oolibamà, loham-pirenena; Ela, loham-pirenena; Finona, loham-pirenena, le chef Oholibama, le chef Éla, le chef Pinôn,

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 17.2 And Saul and the men of Israel were gathered together, and pitched by the valley of Elah, and set the battle in array against the Philistines. Ary Saoly sy ny lehilahy amin' ny Isiraely dia tafavory ka nitoby teo amin' ny lohasaha Elaha ary nilahatra hiady amin' ny Filistina. Nivory koa Saola sy ny lehilahy amin' Israely, ka niorin-dasy tao amin' ny lohasahan' ny Terebinta, ary nilahatra tandrifin' ny Filistina. Saül et les Israélites se concentrèrent et campèrent dans la vallée du Térébinthe et ils se rangèrent en bataille face aux Philistins.
...............
1Sm / 1Sam 17.19 Now Saul, and they, and all the men of Israel, were in the valley of Elah, fighting with the Philistines. Ary Saoly sy izy telo lahy mbamin' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely dia teo amin' ny lohasaha Elaha niady tamin' ny Filistina. Ao amin' ny lohasahan' ny Terebinta Saola sy izy telo lahy ary ny lehilahy rehetra amin' Israely miady amin' ny Filistina. Ils sont avec Saül et tous les hommes d' Israël dans la vallée du Térébinthe, faisant la guerre aux Philistins. "
...............
1Sm / 1Sam 21.10 And David arose and fled that day for fear of Saul, and went to Achish the king of Gath. Fa hoy ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata Filistina, ilay novonoinao tao amin' ny lohasaha Elaha, indro, fa mifono lamba ao ivohon' ny efoda izy; ka raha iny no ho entinao, dia ento; fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy tahaka iny, fa omeo ahy. Dia hoy ny navalin' ny mpisorona: Ny sabatr' i Goliata, ilay Filistina, izay novonoinao tao amin' ny lohasahan' ny Terebinta no ao, indro mifono ny lamba kapaoty ao ivohon' ny efoda ao izy. Ka raha tianao hoentina iny, dia ento, fa tsy misy afa-tsy iny eto. Ary hoy Davida: Tsy misy hoatra an' iny ka omeo ahy iny. Le prêtre répondit : " L'épée de Goliath le Philistin, que tu as abattu dans la vallée du Térébinthe, est là, enveloppée dans un manteau derrière l'éphod. Si tu veux, prends-la, il n' y en a pas d' autre ici. " David répondit : " Elle n' a pas sa pareille, donne-la moi. "

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.18 Shimei the son of Elah, in Benjamin: Simey, zanak' i Ela, tany Benjamina; Semeia zanak' i Elà, tany Benjamina; Shiméï fils d'Éla, en Benjamin.
...............
1Mp 16.6 So Baasha slept with his fathers, and was buried in Tirzah: and Elah his son reigned in his stead. Ary Basa lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao Tirza; ary Elaha zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Baasà, ka nalevina ao Tersa. Elà zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. Basha se coucha avec ses pères et on l' enterra à Tirça. Son fils Éla régna à sa place.
...............
1Mp 16.8 In the twenty and sixth year of Asa king of Judah began Elah the son of Baasha to reign over Israel in Tirzah, two years. Tamin' ny taona fahenina amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Elaha, zanak' i Basa, tamin' ny Isiraely tao Tirza, ary nanjaka roa taona izy. Tamin' ny taona fahenina amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjakan' Israely tany Tersa, Elà zanak' i Baasà, ary roa taona no nanjakany. La vingt-sixième année d' Asa, roi de Juda, Éla fils de Basha devint roi sur Israël à Tirça, pour deux ans.
...............
1Mp 16.10 And Zimri went in and smote him, and killed him, in the twenty and seventh year of Asa king of Judah, and reigned in his stead. Dia niditra Zimry ka namely an' i Elaha ho faty tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy. dia niditra Zambrì, ka namono ary nahafaty azy, tamin' ny taona fahafito amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, ary nanjaka nandimby azy izy. Zimri entra, le frappa et le tua, en la vingt-septième année d' Asa roi de Juda, puis il régna à sa place.
...............
1Mp 16.13 For all the sins of Baasha, and the sins of Elah his son, by which they sinned, and by which they made Israel to sin, in provoking the Lord God of Israel to anger with their vanities. noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan' i Elaha zanany koa, izay nataony sady nampanotany ny Isiraely ka nampahatezitra an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin' ny zava-poanany. noho ny fahotana rehetra nataon' i Baasà sy Elà zanany, sy nampanaoviny an' Israely, ka nampahatezerany an' ny Tompo Andriamanitr' Israely tamin' ny sampiny. pour tous les péchés de Basha et ceux d'Éla, son fils, où ils avaient entraîné Israël, irritant Yahvé, Dieu d' Israël, par leurs vaines idoles.
1Mp 16.14 Now the rest of the acts of Elah, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Elaha sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Elà, mbamin' izay rehetra nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire d'Éla, et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël ?

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.30 And Hoshea the son of Elah made a conspiracy against Pekah the son of Remaliah, and smote him, and slew him, and reigned in his stead, in the twentieth year of Jotham the son of Uzziah. Ary Hosea, zanak' i Elaha, nikomy tamin' i Peta, Zanak' i Remalia, dia namely azy ho faty ka nanjaka nandimby azy tamin' ny taona faharoa-polo nanjakan' i Jotama, zanak' i Ozia. Nikomy tamin' i Fasea zana-dRomeliasa, Osea zanak' i Ela, ka namono nahafaty azy, ary nanjaka nandimby azy, tamin' ny faha-roapolon' ny taona nanjakan' i Joatama zanak' i Oziasa. Osée fils d' Ela ourdit un complot contre Péqah fils de Remalyahu, il le frappa à mort et devint roi à sa place.
2Mp 17.1 In the twelfth year of Ahaz king of Judah began Hoshea the son of Elah to reign in Samaria over Israel nine years. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, tamin' ny Isiraely tao Samaria; ary nanjaka Sivy taona izy. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Akaza mpanjakan' i Jodà, no vao nanjaka tamin' Israely tao Samaria Osea zanak' i Ela. Sivy taona no nanjakany. En la douzième année d' Achaz, roi de Juda, Osée fils d' Ela devint roi sur Israël à Samarie; il régna neuf ans.
2Mp 18.1 Now it came to pass in the third year of Hoshea son of Elah king of Israel, that Hezekiah the son of Ahaz king of Judah began to reign. Ary tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Hezekia, zanak' i Ahaza, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Osea, zanak' i Elà mpanjakan' Israely, no vao nanjaka kosa Ezekiasa zanak' i Akaza mpanjakan' i Jodà. En la troisième année d' Osée fils d' Ela, roi d' Israël, Ezéchias fils d' Achaz devint roi de Juda.
...............
2Mp 18.9 And it came to pass in the fourth year of king Hezekiah, which was the seventh year of Hoshea son of Elah king of Israel, that Shalmaneser king of Assyria came up against Samaria, and besieged it. Ary tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Hezekia mpanjaka (dia ny taona fahafito nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, izany) no niakaran' i Salmanesera mpanjakan' i Asyria, hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ezekiasa mpanjaka, izay taona fahafito nanjakan' i Osea, zanak' i Elà, mpanjakan' Israely, no niakaran' i Salmanasara mpanjakan' i Asiria hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. En la quatrième année d' Ezéchias, qui était la septième année d' Osée fils d' Ela, roi d' Israël, Salmanasar, roi d' Assyrie, attaqua Samarie et y mit le siège.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.52 Duke Aholibamah, duke Elah, duke Pinon, Oholibama loham-pireneny, Elaha loham-pireneny, Pinona loham-pireneny, Oolibamà loham-pirenena, Elà loham-pirenena, le chef Oholibama, le chef Éla, le chef Pinôn,
...............
1Tt / 1Tan 4.15 And the sons of Caleb the son of Jephunneh; Iru, Elah, and Naam: and the sons of Elah, even Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Kaleba, zanakalahin' i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin' i Elaha dia Kenaza. Zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Jefone: Hira, Elà, ary Nahama. Zanakalahin' i Elà: Seneza. Fils de Caleb fils de Yephunné : Ir, Éla et Naam. Fils d'Éla : Qenaz.
...............
1Tt / 1Tan 9.8 And Ibneiah the son of Jeroham, and Elah the son of Uzzi, the son of Michri, and Meshullam the son of Shephathiah, the son of Reuel, the son of Ibnijah; sy Jibnia, zanak' i Jerohama, sy Elaha, zanak' i Ozy, zanak' i Mikry, sy Mesolama, zanak' i Sefatia, zanak' i Regoela, zanak' i Jibnia; Jobanià, zanak' i Jerohama; Elà, zanak' i Ozi, zanak' i Mokori; Mosolama, zanak' i Safatià, zanak' i Rahoela, zanak' i Jebanià, Yibneya fils de Yeroham; Éla fils de Uzzi, fils de Mikri; Meshullam fils de Shephatya, fils de Réuel, fils de Yibniyya.