Chapitres et versets citant Ikaboda

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 4.21 And she named the child Ichabod, saying, The glory is departed from Israel: because the ark of God was taken, and because of her father in law and her husband. Dia nataony hoe Ikaboda ny anaran' ny zaza; fa hoy izy: Afaka ny voninahitry ny Isiraely, satria efa lasan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra, sady efa maty koa ny rafozany sy ny vadiny. Nataony hoe Ikaboda no anaran' ny zaza fa hoy izy: Efa voaesotra amin' Israely ny voninahitra noho ny nahalasanan-ko babo ny fiaran' Andriamanitra sy ny nahafatesan' ny rafozany sy ny vadiny. Elle appela l' enfant Ikabod, disant : " La gloire a été bannie d' Israël ", par allusion à la prise de l' arche de Dieu, et à son beau-père et son mari.
...............
1Sm / 1Sam 14.3 And Ahiah, the son of Ahitub, Ichabod' s brother, the son of Phinehas, the son of Eli, the Lord' s priest in Shiloh, wearing an ephod. And the people knew not that Jonathan was gone. ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak' i Ahitoba, rahalahin' i Ikaboda, zanak' i Finehasa, zanak' i Ely, mpisoron' i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa Jonatana. Ary nitafy ny efoda Akiasy zanak' i Akitoba, rahalahin' i Ikaboda, zanak' i Finea, zanak' i Helì, mpisoron' ny Tompo tany Silao. Tsy nahalala ny vahoaka, fa hoe lasa Jonatasy. Ahiyya, fils d' Ahitub, frère d' Ikabod, fils de Pinhas, fils d'Éli, le prêtre de Yahvé à Silo, portait l'éphod. La troupe ne remarqua pas que Jonathan était parti.