Chapitres et versets citant Nemroda

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.8 And Cush begat Nimrod: he began to be a mighty one in the earth. Ary Kosy niteraka an' i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin' ny tany. Kosy niteraka an' i Nemroda, izay voalohan' olona manam-pahefana tamin' ny tany. Kush engendra Nemrod, qui fut le premier potentat sur la terre.
Gen / Jen 10.9 He was a mighty hunter before the Lord: wherefore it is said, Even as Nimrod the mighty hunter before the Lord. Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan' i Jehovah, ka izany no nanaovan' ny olona hoe: Tahaka an' i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan' i Jehovah. Mpihaza mahery teo anatrehan' ny Tompo izy, ka izany no anaovan' ny olona hoe: Tahaka an' i Nemroda mpihaza mahery eo anatrehan' ny Tompo. C'était un vaillant chasseur devant Yahvé, et c' est pourquoi l' on dit : Comme Nemrod, vaillant chasseur devant Yahvé.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.10 And Cush begat Nimrod: he began to be mighty upon the earth. Ary Kosy niteraka an' i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin' ny tany. Kosa niteraka an' i Nemroda; izy ity no nanomboka nanam-pahefana teto ambonin' ny tany. Kush engendra Nemrod, qui fut le premier potentat sur la terre.

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 5.5 And this man shall be the peace, when the Assyrian shall come into our land: and when he shall tread in our palaces, then shall we raise against him seven shepherds, and eight principal men. Ary handany ny tany Asyria amin' ny sabatra Sy ny tanin' i Nimroda ao an-tanànany ireo; Ary Izy hamonjy amin' ny Asyriana, Raha tonga amin' ny tanintsika sady manitsaka ato amin' ny fari-tanintsika ireny. Hiandry ny tanin' i Asora amin' ny sabatra ireo, sy ny tanin' i Nemroda eo ambavahadiny; ary izy hanafaka antsika amin' ny Asiriana, rahefa tonga amin' ny tanintsika ireny, sy hanitsaka ny faritanintsika ny tongony. ils feront paître le pays d' Assur avec l'épée, le pays de Nemrod avec le glaive. Il nous délivrera d' Assur s' il envahit notre pays, s' il foule notre territoire.