Chapitres et versets citant Goba

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 21.18 And it came to pass after this, that there was again a battle with the Philistines at Gob: then Sibbechai the Hushathite slew Saph, which was of the sons of the giant. Ary nony afaka izany, dia nisy ady indray amin' ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an' i Safa, izay isan' ny taranaky ny Refaita. Taty aorian' izany mbola nisy ady tamin' ny Filistina koa tao Goba. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokai ilay Hosatita an' i Safà, anankiray amin' ny tarana-dRafà. Après cela, la guerre reprit à Gob avec les Philistins. C' est alors que Sibbekaï de Husha tua Saph, un descendant de Rapha.
2Sm / 2Sam 21.19 And there was again a battle in Gob with the Philistines, where Elhanan the son of Jaareoregim, a Bethlehemite, slew the brother of Goliath the Gittite, the staff of whose spear was like a weaver' s beam. Ary nisy ady indray koa tamin' ny Filistina teo Goba, ary Elanana, zanak' i Jare-oregima Betlehemita, namono an' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. Mbola nisy ady tamin' ny Filistina koa tao Goba, ary Elkanàna, zanak' i Jaare-Oregima avy any Betleema, no nahafaty an' i Goliata avy ao Geta, ilay nanan-jaran-defona, ohatra ny vodi-tenon' ny mpanenona. La guerre reprit encore à Gob avec les Philistins, et Elhanân, fils de Yaïr, de Bethléem, tua Goliath de Gat; le bois de sa lance était comme un liais de tisserand.