Chapitres et versets citant Remona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.32 And Lebaoth, and Shilhim, and Ain, and Rimmon: all the cities are twenty and nine, with their villages: sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny. Lebaota, Seima, Aena, ary Remona: tontaliny, tanàna sivy amby roapolo ary ny zanabohiny. Lebaot, Shilhim, Ayîn et Rimmôn : en tout, vingt-neuf villes avec leurs villages.
...............
Jos 19.7 Ain, Remmon, and Ether, and Ashan; four cities and their villages: sy Aina sy Rimona sy Etera sy Asana: tanàna efatra sy ny zana-bohiny; Aina, Bemona, Atera, ary Asàna: tanàna efatra sy ny zanabohiny, Ayîn, Rimmôn, Étèr, Ashân : quatre villes et leurs villages,
...............
Jos 19.13 And from thence passeth on along on the east to Gittahhepher, to Ittahkazin, and goeth out to Remmonmethoar to Neah; dia nandroso niantsinanana hatrany Gata-hefera sy Ita-kazina ka nandroso hatrany Rimona, izay mipaka an' i Nea, Avy eo dia nihazo tamin' i Gata-Hefera sy Takasina, any atsinanana, manandrify ny masoandro miposaka ary nihatra tamin' i Remona izay mifanolotra amin' ny Noà. De là elle passait vers l' est, au levant, vers Gat-Héphèr et Itta-Qaçîn, aboutissait à Rimmôn et tournait vers Néa.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 20.45 And they turned and fled toward the wilderness unto the rock of Rimmon: and they gleaned of them in the highways five thousand men; and pursued hard after them unto Gidom, and slew two thousand men of them. Dia nivily sy sisa ka nandositra nankany an-efitra ho any amin' ny harambato any Rimona; ary ny voatsimpona teny an-dalana dia dimy arivo lahy, ary ny voatsimpona teny an-dalana dia dimy arivo lahy, ary mbola nenjehiny mafy ihany hatrany Gidoma izy ka nahafatesany roa arivo lahy. Izay niamboho dia nandositra nankany an' efitra any akaikin' ny haram-baton' i Remona. Dimy arivo lahy no matin' ny zanak' Israely teny an-dàlana, dia nenjehiny mafy hatrany Jedeona ihany izy ireny, ka nahafatesany roa arivo koa. Alors ils tournèrent le dos et s' enfuirent au désert, vers le Rocher de Rimmôn. Sur les chemins, on ramassa cinq mille hommes, puis on serra Benjamin de près jusqu'à Gideom, et on lui tua deux mille hommes.
...............
Mts / Mpits 20.47 But six hundred men turned and fled to the wilderness unto the rock Rimmon, and abode in the rock Rimmon four months. Fa nisy enin-jato lahy nihodina ka nandositra nankany an-efitra ho any amin' ny harambato any Rimona, dia nitoetra tao efa-bolana. Ny enin-jato lahy niamboho sy nandositra nankany an' efitra, any amin' ny haram-baton' i Remona dia nitoetra tao amin' ny haram-baton' i Remona efa-bolana. Six cents hommes tournèrent le dos et s' enfuirent au désert, vers le rocher de Rimmôn. Ils y restèrent quatre mois.
...............
Mts / Mpits 21.13 And the whole congregation sent some to speak to the children of Benjamin that were in the rock Rimmon, and to call peaceably unto them. Ary ny fiangonana rehetra dia naniraka niteny tamin' ny taranak' i Benjamina, izay tao amin' ny harambato tao Rimona, ka niantso azy hihavana aminy. Ary ny fiangonana rehetra nandefa iraka hiteny amin' ny taranak' i Benjamina, tany amin' ny haram-baton' i Remona sy hanambara ny fihavanana amin' izy ireo. Toute la communauté envoya alors des émissaires aux Benjaminites qui se trouvaient au Rocher de Rimmôn pour leur proposer la paix.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 4.2 And Saul' s son had two men that were captains of bands: the name of the one was Baanah, and the name of the other Rechab, the sons of Rimmon a Beerothite, of the children of Benjamin: (for Beeroth also was reckoned to Benjamin. Ary nisy roa lahy, lehiben' ny mpitohan' ny zanakalahin' i Saoly, Bana no anaran' ny iray, ary Rekaba no anaran' ny iray, samy zanak' i Rimona Berotita tamin' ny taranak' i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan' ny an' i Benjamina; Roa no lehiben' ny antokon' olon' ny zanakalahin' i Saola, dia Baanà ny anankiray, ary Rekaba ny anankiray, samy zanak' i Remona avy ao Berota amin' ny taranak' i Benjamina. Fa natao isan' i Benjamina koa Berota, Or le fils de Saül avait deux chefs de bandes, qui s' appelaient, l' un Baana et le second Rékab. Ils étaient les fils de Rimmôn de Béérot et Benjaminites, car Béérot aussi est attribuée à Benjamin.
...............
2Sm / 2Sam 4.5 And the sons of Rimmon the Beerothite, Rechab and Baanah, went, and came about the heat of the day to the house of Ishbosheth, who lay on a bed at noon. Ary Rekaba sy Bana, zanak' i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon' Isboseta, tamin' ilay izy nandriandry tamin' ny antoandro iny. Ary tonga Rekaba sy Baanà zanak' i Remona avy any Berota, ka nony tamin' ilay andro nigaingaina iny indrindra, dia niditra tao an-tranon' Isboseta izay nandrinandry niala sasatra tamin' ny misasaka andro. Les fils de Rimmôn de Béérot, Rékab et Baana, s'étant mis en route, arrivèrent à l' heure la plus chaude du jour à la maison d' Ishbaal, quand celui-ci faisait la sieste.
...............
2Sm / 2Sam 4.9 And David answered Rechab and Baanah his brother, the sons of Rimmon the Beerothite, and said unto them, As the Lord liveth, who hath redeemed my soul out of all adversity, Ary hoy Davida tamin' i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak' i Rimona Berotita: Raha velona koa Jehovah, Izay namonjy ahy tamin' ny fahoriana rehetra, Ary hoy ny navalin' i Davida tamin' i Rekaba sy Baanà rahalahiny, zana-dRemona, avy any Berota: Velona Iaveh, izay nanafaka ahy tamin' ny loza rehetra! Mais David, s' adressant à Rékab et à son frère Baana, les fils de Rimmôn de Béérot, leur dit : " Par la vie de Yahvé, qui m' a délivré de toute détresse!

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.32 And their villages were, Etam, and Ain, Rimmon, and Tochen, and Ashan, five cities: Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo, Azy ireo koa Etama, Aena, Remmona, Tokena sy Asana, tanàna dimy, Ils eurent pour villages : Étam, Ayîn, Rimmôn, Tokèn et Ashân, cinq villes,

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 14.10 All the land shall be turned as a plain from Geba to Rimmon south of Jerusalem: and it shall be lifted up, and inhabited in her place, from Benjamin' s gate unto the place of the first gate, unto the corner gate, and from the tower of Hananeel unto the king' s winepresses. Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon' i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin' ny fitoerany izy hatramin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny vavahady voalohany, hatramin' ny vavahady an-jorony, ary hatramin' ny tilikambo Hananela ka hatramin' ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Hovana ho tany lemaka ny tany rehetra, hatrany Gabaa ka hatrany Remmona, eo atsimon' i Jerosalema. Ary hasandratra sy hipetraka amin' ny toerany Jerosalema, dia hatreo amin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny fitoeran' ny vavahadin' ny Zoro, ary hatreo amin' ny tilikambo Hananeely ka hatrany amin' ny famihazam-boaloboky ny mpanjaka. Tout le pays retournera en plaine, depuis Géba jusqu'à Rimmôn du Négeb. Jérusalem sera exhaussée et habitée en son lieu, depuis la porte de Benjamin jusqu'à l' emplacement de l' ancienne porte, jusqu'à la porte des Angles, et de la tour de Hananéel jusqu' aux pressoirs du roi.