Chapitres et versets citant Manahata

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.23 And the children of Shobal were these; Alvan, and Manahath, and Ebal, Shepho, and Onam. Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. Izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana, Manahata, Ebala, Sefao, ary Onama. Voici les fils de Shobal : Alvân, Manahat, Ébal, Shepho, Onam.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.40 The sons of Shobal; Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. and the sons of Zibeon; Aiah, and Anah. Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. Fils de Shobal : Alyân, Manahat, Ébal, Shephi, Onam. Fils de Çibéôn : Ayya et Ana.
...............
1Tt / 1Tan 8.6 And these are the sons of Ehud: these are the heads of the fathers of the inhabitants of Geba, and they removed them to Manahath: Ary izao no zanakalahin' i Ehoda (izao no lohan' ny fianakavian' ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata, Izao no zanakalahin' i Ahoda: lohan' ny fianakaviana nonina tao Gabaà izy ireo, ary nafindrany tany Manahata: Voici les fils d'Éhud. Ce sont eux qui furent les chefs de famille des habitants de Géba et les emmenèrent en captivité à Manahat :