| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 18.28 | And there was no deliverer, because it was far from Zidon>, and they had no business with any man; and it was in the valley that lieth by Bethrehob. And they built a city, and dwelt therein. | Ary tsy nisy namonjy, satria lavitra an' i Sidona izany, ary tsy nanan-draharaha tamin' olona akory izy, sady teo amin' ny lohasaha izay any Beti-rehoba izany. Dia nanorina ny tanàna izy ireo ka nonina tao. | Tsy nisy olon-kamonjy azy, fa lavitra an' i Sidona izy, ary ny mponina tao tsy nanan-draharaha tamin' ny olon-kafa; tao amin' ny lohasaha mandroso mankany Beti-Rohoba no nisy azy. Naorin' ny taranak' i Dana ny tanàna, dia nonina teo izy, | Il n' y eut personne pour la secourir, car elle était loin de Sidon> et elle n' avait pas de relations avec les Araméens>. Elle se situait dans la vallée qui s'étend vers Bet-Rehob. Ils rebâtirent la ville, s' y établirent>, | 
| 
 | 
|  | 2nd Samuel | 2 Samoela | Samoela II | 2ème Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Sm / 2Sam 10.6 | And when the children of Ammon> saw that they stank before David>, the children of Ammon> sent and hired the Syrians> of Bethrehob and the Syrians> of Zoba>, twenty thousand footmen, and of king Maacah> a thousand men, and of Ishtob> twelve thousand men. | Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa mangidy hoditra eo anatrehan' i Davida izy, dia naniraka nanakarama ny Syriana any Beti-rehoba sy ny Syriana any Zoba izy, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary tamin' ny mpanjakan' i Maka, olona arivo lahy, ary tamin' ny olona tany Toba, roa arivo sy iray alina. | Fantatry ny taranak' i Amona, fa ankahalan' i Davida azy ny nataony ka ny taranak' i Amona dia naniraka olona haka miaramila hokaramainy avy amin' ny Siriana any Beta-Rohoba sy amin' ny Siriana any Sobà, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary any amin' ny mpanjakan' i Maakà koa roa arivo lahy, ary any amin' ny olona ao Toba roa arivoa sy iray alin-dahy. | Les Ammonites> virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David> et ils envoyèrent des messagers pour prendre à leur solde les Araméens> de Bet-Rehob et les Araméens> de Çoba>, vingt mille hommes de pied, le roi de Maaka>, mille hommes, et le prince de Tob>, douze mille hommes. |