Chapitres et versets citant Tesaloniana

  Letter to the Philippians Filipianina Filipiana Épître de Saint Paul aux Philippiens
...............
Flp / Fil 4.16 For even in Thessalonica ye sent once and again unto my necessity. Fa fony tany Tesalonika aza aho, dia nampanatitra ho ahy indray mandeha amana indroa ianareo hamonjy ahy. Fony aho tany Tesalonìka aza, dia nampanateranareo fanampiana indray mandeha aloha, dia nisy fanindroany koa. vous qui, dès mon séjour à Thessalonique, m' avez envoyé, et par deux fois, ce dont j' avais besoin.

  1st Letter to the Thessalonians 1 Tesalonianina Tesalonisiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens
1Te / 1Tes 1.1 Paul, and Silvanus, and Timotheus, unto the church of the Thessalonians which is in God the Father and in the Lord Jesus Christ: Grace be unto you, and peace, from God our Father, and the Lord Jesus Christ. Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan' ny Tesaloniana, izay ao amin' Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana. Paoly sy Silvano ary Timote mamangy ny Eglizy any Tesalonìka, izay ao amin' Andriamanitra Ray sy Jeso-Kristy Tompo: Paul, Silvain et Timothée, à l'Église des Thessaloniciens qui est en Dieu le Père et dans le Seigneur Jésus Christ. A vous grâce et paix.

  2nd Letter to the Thessalonians 2 Tesalonianina Tesalonisiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens
...............
2Te / 2Tes 1.1 Paul, and Silvanus, and Timotheus, unto the church of the Thessalonians in God our Father and the Lord Jesus Christ: Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan' ny Tesaloniana, izay ao amin' Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo: Paoly sy Silvano ary Timote mamangy ny Eglizy any Tesalonì ka izay tafaray ao amin' Andriamanitra Raintsika sy Jeso-Kristy Tompo: Paul, Silvain et Timothée, à l'Église des Thessaloniciens qui est en Dieu le Père et dans le Seigneur Jésus Christ.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.9 Do thy diligence to come shortly unto me: Mazotoa hankatý amiko faingana ianao; Tongàva faingana aty amiko hianao; fa nilaozan' i Demasy aho, noho ny fitiavany an' izao tontolo izao, ka lasa nankany Tesalonìka izy. Hâte-toi de venir me rejoindre au plus vite,