Chapitres et versets citant Jalama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.5 And Aholibamah bare Jeush, and Jaalam, and Korah: these are the sons of Esau, which were born unto him in the land of Canaan. ary Oholibama niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak' i Esao, izay naterany tany amin' ny tany Kanana. ary ny naterak' i Oolibamà dia Jehosy sy Ihelona ary Kore. Ireo no zanakalahin' i Esao naterany tany amin' ny tany Kanaana. Oholibama enfanta Yéush, Yalam et Qorah. Tels sont les fils d'Ésaü qui lui naquirent au pays de Canaan.
...............
Gen / Jen 36.14 And these were the sons of Aholibamah, the daughter of Anah the daughter of Zibeon, Esau' s wife: and she bare to Esau Jeush, and Jaalam, and Korah. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, zanakavavin' i Zibona, vadin' i Esao: niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin' i Esao izy. Ary izao no zanakalahin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, vadin' i Esao; niteraka an' i Jehosy sy Ihelona ary Kore tamin' i Esao izy. Voici les fils d' Oholibama, fille d' Ana, fils de Çibéôn, la femme d'Ésaü : elle lui enfanta Yéush, Yalam et Qorah.
...............
Gen / Jen 36.18 And these are the sons of Aholibamah Esau' s wife; duke Jeush, duke Jaalam, duke Korah: these were the dukes that came of Aholibamah the daughter of Anah, Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, vadin' i Esao: Jeosy loham-pireneny sy Jalama loham-pireneny sy Kora loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, vadin' i Esao. Zanakalahin' i Oolibamà, vadin' i Esao: Jehosy, loham-pirenena, Ielona, loham-pirenena; ary Kore, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, sy vadin' i Esao. Et voici les fils d' Oholibama, la femme d'Ésaü : le chef Yéush, le chef Yalam, le chef Qorah. Tels sont les chefs d' Oholibama, fille d' Ana, femme d'Ésaü.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.35 The sons of Esau; Eliphaz, Reuel, and Jeush, and Jaalam, and Korah. Ny zanakalahin' i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora. Zanak' i Esao: Elifaza, Rahoela, Jehosa, Ihelona ary Kore. Fils d'Ésaü : Éliphaz, Réuel, Yéush, Yalam et Qorah.