Chapitres et versets citant Abel-Egyptiana

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 50.11 And when the inhabitants of the land, the Canaanites, saw the mourning in the floor of Atad, they said, This is a grievous mourning to the Egyptians: wherefore the name of it was called Abelmizraim, which is beyond Jordan. Ary rehefa hitan' ny Kananita tompon-tany ny fisaonana teo Goren-atada, dia hoy izy: Fisaonana mafy amin' ny Egyptiana izao; izany no nanaovany ny anarany hoe Abel-Egyptiana, izay ao an-dafin' i Jordana. Nony nahita izany fisaonana tao am-pamoloan' i Atada izany ny Kananeana tompon-tany dia hoy izy: Endrey izany fisaonana lehibe amin' ny Ejipsiana! Izany no nanaovana ny anaran' io fitoerana an-dafin' i Jordany io hoe: Abela Mitsraïma. Les habitants du pays, les Cananéens, virent le deuil à Gorèn-ha-Atad et ils dirent : Voilà un grand deuil pour les Égyptiens; et c' est pourquoi on a appelé ce lieu Abel-Miçrayim - c' est au-delà du Jourdain.