Chapitres et versets citant Eglona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 10.3 Wherefore Adonizedec king of Jerusalem, sent unto Hoham king of Hebron, and unto Piram king of Jarmuth, and unto Japhia king of Lachish, and unto Debir king of Eglon, saying, Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, ho any amin' i Hohama mpanjakan' i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan' i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan' i Lakisy, ary Debira, mpanjakan' i Eglona, ka nanao hoe: Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema dia nampitondra teny tamin' i Ohama mpanjakan' i Hebrona, sy Farama mpanjakan' i Jerimota, sy tamin' i Jofià mpanjakan' i Lakisa, ary tamin i Dabira mpanjakan' i Eglona, nanao hoe: Alors Adoni-Çédeq, roi de Jérusalem, envoya dire à Hoham, roi d' Hébron, à Piréam, roi de Yarmut, à Yaphia, roi de Lakish, et à Debir, roi d'Églôn :
...............
Jos 10.5 Therefore the five kings of the Amorites, the king of Jerusalem, the king of Hebron, the king of Jarmuth, the king of Lachish, the king of Eglon, gathered themselves together, and went up, they and all their hosts, and encamped before Gibeon, and made war against it. Dia niangona ireo mpanjaka dimy tamin' ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra, ary nitoby tandrifin' i Gibeona ka namely azy. Dia niangona ny mpanjakan' ny Amoreana, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra niaraka tamin' ny mpiantafika rehetra, ary nanorina ny tobiny teo akaikin' i Gabaona sy nanao fahirano azy. Ayant opéré leur jonction, les cinq rois amorites montèrent, à savoir le roi de Jérusalem, le roi d' Hébron, le roi de Yarmut, le roi de Lakish et le roi d'Églôn, eux et toutes leurs troupes; ils assiégèrent Gabaôn et l' attaquèrent.
...............
Jos 10.23 And they did so, and brought forth those five kings unto him out of the cave, the king of Jerusalem, the king of Hebron, the king of Jarmuth, the king of Lachish, and the king of Eglon. Dia nataon' ny olona izany, ka namoaka ireo mpanjaka dimy ireo avy tao an-johy izy ho eo aminy, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona. Nataony izany, nentina nankany aminy ny mpanjaka dimy, izay navoakany avy ao an-johy, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa, ary ny mpanjakan' i Eglona. On fit ainsi et l' on fit sortir les cinq rois de la caverne pour les lui amener : le roi de Jérusalem, le roi d' Hébron, le roi de Yarmut, le roi de Lakish et le roi d'Églôn.
...............
Jos 10.34 And from Lachish Joshua passed unto Eglon, and all Israel with him; and they encamped against it, and fought against it: Dia niala tany Lakisy Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Eglona, dia nitoby tandrifiny ka namely azy; Niala tao Lakisa Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy dia nankany Eglona, ka nitoby teo anoloany sy namely azy. Josué, avec tout Israël, passa de Lakish à Églôn. Ils l' assiégèrent et l' attaquèrent.
...............
Jos 10.36 And Joshua went up from Eglon, and all Israel with him, unto Hebron; and they fought against it: Dia niakatra niala tany Eglona Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy; Niakatra avy eo Eglona Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Hebrona, ka namely azy izy ireo. Josué, avec tout Israël, monta d'Églôn à Hébron, et ils l' attaquèrent.
Jos 10.37 And they took it, and smote it with the edge of the sword, and the king thereof, and all the cities thereof, and all the souls that were therein; he left none remaining, according to all that he had done to Eglon; but destroyed it utterly, and all the souls that were therein. dia afany koa izy, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany sy ny tanànany rehetra ary ny olona rehetra tao; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza, tahaka izay rehetra efa nataony tamin' i Eglona; fa naringany avokoa izy sy ny olona rehetra tao. Nony afany dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany ary ny tanàna momba azy rehetra mbamin' izay manana aina rehetra tao. Ils s' en emparèrent et la firent passer au fil de l'épée, ainsi que son roi, toutes les localités qui en dépendaient et tout ce qui s' y trouvait de vivant. Il ne laissa pas un survivant, tout comme il avait agi pour Églôn. Il la voua à l' anathème, ainsi que tout ce qui s' y trouvait de vivant.
...............
Jos 12.12 The king of Eglon, one; the king of Gezer, one; ny mpanjakan' i Eglona, iray; ny mpanjakan' i Gazera, iray; ny mpanjakan' i Eglona, iray; ny mpanjakan' i Gazera, iray; Le roi d'Églôn, un; le roi de Gézer, un;
...............
Jos 15.39 Lachish, and Bozkath, and Eglon, sy Lakisy sy Bozkata sy Eglona Lakisa, Baskata, Eglona, Lakish, Boçqat, Églôn,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.12 And the children of Israel did evil again in the sight of the Lord: and the Lord strengthened Eglon the king of Moab against Israel, because they had done evil in the sight of the Lord. Fa nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray ny zanak' Isiraely ary i Jehovah nampahery an' i Eglona, mpanjakan' i Moaba, hiady amin' ny Isiraely, satria nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy. Fa nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo indray ny zanak' Israely, ka noho izy nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo dia nampaherezin' ny Tompo tamin' Israely, Eglona mpanjakan' i Moaba. Les Israélites recommencèrent à faire ce qui est mal aux yeux de Yahvé et Yahvé fortifia Églôn, roi de Moab, contre Israël, parce qu' ils faisaient ce qui est mal aux yeux de Yahvé.
Mts / Mpits 3.13 And he gathered unto him the children of Ammon and Amalek, and went and smote Israel, and possessed the city of palm trees. Dia nampiangona ny taranak' i Amona sy Amaleka ho any aminy izy, ary nandeha izy ireo ka namely ny Isiraely, dia nahafaka ny tanàna be rofia. Nikambana tamin' ny taranak' i Amona sy Amaleka, Eglona, dia niainga nandeha. Nandresy an' Israely izy ka nahafaka ny tanànan-drofia. Églôn s' adjoignit les fils d' Ammon et Amaleq, marcha contre Israël, le battit et s' empara de la ville des Palmiers.
Mts / Mpits 3.14 So the children of Israel served Eglon the king of Moab eighteen years. Dia nanompo an' i Eglona, mpanjakan' i Moaba, valo ambin' ny folo taona ny Zanak' Isiraely. Dia nanompo an' i Eglona mpanjakan' i Moaba, valo ambin' ny folo taona, ny zanak' Israely. Les Israélites furent asservis à Églôn, roi de Moab, pendant dix-huit ans.
Mts / Mpits 3.15 But when the children of Israel cried unto the Lord, the Lord raised them up a deliverer, Ehud the son of Gera, a Benjamite, a man lefthanded: and by him the children of Israel sent a present unto Eglon the king of Moab. Ary nitaraina tamin' i Jehovah izy, dia nanangana mpamonjy ho azy Jehovah, dia Ehoda, zanak' i Gera, avy amin' ny taranak' i Benjamina, lehilahy kavia; dia nampitondra azy fanomezana ho an' i Eglona, mpanjakan' i Moaba, ny Zanak' Isiraely. Fa nitaraina tamin' ny Tompo ny zanak' Israely, ka nananganana' Iaveh mpanafaka, dia Aoda, zanak' i Gerà, Benjamita, izay tsy nampiasa ny tànany an-kavanana. Nampitondrain' ny zanak' Israely fanomezana ho an' i Eglona mpanjakan' i Moaba izy. Alors les Israélites crièrent vers Yahvé et Yahvé leur suscita un sauveur, Éhud, fils de Géra, Benjaminite, qui était gaucher. Les Israélites le chargèrent de porter le tribut à Églôn, roi de Moab.
...............
Mts / Mpits 3.17 And he brought the present unto Eglon king of Moab: and Eglon was a very fat man. Dia nitondra ny fanomezana ho an' i Eglona, mpanjakan' i Moaba, izy; ary lehilahy matavibe Eglona. Natolony an' i Eglona mpanjakan' i Moaba ny fanomezana, ary lehilahy matavy be Eglona. Il offrit donc le tribut à Églôn, roi de Moab. Cet Églôn était très gros.
...............
Mts / Mpits 3.20 And Ehud came unto him; and he was sitting in a summer parlour, which he had for himself alone. And Ehud said, I have a message from God unto thee. And he arose out of his seat. Ary Ehoda nanatona azy, raha nipetraka irery tao an-tilikambony fihatsiatsiahana izy. Dia hoy Ehoda: Misy teny avy amin' Andriamanitra holazaiko aminao. Dia nitsangana niala tamin' ny seza fiandrianana Eglona. Nipetraka irery tao an-tranony fakana hatsiatsiaka izy no nohatonin' i Aoda ka nataony hoe: Manana teny avy amin' Andriamanitra ho anao aho. Tafatsangana niala tamin' ny fiketrahany Eglona. Éhud vint vers lui; il était assis dans la chambre haute où l' on prend le frais, qui lui était réservée. Éhud lui dit : " C' est une parole de Dieu que j' ai pour toi, ô roi! " Et celui-ci se leva aussitôt de son siège.
Mts / Mpits 3.21 And Ehud put forth his left hand, and took the dagger from his right thigh, and thrust it into his belly: Ary naninjitra ny tànany ankavia Ehoda ka nandray ny sabatra teny am-balahany ankavanana, dia natsatony tamin' ny kibon' i Eglona izany; Dia naninjitra ny tànany havia Aoda tamin' izay, nanatsoaka ny sabatra teny am-balahany havanana, ary notrabarany tamin' io ny kibony; Alors Éhud étendit la main gauche, prit le poignard de dessus sa hanche droite et l' enfonça dans le ventre du roi.
...............
Mts / Mpits 3.24 When he was gone out, his servants came; and when they saw that, behold, the doors of the parlour were locked, they said, Surely he covereth his feet in his summer chamber. Ary rehefa nivoaka izy, dia tonga teo kosa ny mpanompon' i Eglona; ary raha hitany fa, indro, voahidy ny varavaran' ny tilikambo, dia hoy izy: Miavela ato an-tilikambo fihatsiahana izy aloha. Rahefa tafavoaka izy dia tonga ny mpanompon' ny mpanjaka dia nizaha izy ka indro fa ny varavaram-ben' ny trano ambony dia voahidy karetsaka, ka hoy izy: Tsy maintsy misaron-tongotra ato an-trano fakana hatsiatsiaka izy. Quand il fut sorti, les serviteurs revinrent et ils regardèrent : les portes de la chambre haute étaient fermées au verrou. Ils se dirent : " Sans doute il se couvre les pieds dans le réduit de la chambre fraîche. "