Chapitres et versets citant Esbòna

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.16 And the sons of Gad; Ziphion, and Haggi, Shuni, and Ezbon, Eri, and Arodi, and Areli. Ary ny zanakalahin' i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erý sy Aroda ary Arely. Zanak' i Gada: Sefiona, Hagì, Sonì, Esbòna, Herì, Arodì ary Arelì. Les fils de Gad : Çephôn, Haggi, Shuni, Eçbôn, Éri, Arodi et Aréli.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.7 And the sons of Bela; Ezbon, and Uzzi, and Uzziel, and Jerimoth, and Iri, five; heads of the house of their fathers, mighty men of valour; and were reckoned by their genealogies twenty and two thousand and thirty and four. Ary ny zanakalahin' i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan' ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina. Zanakalahin' i Belà: Esbona, Ozia, Oziela, Jerimota ary Oraia; dimy izy lohan' ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, efa-jato sy roa arivo amby roa alina no isany, voasoratra amin' ny tetiarana. Fils de Béla : Eçbôn, Uzzi, Uzziel, Yerimot et Iri : cinq, chefs de famille, preux valeureux, groupant 22034 hommes.