| 
|   | 
Numbers | 
Fanisana na Nomery | 
Fanisana | 
Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 1.5 | 
And these are the names of the men that shall stand with you: of the tribe of Reuben>; Elizur the son of Shedeur>. | 
Ary izao no anaran' ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin' i Robena dia Elizora, zanak' i Sedeora; | 
Ireto no anaran' ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin' i Robena: Elisora zanak' i Sedeora; | 
" Voici les noms de ceux qui vous assisteront : Pour Ruben>, Éliçur>, fils de Shedéur>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 2.10 | 
On the south side shall be the standard of the camp of Reuben> according to their armies: and the captain of the children of Reuben> shall be Elizur the son of Shedeur>. | 
Ary ny fanevan' ny tobin' i Robena no ho eo amin' ny lafiny atsimo, araka ny antokony; ary ny lohan' ny taranak' i Robena dia Elizora, zanak' Sedeora; | 
Ny fanevan' ny tobin-dRobena no ho eo amin' ny lafiny atsimo; mbamin' ny antokony avy. Ny filohan' ny tarana-dRobena dia Elizora zanak' i Sedeora. | 
Au sud, l'étendard du camp de Ruben>, selon leurs unités. Prince> des fils de Ruben> : Éliçur>, fils de Shédéur>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.30 | 
On the fourth day Elizur the son of Shedeur>, prince of the children of Reuben>, did offer: | 
Ary tamin' ny andro fahefatra dia Elizora, zanak' i Sedeora, lohan' ny taranak' i Robena, no nanatitra. | 
Tamin' ny andro fahefatra dia an' i Elisora zanak' i Sedeora, filohan' ny tarana-dRobena; | 
Celui qui apporta son offrande le quatrième jour fut Éliçur>, fils de Shedéur>, prince des fils de Ruben>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 7.35 | 
And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elizur the son of Shedeur>. | 
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray ireo no fanatitr' i Elizora, zanak' i Sedeora. | 
ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Elisora zanak' i Sedeora. | 
et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d'Éliçur>, fils de Shedéur>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 10.18 | 
And the standard of the camp of Reuben> set forward according to their armies: and over his host was Elizur the son of Shedeur>. | 
Dia niainga ny fanevan' ny tobin' i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak' i Sedeora, no mpifehy ny antokony. | 
Dia niainga ny fanevan' ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin' i Elisora, zanak' i Sedeora; | 
Partit ensuite l'étendard du camp des fils de Ruben> selon leurs unités. A la tête de son contingent était Éliçur>, fils de Shedéur> ; |