Chapitres et versets citant Filistìna

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 21.32 Thus they made a covenant at Beersheba: then Abimelech rose up, and Phichol the chief captain of his host, and they returned into the land of the Philistines. Dia nanao fanekena tany Beri-sheba izy; ary dia niainga Abimeleka sy Pikola, komandin' ny miaramilany, ka niverina ho any amin' ny tanin' ny Filistina. Nanao fanekem-pihavanana tao Bersabea izy ireo. Rehefa vita izany dia niainga Abimeleka sy Fikola, filohan' ny tafiny, ka niverina ho any amin' ny tanin' ny Filistìna. Après qu' ils eurent conclu alliance à Bersabée, Abimélek se leva, avec Pikol, le chef de son armée, et ils retournèrent au pays des Philistins.
...............
Gen / Jen 21.34 And Abraham sojourned in the Philistines' land many days. Ary Abrahama nivahiny elaela ihany tany amin' ny tanin' ny Filistina. Naharitra ela no nitoerany tany amin' ny Filistìna. Abraham séjourna longtemps au pays des Philistins.

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 13.17 And it came to pass, when Pharaoh had let the people go, that God led them not through the way of the land of the Philistines, although that was near; for God said, Lest peradventure the people repent when they see war, and they return to Egypt: Ary rehefa nalefan' i Farao ny olona, dia tsy mba nentin' Andriamanitra tamin' ny lalana nankany amin' ny tanin' ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny olona, raha mahita ady, ka hiverina any Egypta. Nony nalefan' i Faraona handeha ny vahoaka, dia tsy nentin' Andriamanitra hihazo ny làlana amin' ny tanin' ny Filistìna, na iny aza no akaiky, satria hoy Andriamanitra: Sao dia manenina ny vahoaka raha mahita ny ady, ka hiverina any Ejipta. Lorsque Pharaon eut laissé partir le peuple, Dieu ne lui fit pas prendre la route du pays des Philistins, bien qu' elle fût plus proche, car Dieu s'était dit qu'à la vue des combats le peuple pourrait se repentir et retourner en Égypte.
...............
Eks 15.14 The people shall hear, and be afraid: sorrow shall take hold on the inhabitants of Palestina. Mandre ny firenena ka raiki-tahotra; Hovitra no mahazo ny mponina any Filistia; Vao nandre izany ny firenena dia nangovitra; Raiki-tahotra ny Filistìna; Les peuples ont entendu, ils frémissent, des douleurs poignent les habitants de Philistie.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 60.8 Moab is my washpot; over Edom will I cast out my shoe: Philistia, triumph thou because of me. Tavin-dranoko fanasana Moaba; Edoma no anipazako ny kapako; mihobia noho ny amiko, ry Filistia. Andriamanitra niteny tamin' ny fahamasinany hoe: Hientan-kafaliana aho! Hanana an' i Sikema ho anjarako aho, horefesiko ny lohasahan' i Sokota. Dieu a parlé dans son sanctuaire "J' exulte, je partage Sichem, j' arpente la vallée de Sukkot.
...............
Sal 87.4 I will make mention of Rahab and Babylon to them that know me: behold Philistia, and Tyre, with Ethiopia; this man was born there. Hanonona an-dRahaba sy Babylona Aho ho isan' izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin' i Etiopia, Ity no efa teraka teo. Amin' ireo mahalala ahy hotononiko Rahaba sy Babilona; indreo koa ny Filistina sy Tira mbamin' i Etiopia: tao ireo no teraka. "Je compte Rahab et Babylone parmi ceux qui me connaissent, voyez Tyr, la Philistie ou l' Ethiopie, un tel y est né."
...............
Sal 108.9 Moab is my washpot; over Edom will I cast out my shoe; over Philistia will I triumph. Tavindranoko fanasana Moaba; Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin' i Filistia ho hihobiako. Ahy Galaada, ahy Manase; fiadiana aro lohako Efraima, ary tehim-panjakako Jodà; "A moi Galaad, à moi Manassé, Ephraïm, l' armure de ma tête, Juda, mon bâton de commandement,

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 14.29 Rejoice not thou, whole Palestina, because the rod of him that smote thee is broken: for out of the serpent' s root shall come forth a cockatrice, and his fruit shall be a fiery flying serpent. Aza mifaly, ry Filistia rehetra, saingy tapaka ny tsorakazo namely anao; fa avy ao an-kibon' ny bibilava no hihavian' ny menarana, ary ny aterany ho tonga menaran' afo manidina. Aza manaram-po amin' ny fifaliana, ry Filistina manontolo, noho ny nahatapahan' ny tsorakazo namely anao; fa hisy menarana hateraky ny tarana-bibilava ary dragona manidina no haterany. Ne te réjouis pas, Philistie tout entière, de ce qu' est brisé le bâton qui te frappait. Car de la souche du serpent sortira une vipère, et son fruit sera un dragon volant.
...............
Isa / Iz 14.31 Howl, O gate; cry, O city; thou, whole Palestina, art dissolved: for there shall come from the north a smoke, and none shall be alone in his appointed times. Midradradradrà, ry vavahady, ary mitaraina, ry tanàna; Aoka ho ketraka avokoa ianao, ry Filistia! Fa misy setroka mitranga avy any avaratra, ary tsy misy miala amin' ny laharany akory ny miaramilany. Midradradradrà, ry vavahady; miantsoantsoa, ry tanàna; Matahora mafy, ry Filistina manontolo! Fa indro misy setroka tamy avy any avaratra, ary tsy misy miala amin' ny laharany, ny antoko miaramilany. Hurle, porte! Crie, ville! Chancelle, Philistie tout entière! Car du nord vient une fumée, et personne ne déserte ses bataillons.

  Book of Joel Joela Joely Livre de Joêl
...............
Joe / Jl 3.21 For I will cleanse their blood that I have not cleansed: for the Lord dwelleth in Zion. Fa, indro, amin' ireo andro ireo sy amin' izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin' ny fahababoany, Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midina ao amin' ny Lohasahan' i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin' ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin' ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko, Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon' ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny. Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo, Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin' ny tempolinareo; Ary ny zanak' i Joda sy ny zanak' i Jerosalema dia namidinareo tamin' ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Indro, hofohaziko izy hiala ny amin' ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Ka hamidiko ho lasan' ny zanak' i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin' ny Sabeana kosa ireny, dia ho an' izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Antsoy any amin' ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin' ny Lohasahan' i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany. He izany vahoaka mireondreona ao amin' ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron' i Jehovah ao amin' ny lohasaha fitsarana. Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra, Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan' ny olony sy fiarovana mafy ho an' ny Zanak' Isiraely. Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masina; Dia ho masina Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony. Amin' izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak' i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak' i Sitima. Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak' i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin' ny taniny. Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin' ny taranaka fara mandimby. Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.