| 
|   | 
1st Samuel | 
1 Samoela | 
Samoela I | 
1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 22.5 | 
And the prophet Gad> said unto David>, Abide not in the hold; depart, and get thee into the land of Judah>. Then David> departed, and came into the forest of Hareth. | 
Ary hoy Gada mpaminany tamin' i Davida: Aza mitoetra ao amin' ny batery fiarovana; fa mialà, ka mankanesa any amin' ny tanin' ny Joda. Dia nandeha Davida ka tonga tany an' ala Hareta. | 
Hoy ny mpaminany Gada tamin' i Davida hoe: Aza mitoetra amin' ny fitoerana mimanda hianao, fa mandehana miverina any amin' ny tanin' i Jodà. Dia lasa Davida nankany amin' ny ala Hareta. | 
Le prophète Gad> dit à David> : " Ne reste pas dans le refuge, va-t' en et enfonce-toi dans le pays de Juda>. " David> partit et se rendit dans la forêt de Hérèt. |