Chapitres et versets citant Andora

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 28.7 Then said Saul unto his servants, Seek me a woman that hath a familiar spirit, that I may go to her, and enquire of her. And his servants said to him, Behold, there is a woman that hath a familiar spirit at Endor. Ary hoy Saoly tamin' ny mpanompony: Itadiavo vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra aho hankanesako any hanontaniako aminy. Ary hoy ny mpanompony taminy: Indro, misy vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra eo Andora. Dia hoy Saola tamin' ny mpanompony: Izahao vehivavy mpamoha angatra aho dia handeha hanatona azy sy hantontany azy aho. Ka hoy ny mpanompony taminy: Any Endora misy vehivavy mpamoha angatra. Saül dit alors à ses serviteurs : " Cherchez-moi une nécromancienne, que j' aille chez elle et que je la consulte ", et ses serviteurs lui répondirent : " Il y a une nécromancienne à En-Dor. "