Chapitres et versets citant Zebola

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 9.28 And Gaal the son of Ebed said, Who is Abimelech, and who is Shechem, that we should serve him? is not he the son of Jerubbaal? and Zebul his officer? serve the men of Hamor the father of Shechem: for why should we serve him? Ary hoy Gala, zanak' i Ebeda: Iza moa Abimeleka, ary iza moa Sekema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobala va izy? ary tsy Zebola va no lefiny? Manompoa ny taranak' i Hamora, rain' i Sekema; fa nahoana no hanompo io isika? Dia hoy Gaala zanak' i Obeda hoe: Iza moa Abimeleka, ary zovy moa Sikema, no hotompointsika? Tsy zanak' i Jerobaala va izy, ary tsy Zebola va no lefiny? Hianareo no manompoa ny taranak' i Emora, rain' i Sikema. Fa raha izahay, ahoana ange no hanompoanay an' i Abimeleka? Alors Gaal, fils d' Obed, s'écria : " Qui est Abimélek, et qu' est-ce que Sichem, pour que nous lui soyons asservis ? Ne serait-ce pas au fils de Yerubbaal et à Zebul, son lieutenant, de servir les gens de Hamor, père de Sichem ? Pourquoi lui serions-nous asservis, nous ?
...............
Mts / Mpits 9.30 And when Zebul the ruler of the city heard the words of Gaal the son of Ebed, his anger was kindled. Ary rehefa ren' i Zebola, komandin' ny tanàna, ny tenin' i Gala, zanak' i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. Nandre ny vavan' i Gaala, zanak' i Obeda, Zebola, governoran' ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany. Zebul, gouverneur de la ville, apprit les propos de Gaal, fils d' Obed, et il en fut irrité.
...............
Mts / Mpits 9.36 And when Gaal saw the people, he said to Zebul, Behold, there come people down from the top of the mountains. And Zebul said unto him, Thou seest the shadow of the mountains as if they were men. Ary rehefa hitan' i Gala ny olona, dia hoy izy tamin' i Zebola: Indreo, misy olona midina avy eny an-tampon' ny tendrombohitra. Fa hoy Zebola taminy: Ny aloky ny tendrombohitra no hitanao ka toa olona. Nony hitan' i Gaala irery vahoaka, dia hoy izy tamin' i Zebola: Indreny misy olona midina avy any an-tampon' ny tendrombohitra. Fa hoy kosa Zebola taminy: Ny aloky ny tendrombohitra izany ataonao ho olona izany. Gaal vit cette troupe et il dit à Zebul : " Voici des gens qui descendent du sommet des montagnes. " - " C' est l' ombre des monts, lui répondit Zebul, et tu la prends pour des hommes. "
...............
Mts / Mpits 9.38 Then said Zebul unto him, Where is now thy mouth, wherewith thou saidst, Who is Abimelech, that we should serve him? is not this the people that thou hast despised? go out, I pray now, and fight with them. Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy. Dia hoy Zebola taminy: Fa aiza re ilay vavanao nanao hoe: Iza moa Abimeleka no hotompointsika? Mos tsy ireo indrindra va no olona nesoinao? Mivoaha amin' izao, ka miadia aminy. Zebul lui dit alors : " Qu' as-tu fait de ta langue ? Toi qui disais : "Qui est Abimélek pour que nous lui soyons asservis ?" Ne sont-ce pas là les gens que tu méprisais ? Sors donc maintenant et livre-lui combat. "
...............
Mts / Mpits 9.41 And Abimelech dwelt at Arumah: and Zebul thrust out Gaal and his brethren, that they should not dwell in Shechem. Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an' i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony. Dia nijanona tao Romà Abimeleka, ary Zebola kosa nandroaka an' i Gaala sy ny rahalahiny, izay tsy nahazo nonina tao Sikema intsony. Abimélek demeura alors à Aruma, et Zebul, chassant Gaal et ses frères, les empêcha d' habiter à Sichem.