Chapitres et versets citant Karmì

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.9 And the sons of Reuben; Hanoch, and Phallu, and Hezron, and Carmi. Robena, lahimatoan' i Jakoba. Ary ny zanakalahin-dRobena dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy Robena, lahimatoan' i Jakoba. Zana-dRobena: Henoka, Falo, Hersona ary Karmì. et les fils de Ruben : Hénok, Pallu, Heçrôn, Karmi.

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 6.14 These be the heads of their fathers' houses: The sons of Reuben the firstborn of Israel; Hanoch, and Pallu, Hezron, and Carmi: these be the families of Reuben. Izao no lohan' ny fianakaviany: Ny zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona sy Karmy; ireo no fokom-pirenen-dRobena. Izao no loham-pianakavian' izy ireo: Zanakalahin-dRobena, lahimatoan' Israely: Henoka, Falao, Hesrona ary Karmì. Ireo no fianakavian-dRobena. Voici leurs chefs de familles :Fils de Ruben, premier-né d' Israël : Hénok, Pallu, Héçron et Karmi ; tels sont les clans de Ruben.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 26.6 Of Hezron, the family of the Hezronites: of Carmi, the family of the Carmites. avy tamin' i Hezrona ny fokon' ny Hezronita; avy tamin' i Karmy ny fokon' ny Karmita. ny fokon' ny Hesronita avy tamin' i Hesrona; ny fokon' ny Karmita avy tamin' i Karmì. pour Hèçrôn, le clan Hèçronite ; pour Karmi, le clan Karmite.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 7.1 But the children of Israel committed a trespass in the accursed thing: for Achan, the son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, took of the accursed thing: and the anger of the Lord was kindled against the children of Israel. Fa ny Zanak' Isiraely nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona; fa Akana, zanak' i Karmy, zanak' i Zabdy, zanak' i Zera, avy tamin' ny firenen' i Joda, naka tamin' ny zavatra efa voaozona, ka dia nirehitra tamin' ny Zanak' Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah. Nanao fahadisoana momba ny anatema ny zanak' Israely; fa naka tamin' ny zavatra natao anatema i Akàna, zanak' i Karmi, zanak' i Zabdì, zanak' i Zare, tamin' ny fokon' i Jodà, ka nirehitra tamin' ny zanak' Israely ny fahatezeran' ny Tompo. Mais les Israélites se rendirent coupables d' une violation de l' anathème : Akân, fils de Karmi, fils de Zabdi, fils de Zérah, de la tribu de Juda, prit de ce qui tombait sous l' anathème, et la colère de Yahvé s' enflamma contre les Israélites.
...............
Jos 7.18 And he brought his household man by man; and Achan, the son of Carmi, the son of Zabdi, the son of Zerah, of the tribe of Judah, was taken. dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak' i Karmy, zanak' i Zabdy zanak' i Zera, avy tamin' ny firenen' i Joda, no notanana. Ary nampanatoniny isam-batan' olona ny tao an-tranon' i Zabdì, ka Akàna zanak' i Karmì, zanak' i Zabdì zanak' i Zare avy amin' ny fokon' i Jodà no voatana. Josué fit avancer la famille de Zabdi homme par homme, et ce fut Akân, fils de Karmi, fils de Zabdi, fils de Zérah, de la tribu de Juda, qui fut désigné par le sort.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.7 And the sons of Carmi; Achar, the troubler of Israel, who transgressed in the thing accursed. Ary ny zanakalahin' i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin' ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin' ny zavatra voaozona. Zanak' i Karmì: Akara izay nanahirana an' Israely, tamin' ny fahadisoany momba ny zavatra natao anatema. Fils de Karmi : Akar, qui fit le malheur d' Israël pour avoir violé l' anathème.
1Tt / 1Tan 4.1 The sons of Judah; Pharez, Hezron, and Carmi, and Hur, and Shobal. Ny zanakalahin' i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala. Zanakalahin' i Jodà: Faresa, Hesrona, Karmì, Hora sy Sobala. Fils de Juda : Péreç, Heçrôn, Karmi, Hur, Shobal.
...............
1Tt / 1Tan 5.3 The sons, I say, of Reuben the firstborn of Israel were, Hanoch, and Pallu, Hezron, and Carmi. ny zanakalahin' i Robena, lahimatoan' Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy. Zanakalahin-dRobena lahimatoan' Israely: Enaoka, Falò, Esrona ary Karmì. Fils de Ruben premier-né d' Israël : Hénok, Pallu, Héçron, Karmi.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 8.9 Nony reny fa hoe nanome teny hanolotra ny tanàna Oziasa, raha afaka hadimiana, naniraka tany amin' i Kabrì sy Karmì lohan' ny vahoaka izy. Elle apprit donc que le peuple, découragé par la pénurie d' eau, avait murmuré contre le chef de la cité. Elle sut aussi tout ce qu' Ozias leur avait dit et comment il leur avait juré de livrer la ville aux Assyriens au bout de cinq jours.