Chapitres et versets citant Milo

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.6 And all the men of Shechem gathered together, and all the house of Millo, and went, and made Abimelech king, by the plain of the pillar that was in Shechem. Dia nivory ny mponina rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Milo ka nandeha nampanjaka an' i Abimeleka teo anilan' ny hazo terebinta, akaikin' ny tsangambato any Sekema. Tamin' izay dia nivory ny mponina rehetra ao Sikema mbamin' ny ankohonan' i Melao rehetra, ka tonga izy ary nampanjaka an' i Abimeleka, teo anilan' ny terebintan' ny tsangam-bato any Sikema. Puis tous les notables de Sichem et tout Bet-Millo se réunirent et ils proclamèrent roi Abimélek près du chêne de la stèle qui est à Sichem.
...............
Mts / Mpits 9.20 But if not, let fire come out from Abimelech, and devour the men of Shechem, and the house of Millo; and let fire come out from the men of Shechem, and from the house of Millo, and devour Abimelech. Fa raha tsy izany kosa, dia aoka hisy afo hivoaka avy amin' i Abimeleka ka handevona ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo; ary aoka koa hisy afo hivoaka avy amin' ny mponina ao Sekema sy ny olona ao Milo ka handevona an' i Abimeleka. Fa raha tsy izany, dia aoka Abimeleka hivoaka afo ka handevona ny mponina ao Sikema mbamin' ny ankohonan' i Melao ary ny mponina ao Sikema mbamin' ny ankohonan' i Melao koa hivoaka afo ka handevona an' i Abimeleka. Sinon, qu' un feu sorte d' Abimélek et qu' il dévore les notables de Sichem et de Bet-Millo pour dévorer Abimélek! "

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 5.9 So David dwelt in the fort, and called it the city of David. And David built round about from Millo and inward. Dia nitoetra tao anatin' ny batery fiarovana Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan' i Davida. Ary narafitr' i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin' ny ao anatiny. Dia niorim-ponenana teo amin' ny toerana mimanda Davida, ka nataony hoe: Tanànan' i Davida izany. Ary nanorina trano tamin' ny manodidina Davida hatrany Melao, mbamin' ny ao anatiny koa. David s' installa dans la forteresse et l' appela Cité de David. Puis David construisit un mur sur son pourtour, depuis le Millo vers l' intérieur.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 9.15 And this is the reason of the levy which king Solomon raised; for to build the house of the Lord, and his own house, and Millo, and the wall of Jerusalem, and Hazor, and Megiddo, and Gezer. Ary izao no toetry ny fanompoana nampanaovin' i Solomona mpanjaka ny olona, tamin' ny nanaovany ny tranon' i Jehovah sy ny lapan' andriana ary Milo sy ny màndan' i Jerosalema, sy Hazora sy Megido ary Gazera Izao kosa no momba ny olona mpanao fanompoana nalain' i Salomona, hanaovana ny tranon' ny Tompo sy ny tranony, Melao sy ny mandan' i Jerosalema, Hasera, Magedao, ary Gazera. Voici ce qui concerne la corvée que le roi Salomon leva pour construire le Temple de Yahvé, son propre palais, le Millo et le mur de Jérusalem, Haçor, Megiddo, Gézèr,
...............
1Mp 9.24 But Pharaoh' s daughter came up out of the city of David unto her house which Solomon had built for her: then did he build Millo. Ary rehefa niakatra avy any an-Tanànan' i Davida ny zanakavavin' i Farao hankany amin' ny tranony izay nataon' i Solomona ho azy, dia nanao an' i Milo koa izy. Ary niakatra ny zanakavavin' i Faraona avy any an-tanànan' i Davida, ho ao amin' ny tranony, izay nataon' i Salomona ho azy, ka tamin' izay izy no nanorina an' i Melao. Dès que la fille de Pharaon fut montée de la Cité de David à sa maison qu' il lui avait construite, alors il bâtit le Millo.
...............
1Mp 11.27 And this was the cause that he lifted up his hand against the king: Solomon built Millo, and repaired the breaches of the city of David his father. Ary izao no fototry ny nanaingany tanàna hikomy tamin' ny mpanjaka: Solomona nanorina an' i Milo ary nanampina ny lohasaha tao an-Tanànan' i Davida rainy; Izao no nahatonga azy hikomy amin' ny mpanjaka: Nanorina an' i Melao sy nanampina ny banga tamin' ny tanànan' i Davida rainy Salomona. Voici l' histoire de sa révolte. Salomon construisait le Millo, il fermait la brèche de la Cité de David, son père.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 12.21 For Jozachar the son of Shimeath, and Jehozabad the son of Shomer, his servants, smote him, and he died; and they buried him with his fathers in the city of David: and Amaziah his son reigned in his stead. Ary nitsangana ny mpanompon' i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila. Fa Jozakara, zanak' i Simata, sy Jozabada, zanak' i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy. Nikomy taminy ny mpanompony ary nanao teti-dratsy, dia nasiany tao an-tranon' i Melao amin' ny fidinan' i Sela Joasa. Ses officiers se soulevèrent et ourdirent un complot; ils frappèrent Joas au Bet-Millo...

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.8 And he built the city round about, even from Millo round about: and Joab repaired the rest of the city. Ary nandrafitra ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; ary Joaba nampamboatra ny sisa tamin' ny tanàna. Nanorina ny tanàna tamin' ny manodidina hatrany Melao sy ny eny akaiky eny izy, ary Joaba namboatra ny sisa tamin' ny tanàna. Puis il restaura le pourtour de la ville, aussi bien le Millo que le pourtour, et c' est Joab qui restaura le reste de la ville.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 32.5 Also he strengthened himself, and built up all the wall that was broken, and raised it up to the towers, and another wall without, and repaired Millo in the city of David, and made darts and shields in abundance. Dia nohereziny namboariny avokoa izay rava tamin' ny manda sady nasiany tilikambo teny amboniny sy manda hafa koa teo ivelany, dia namboatra an' i Milo tao an-tanànan' i Davida sady nanao lefona aman' ampinga betsaka izy. Nahazo hery Ezekiasa, ka namboariny avokoa ny manda rava, nohavaoziny ny tilikambo, naoriny ny manda hafa teo ivelany, nohamafisiny Melao tao an-tanànan' i Davida, ary nampanao fiadiana aman-ampinga betsaka izy. Ézéchias se fortifia : il fit maçonner toutes les brèches de la muraille qu' il surmonta de tours et pourvut d' un second mur à l' extérieur, répara le Millo de la Cité de David, et fabriqua quantité d' armes de jet et de boucliers.