Chapitres et versets citant Herkola

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.19 dia nandefa mpizaha, isam-bahoakan' i Antiokia, avy ao Jerosalema, Jasona olo-meloka, nampitondrainy drakma volafotsy telon-jato, hanaovan-tsorona amin' i Herkola: ireo nitondra azy mihitsy no nangataka mba tsy hanaovan-tsorona, izay tsy fanao, izany vola izany, fa hoenti-manentsina ny lany amin' ny zavatra hafa. l' abject Jason envoya des ambassadeurs, à titre d' Antiochéens de Jérusalem, portant avec eux 300 drachmes d' argent pour le sacrifice à Héraclès. Mais ceux-là mêmes qui les portaient jugèrent qu' il ne convenait pas de les affecter au sacrifice et qu' elles seraient réservées à une autre dépense.
2M 4.20 Ka ireo drakma telon-jato ireo, dia nokendren' ilay nandefa azy hanaovan-tsorona ho fanajana an' i Herkola, nefa nolanina tamin' ny fanaovan-tsambo misy fivoy intelo miantoana, araka ny fanirian' ireo nitondra azy. Ainsi, l' argent destiné au sacrifice d' Héraclès par celui qui l' envoyait fut affecté, à cause de ceux qui l' apportaient, à la construction des trirèmes.