Chapitres et versets citant Amasa

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 17.25 And Absalom made Amasa captain of the host instead of Joab: which Amasa was a man' s son, whose name was Ithra an Israelite, that went in to Abigail the daughter of Nahash, sister to Zeruiah Joab' s mother. Ary Amasa no notendren' i Absaloma ho komandin' ny miaramilany ho solon' i Joaba; ary Amasa dia zanak' ilay Isiraelita atao hoe Jitra, ilay nandry tamin' i Abigaila, zanakavavin' i Nahasy sady rahavavin' i Zeroia, renin' i Joaba. Amasà no notendren' i Absaloma ho filohan' ny tafika solon' i Joaba. Amasà dia zanaky ny lehilahy anankiray atao hoe Jethrà, Ismaelita, izay nandeha tamin' i Abigaïla, zanakavavin' i Naasa, rahavavin' i Sarvia, renin' i Joaba. Absalom avait mis Amasa à la tête de l' armée à la place de Joab. Or Amasa était le fils d' un homme qui s' appelait Yitra l' Ismaélite et qui s'était uni à Abigayil, fille de Jessé et soeur de Çeruya, la mère de Joab.
...............
2Sm / 2Sam 19.14 And he bowed the heart of all the men of Judah, even as the heart of one man; so that they sent this word unto the king, Return thou, and all thy servants. Ary ataovy amin' i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy komandin' ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon' i Joaba ianao. Ary izao koa no holazainareo amin' i Amasà: Tsy taolako ama-nofoko va hianao? Hataon' ny Tompo amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho tonga filohan' ny tafika eo anatrehako mandrakariva hianao, ho solon' i Joaba. Et vous direz à Amasa : "N' es-tu pas de mes os et de ma chair ? Que Dieu me fasse ce mal et qu' il ajoute cet autre si tu n' es pas pour toujours à mon service comme chef de l' armée à la place de Joab".
...............
2Sm / 2Sam 20.4 Then said the king to Amasa, Assemble me the men of Judah within three days, and be thou here present. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Amasa: Vorio ny lehilahy amin' ny Joda ho eto amiko amin' ny hateloana, ary aoka mba ho eto koa ny tenanao. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Amasà: Vorio ho eto amiko ny lehilahy amin' i Jodà, hatramin' ny hateloana, ary aoka ho eto koa ny tenanao. Le roi dit à Amasa : " Convoque-moi les hommes de Juda, je te donne trois jours pour te présenter ici. "
2Sm / 2Sam 20.5 So Amasa went to assemble the men of Judah: but he tarried longer than the set time which he had appointed him. Ary dia lasa Arnasa namory ny Joda, fa nandiso ny fotoan' andro nomeny azy izy. Dia niainga Amasà hamory an' i Jodà nefa tratra aorian' ny fotoana nomen' ny mpanjaka azy izy. Amasa partit pour convoquer Juda, mais il tarda au-delà du terme que David lui avait fixé.
...............
2Sm / 2Sam 20.8 When they were at the great stone which is in Gibeon, Amasa went before them. And Joab' s garment that he had put on was girded unto him, and upon it a girdle with a sword fastened upon his loins in the sheath thereof; and as he went forth it fell out. Fa nony tonga tao amin' ilay vato lehibe tao Gibeona izy, dia avy Amasa nitsena azy; ary ny akanjo fiadian' i Joaba, ilay niakanjoany, dia nofehezina taminy, ary teo amboniny teo am-balahany no nisy ny fehin-tsabany ambamin' ny tranony; ary nony nandeha izy, dia latsaka ny sabatra. Nony mby teo akaikin' ilay vato lehibe ao Gabaona izy ireo, dia inty Amasà tonga teo anoloan' izy ireo. Niakanjo ny akanjo tonika Joaba ary eo ambonin' ny tonika dia nisy sabatra anankiray anaty tranony, nifehy teo am-balahany. Nony nandroso izy dia latsaka ilay sabatra. Ils étaient près de la grande pierre qui se trouve à Gabaôn, quand Amasa arriva en face d' eux. Or Joab était vêtu de sa tenue militaire sur laquelle il avait ceint une épée attachée à ses reins dans son fourreau; celle-ci sortit et tomba.
2Sm / 2Sam 20.9 And Joab said to Amasa, Art thou in health, my brother? And Joab took Amasa by the beard with the right hand to kiss him. Ary hoy Joaba tamin' i Amasa: Tsara ihany va ianao, ry rahalahy? Dia noraisin' i Joaba tamin' ny tànany ankavanana ny somotr' i Amasa horohany. Ary hoy Joaba tamin' i Amasà: Tsara ihany va izato hianao, ry rahalahy? Sady noraisin' i Joaba amin' ny tànany havanana, ny somotr' i Amasà hanoroka azy. Joab demanda à Amasa : " Tu vas bien, mon frère ? " Et, de la main droite, il saisit la barbe d' Amasa pour l' embrasser.
2Sm / 2Sam 20.10 But Amasa took no heed to the sword that was in Joab' s hand: so he smote him therewith in the fifth rib, and shed out his bowels to the ground, and struck him not again; and he died. So Joab and Abishai his brother pursued after Sheba the son of Bichri. Fa Amasa tsy nanahinahy ny sabatra teny an-tànan' i Joaba, kanjo nasiany tamin' ny kibony izy, ka dia nivaroraka tamin' ny tany ny tsinainy, ary tsy nasiany intsony, fa matiny tamin' izay. Ary Joaba sy Abisay rahalahiny nanenjika an' i Seba, zanak' i Bikry. Tsy nanahinahy ny sabatra teny an-tànan' i Joaba Amasà, kanjo nasiany tamin' ny kibony izy, ka nampivaroraka ny tsinainy tamin' ny tany; tsy nasiana fanindroany akory izy dia maty. Dia rafitra nanenjika an' i Sebà zanak' i Bokrì Joaba sy Abisaia rahalahiny. Amasa ne prit pas garde à l'épée que Joab avait en main, et celui-ci l' en frappa au ventre et répandit ses entrailles à terre. Il n' eut pas à lui donner un second coup et Amasa mourut, tandis que Joab et son frère Abishaï se lançaient à la poursuite de Shéba fils de Bikri.
2Sm / 2Sam 20.11 And one of Joab' s men stood by him, and said, He that favoureth Joab, and he that is for David, let him go after Joab. Ary ny zatovon' i Joaba anankiray nijanona teo anilan' ny faty ka nanao hoe: Izay miandany amin' i Joaba sy Davida dia aoka hanaraka an' i Joaba. Fa ny anankiray tamin' ny zatovon' i Joaba nijanona teo anilan' i Amasà, ka nanao hoe: Izay mankasitraka an' i Joaba izay miandany amin' i Davida, dia aoka hanaraka an' i Joaba! L' un des cadets de Joab resta en faction près d' Amasa et il disait : " Quiconque aime Joab et est pour David, qu' il suive Joab! "
2Sm / 2Sam 20.12 And Amasa wallowed in blood in the midst of the highway. And when the man saw that all the people stood still, he removed Amasa out of the highway into the field, and cast a cloth upon him, when he saw that every one that came by him stood still. Ary Amasa nihosin-drà teo anaty lalambe. Ary raha hitan-dralehilahy fa nijanona ny olona rehetra, dia nafindrany niala teo amin' ny lalambe ho any an-tsaha ny fatin' i Amasa ka nosaronany lamba, nony hitany fa nijanona izay rehetra mandalo azy. Amasà izany nihosinkosina tamin' ny ràny teo afovoan' ny làlana teo. Nony hitan-dralehilahy fa nijanona ny olon-drehetra dia nesoriny teo an-dalamba Amasà nataony tany an-tsaha, sady nosaronany kapaoty, satria hitany fa izay tonga teo anilany nijanona avokoa. Cependant Amasa s'était roulé dans son sang au milieu du chemin. Voyant que tout le monde s' arrêtait, cet homme tira Amasa du chemin dans le champ et jeta un vêtement sur lui, parce qu' il voyait s' arrêter tous ceux qui arrivaient près de lui.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.5 Moreover thou knowest also what Joab the son of Zeruiah did to me, and what he did to the two captains of the hosts of Israel, unto Abner the son of Ner, and unto Amasa the son of Jether, whom he slew, and shed the blood of war in peace, and put the blood of war upon his girdle that was about his loins, and in his shoes that were on his feet. Ary ianao koa mahalala izay nataon' i Joaba, zanak' i Zeroia, tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy komandin' ny miaramilan' ny Isiraely, dia tamin' i Abnera, zanak' i Nera, sy tamin' i Amasa, zanak' i Jatera, izay novonoiny sady nalatsany rà toy ny amin' ny ady, nefa tsy nisy ady tsinona, ka nasiany rà toy ny amin' ny ady ny fehin-kibony teny am-balahany sy ny kapany teny an-tongony. Ary fantatrao ihany ny nataon' i Joaba zanak' i Sarvià tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy, Abnera zanak' i Nera, sy Amasà zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' Israely, fa novonoiny ireo, ka ny rà fandatsaka amin' ny ady, nalatsany amin' izao tany mandry izao, ary ny rà fandatsaka amin' ny ady, dia nataony tamin' ny fehin-kibo teny am-balahany sy tamin' ny kapa teny amin' ny tongony! Tu sais aussi ce que m' a fait Joab fils de Çeruya, ce qu' il a fait aux deux chefs de l' armée d' Israël, Abner fils de Ner et Amasa fils de Yéter, comment il les a tués, comment il a vengé pendant la paix le sang de la guerre et taché d' un sang innocent le ceinturon de mes reins et la sandale de mes pieds ;
...............
1Mp 2.32 And the Lord shall return his blood upon his own head, who fell upon two men more righteous and better than he, and slew them with the sword, my father David not knowing thereof, to wit, Abner the son of Ner, captain of the host of Israel, and Amasa the son of Jether, captain of the host of Judah. Dia hatsingerin' i Jehovah ho amin' ny lohany ihany ny ràny, satria izy namely olona roa lahy izay marina sady tsara noho izy ka namono azy tamin' ny sabatra, dia Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilan' ny Isiraely sy Amasa, zanak' i Jatera, komandin' ny miaramilan' ny Joda, nefa Davida raiko tsy nahalala izany akory Hatsingerin' ny Tompo eo an-dohany ihany ny ràny, fa olona roa lahy, marina sy tsara noho izy, no nasiany sy novonoiny tamin' ny sabatra, nefa tsy fantatr' i Davida raiko izany, dia Abnera zanak' i Nera, filohan' ny tafik' Israely, sy Amasà, zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' i Jodà. Yahvé fera retomber son sang sur sa tête parce qu' il a frappé deux hommes plus justes et meilleurs que lui et les a tués par l'épée à l' insu de mon père David : Abner fils de Ner, chef de l' armée d' Israël, et Amasa fils de Yéter, chef de l' armée de Juda.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.17 And Abigail bare Amasa: and the father of Amasa was Jether the Ishmeelite. ary Abigaila niteraka an' i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain' i Amasa. Abigaila niteraka an' i Amasà, ary ny rain' i Amasà dia Jetera, Ismaelita. Abigayil enfanta Amasa, le père d' Amasa fut Yéter l' Ismaélite.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 28.12 Then certain of the heads of the children of Ephraim, Azariah the son of Johanan, Berechiah the son of Meshillemoth, and Jehizkiah the son of Shallum, and Amasa the son of Hadlai, stood up against them that came from the war, Dia nitsangana ny loholona sasany avy amin' ny taranak' i Efraima, dia Azaria, zanak' i Johanana, sy Berekia, zanak' i Mesilemota, sy Jehizkia, zanak' i Saloma, ary Amasa, zanak' i Hadlay, ka nanohitra izay vao avy tany an-tafika Dia nitsangana ny lehibe sasany amin' ny taranak' i Efraima, Azariasa zanak' i Johanàna, Barakiasa zanak' i Mosolamota, Ezekiasa zanak' i Seloma, ary Amasà zanak' i Adalì, ka nanohitra an' ireo avy any an-tafika, Certains des chefs éphraïmites, Azaryahu fils de Yehohanân, Bérékyahu fils de Meshillemot, Yehizqiyyahu fils de Shallum, Amasa fils de Hadlaï, s'élevèrent alors contre ceux qui revenaient de l' expédition.