Chapitres et versets citant Keneza

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.11 And the sons of Eliphaz were Teman, Omar, Zepho, and Gatam, and Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. Ny zanakalahin' i Elifaza dia Temàna, Omara, Sefao, Gatama ary Seneza. Les fils d'Éliphaz furent : Témân, Omar, Çepho, Gatam, Qenaz.
...............
Gen / Jen 36.15 These were dukes of the sons of Esau: the sons of Eliphaz the firstborn son of Esau; duke Teman, duke Omar, duke Zepho, duke Kenaz, Izao no loham-pirenena tamin' ny taranak' i Esao: ny zanakalahin' i Elifaza, lahimatoan' i Esao, dia Temana loham-pireneny sy Omara loham-pireneny sy Zefo loham-pireneny sy Kenaza loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny zanak' i Esao: Zanakalahin' i Elifaza: Temana, loham-pirenena; Omara, loham-pirenena; Sefao, loham-pirenena; Seneza, loham-pirenena. Voici les chefs des fils d'Ésaü. Fils d'Éliphaz, premier-né d'Ésaü : le chef Témân, le chef Omar, le chef Çepho, le chef Qenaz,
...............
Gen / Jen 36.42 Duke Kenaz, duke Teman, duke Mibzar, sy Kenaza loham-pireneny sy Temana loham-pireneny sy Mibzara loham-pireneny Seneza, loham-pirenena; Temàna, loham-pirenena; Mabsara, loham-pirenena. le chef Qenaz, le chef Témân, le chef Mibçar,

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.17 And Othniel the son of Kenaz, the brother of Caleb, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife. Ary Otniela, zanak' i Kenaza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. Otoniela zanak' i Keneza, rahalahin' i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen' i Kaleba azy Aksa zanany vavy, ho vadiny. Celui qui s' en empara fut Otniel, fils de Qenaz, frère de Caleb, qui lui donna pour femme sa fille Aksa.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.13 And Othniel the son of Kenaz, Caleb' s younger brother, took it: and he gave him Achsah his daughter to wife. Ary Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny. Dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba, no nahafaka azy, ka nomen' i Kaleba ho vadiny Aksà zanany vavy. Celui qui la prit fut Otniel, fils de Qenaz, le frère cadet de Caleb, et celui-ci lui donna sa fille Aksa pour femme.
...............
Mts / Mpits 3.9 And when the children of Israel cried unto the Lord, the Lord raised up a deliverer to the children of Israel, who delivered them, even Othniel the son of Kenaz, Caleb' s younger brother. Dia nitaraina tamin' i Jehovah ny Zanak' Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an' ny Zanak' Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin' i Kenaza, zandrin' i Kaleba. Fa nitaraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely ka nananganana' Iaveh mpanafaka izay namonjy azy izy, dia Otoniela zanak' i Keneza, zandrin' i Kaleba. Alors les Israélites crièrent vers Yahvé et Yahvé suscita aux Israélites un sauveur qui les libéra, Otniel fils de Qenaz, frère cadet de Caleb.
...............
Mts / Mpits 3.11 And the land had rest forty years. And Othniel the son of Kenaz died. Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak' i Kenaza. Dia nandry efapolo taona ny tany, ary maty Otoniela zanak' i Keneza. Le pays fut alors en repos pendant quarante ans. Puis Otniel, fils de Qenaz, mourut.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.36 The sons of Eliphaz; Teman, and Omar, Zephi, and Gatam, Kenaz, and Timna, and Amalek. Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; Fils d'Éliphaz : Témân, Omar, Çephi, Gaétam, Qenaz, Timna, Amaleq.
...............
1Tt / 1Tan 1.53 Duke Kenaz, duke Teman, duke Mibzar, Kenaza loham-pireneny, Temana loham-pireneny, Mibzara loham-pireneny, Finòna loham-pirenena, Seneza loham-pirenena, Temàna loham-pirenena, Nabasa loham-pirenena, le chef Qenaz, le chef Témân, le chef Mibçar,
...............
1Tt / 1Tan 4.13 And the sons of Kenaz; Othniel, and Seraiah: and the sons of Othniel; Hathath. Ary ny zanakalahin' i Kenaza dia Otniela sy Seraia; ary ny zanakalahin' i Otniela dia Hatata. Zanakalahin' i Seneza: Othoniela, Saraià. Zanakalahin' i Othoniela: Hatata sy Maonatì. Fils de Qenaz : Otniel et Seraya. Fils de Otniel : Hatat et Meonotaï;
...............
1Tt / 1Tan 4.15 And the sons of Caleb the son of Jephunneh; Iru, Elah, and Naam: and the sons of Elah, even Kenaz. Ary ny zanakalahin' i Kaleba, zanakalahin' i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin' i Elaha dia Kenaza. Zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Jefone: Hira, Elà, ary Nahama. Zanakalahin' i Elà: Seneza. Fils de Caleb fils de Yephunné : Ir, Éla et Naam. Fils d'Éla : Qenaz.