Chapitres et versets citant Pikola

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 21.22 And it came to pass at that time, that Abimelech and Phichol the chief captain of his host spake unto Abraham, saying, God is with thee in all that thou doest: Ary tamin' izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin' ny miaramilany, dia niteny tamin' i Abrahama ka nanao hoe: Omban' Andriamanitra ianao amin' izay rehetra ataonao; Tamin' izany andro izany, Abimeleka narahin' i Fikola, filohan' ny tafiny, niteny tamin' i Abrahama hoe: Omban' Andriamanitra hianao amin' izay rehetra ataonao. En ce temps-là, Abimélek vint avec Pikol, le chef de son armée, dire à Abraham : Dieu est avec toi en tout ce que tu fais.
...............
Gen / Jen 21.32 Thus they made a covenant at Beersheba: then Abimelech rose up, and Phichol the chief captain of his host, and they returned into the land of the Philistines. Dia nanao fanekena tany Beri-sheba izy; ary dia niainga Abimeleka sy Pikola, komandin' ny miaramilany, ka niverina ho any amin' ny tanin' ny Filistina. Nanao fanekem-pihavanana tao Bersabea izy ireo. Rehefa vita izany dia niainga Abimeleka sy Fikola, filohan' ny tafiny, ka niverina ho any amin' ny tanin' ny Filistìna. Après qu' ils eurent conclu alliance à Bersabée, Abimélek se leva, avec Pikol, le chef de son armée, et ils retournèrent au pays des Philistins.
...............
Gen / Jen 26.26 Then Abimelech went to him from Gerar, and Ahuzzath one of his friends, and Phichol the chief captain of his army. Ary Abimeleka mbamin' i Ahozata sakaizany sy Pikola, komandin' ny miaramilany, dia niala tao Gerara hankany amin' Isaka. Ary nanatona azy avy any Jerara Abimeleka, nomban' i Okozota sakaizany, sy Fikola, filohan' ny tafiny. Abimélek vint le voir de Gérar, avec Ahuzzat son familier et Pikol le chef de son armée.