Chapitres et versets citant Nona

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 33.11 And the Lord spake unto Moses face to face, as a man speaketh unto his friend. And he turned again into the camp: but his servant Joshua, the son of Nun, a young man, departed not out of the tabernacle. Ary Jehovah niteny nifanatrika tamin' i Mosesy, tahaka ny olona miresaka amin' ny sakaizany. Ary niverina nankeo amin' ny toby izy; fa ny mpanompony, dia Josoa zatovo, zanak' i Nona, tsy niala tamin' ny lay. Ary Iaveh miresaka mifanatrika amin' i Moizy, mova tsy ny olona miresaka amin' ny sakaizany. Rahefa izany dia miverina mankany an-toby Moizy, fa Josoe zanak' i Nona, ilay zatovolahy mpanompony, tsy mba niala tao afovoan' ny trano lay. Yahvé parlait à Moïse face à face, comme un homme parle à son ami, puis il rentrait au camp, mais son serviteur Josué, fils de Nûn, un jeune homme, ne quittait pas l' intérieur de la Tente.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 11.28 And Joshua the son of Nun, the servant of Moses, one of his young men, answered and said, My lord Moses, forbid them. Dia namaly Josoa, zanak' i Nona, izay nanompo an' i Mosesy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy. Niteny niaraka tamin' izay Josoe, zanak' i Nona, mpanompon' i Moizy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: Ry Moizy tompoko ô, rarao izy roa lahy. Josué, fils de Nûn, qui depuis sa jeunesse servait Moïse, prit la parole et dit : " Moïse, Monseigneur, empêche-les ! "
...............
Nom / Fan 13.8 Of the tribe of Ephraim, Oshea the son of Nun. avy tamin' ny firenen' i Efraima dia Hosea, zanak' i Nona; Ozea, zanak' i Nòna, avy amin' ny fokon' i Efraima; pour la tribu d'Éphraïm, Hoshéa, fils de Nûn ;
...............
Nom / Fan 13.16 These are the names of the men which Moses sent to spy out the land. And Moses called Oshea the son of Nun Jehoshua. Ireo no anaran' ny lehilahy izay nirahin' i Mosesy hisafo ny tany. Ary Hosea, zanak' i Nona, dia nataon' i Mosesy hoe Josoa. Ireo no anaran' ny lehilahy nirahin' i Moizy hisafo ny tany. Ozea, zanak' i Nòna dia nomen' i Moizy anarana hoe Josoe. Tels sont les noms des hommes que Moïse envoya reconnaître le pays. Puis Moïse donna à Hoshéa, fils de Nûn, le nom de Josué.
...............
Nom / Fan 14.6 And Joshua the son of Nun, and Caleb the son of Jephunneh, which were of them that searched the land, rent their clothes: Ary Josoa, zanak' i Nona, sy Kaleba, zanak' i Jefone, izay isan' ny nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany; Nandritra ny fitafiany Josoe, zanak' i Nòna, sy Kaleba, zanak' i Jefone, anisan' ireo nisafo ny tany, De ceux qui avaient exploré le pays, Josué, fils de Nûn, et Caleb, fils de Yephunné, déchirèrent leurs vêtements.
...............
Nom / Fan 14.30 Doubtless ye shall not come into the land, concerning which I sware to make you dwell therein, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. dia tsy ho tonga mihitsy any amin' ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoa, zanak' i Nona. dia tsy hisy hiditra amin' ny tany izay nianianako fa hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoe zanak' i Nòna. Je jure que vous n' entrerez pas dans ce pays où, levant la main, j' avais fait serment de vous établir. Mais c' est Caleb, fils de Yephunné, c' est Josué, fils de Nûn,
...............
Nom / Fan 14.38 But Joshua the son of Nun, and Caleb the son of Jephunneh, which were of the men that went to search the land, lived still. Fa Josoa, zanak' i Nona, sy Kaleba, zanak' i Jefone, kosa, izay isan' ny lehilahy nandeha nisafo ny tany, dia velona ihany. Josoe zanak' i Nòna sy Kaleba zanak' i Jefone ihany no velona tamin' ireo lehilahy nisafo ny tany. Des hommes qui étaient allés reconnaître le pays, seuls Josué, fils de Nûn, et Caleb, fils de Yephunné, restèrent en vie.
...............
Nom / Fan 26.65 For the Lord had said of them, They shall surely die in the wilderness. And there was not left a man of them, save Caleb the son of Jephunneh, and Joshua the son of Nun. Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin' ireny afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone, sy Josoa, zanak' i Nona, ihany. Fa ireny efa nilazan' ny Tompo hoe: Ho faty any an' efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin' ireny, afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefona, sy Josoe zanak' i Nòna. car Yahvé le leur avait dit : ceux-ci mourraient dans le désert et il n' en resterait aucun, à l' exception de Caleb, fils de Yephunné, et de Josué, fils de Nûn.
...............
Nom / Fan 27.18 And the Lord said unto Moses, Take thee Joshua the son of Nun, a man in whom is the spirit, and lay thine hand upon him; Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Alao ho anao Josoa, zanak' i Nona, lehilahy izay manam-panahy, ka ametraho ny tananao izy; Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Alao Josoe zanak' i Nòna, lehilahy itoeran' ny Fanahy ka ametraho tànana izy. Yahvé répondit à Moïse : " Prends Josué, fils de Nûn, homme en qui demeure l' esprit. Tu lui imposeras la main.
...............
Nom / Fan 32.12 Save Caleb the son of Jephunneh the Kenezite, and Joshua the son of Nun: for they have wholly followed the Lord. afa-tsy Kaleba, zanak' i Jefone Kenizita, sy Josoa, zanak' i Nona, izay tanteraka tamin' ny fanarahana an' i Jehovah. afa-tsy Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, sy Josoe, zanak' i Nòna, izay nanaraka tsara an' ny Tompo. sauf Caleb, fils de Yephunné le Qenizzite, et Josué, fils de Nûn : eux certes ont suivi Yahvé sans défaillance ! "
...............
Nom / Fan 32.28 So concerning them Moses commanded Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the chief fathers of the tribes of the children of Israel: Ary Mosesy dia nandidy an' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely ny amin' ireo Dia nomen' i Moizy didy ny amin' ireo, Eleazara mpisorona sy Josoe zanak' i Nòna ary ny filoham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely. Alors Moïse donna des ordres à leur sujet à Éléazar le prêtre, à Josué, fils de Nûn, et aux chefs de familles des tribus d' Israël.
...............
Nom / Fan 34.17 These are the names of the men which shall divide the land unto you: Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun. Izao no anaran' ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona. Izao no anaran' ny lehilahy hizara ny tany aminareo: Eleazara, mpisorona, sy Josoe, zanak' i Nòna. " Voici les noms des hommes qui vous partageront le pays : Éléazar le prêtre et Josué fils de Nûn,

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.38 But Joshua the son of Nun, which standeth before thee, he shall go in thither: encourage him: for he shall cause Israel to inherit it. fa Josoa, zanak' i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao, izy no hiditra any, koa izy no ampaherezo, fa izy no hampandova ny Zanak' Isiraely ny tany. fa Josoe mpanomponao zanak' i Nòna, no hiditra any; ankaherezo izy, fa izy no hampahazo an' Israely izany tany izany; C' est ton serviteur Josué, fils de Nûn, qui y entrera. Affermis-le, car c' est lui qui devra mettre Israël en possession du pays.
...............
Deo / Dt 31.23 And he gave Joshua the son of Nun a charge, and said, Be strong and of a good courage: for thou shalt bring the children of Israel into the land which I sware unto them: and I will be with thee. Ary Jehovah nandidy an' i Josoa, zanak' i Nona, ka nanao hoe: Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hitondra ny Zanak' Isiraely hiditra ao amin' ny tany izay nianianako taminy homena azy, ary homba anao Aho. Ary Iaveh nanome didy an' i Josoe, zanak' i Nòna, ka nanao taminy hoe: Mahereza ary matanjaha tsara fa hianao no hampiditra ny zanak' Israely any amin' ny tany nampanantenaiko azy tamim-pianianana, ary izaho homba anao. Il donna cet ordre à Josué fils de Nûn : " Sois fort et tiens bon, car c' est toi qui conduiras les Israélites au pays que je leur ai promis par serment, et moi, je serai avec toi. "
...............
Deo / Dt 32.44 And Moses came and spake all the words of this song in the ears of the people, he, and Hoshea the son of Nun. Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany fihirana izany teo anatrehan' ny olona, dia izy sy Hosea, zanak' i Nona. Tonga Moizy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany tonon-kira izany mba ho ren' ny vahoaka, ary nomba azy Josoe zanak' i Nòna. Moïse vint avec Josué fils de Nûn, et prononça aux oreilles du peuple toutes les paroles de ce cantique.
...............
Deo / Dt 34.9 And Joshua the son of Nun was full of the spirit of wisdom; for Moses had laid his hands upon him: and the children of Israel hearkened unto him, and did as the Lord commanded Moses. Ary Josoa, zanak' i Nona, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Mosesy tanana izy; dia nihaino azy ny Zanak' Isiraely ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ary Josoe, zanak' i Nòna, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Moizy tànana izy, ka nanoa azy ny zanak' Israely sy nanao araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Josué, fils de Nûn, était rempli de l' esprit de sagesse, car Moïse lui avait imposé les mains. C' est à lui qu' obéirent les Israélites agissant selon l' ordre que Yahvé avait donné à Moïse.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
Jos 1.1 Now after the death of Moses the servant of the Lord it came to pass, that the Lord spake unto Joshua the son of Nun, Moses' minister, saying, Ary rehefa maty Mosesy, mpanompon' i Jehovah, dia hoy Jehovah tamin' i Josoa, zanak' i Nona, mpanompon' i Mosesy: Rahefa maty Moizy, mpanompon' ny Tompo, dia niteny tamin' i Josoe zanak' i Nòna, mpanompon' i Moizy, Iaveh nanao hoe: Après la mort de Moïse, serviteur de Yahvé, Yahvé parla à Josué, fils de Nûn, l' auxiliaire de Moïse, et lui dit :
Jos 2.1 And Joshua the son of Nun sent out of Shittim two men to spy secretly, saying, Go view the land, even Jericho. And they went, and came into an harlot' s house, named Rahab, and lodged there. Ary Josoa, zanak' i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon' ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao. Nandefa mpisafo tany roa lahy mangingina avy tany Setima Josoe zanak' i Nòna, nataony hoe: Mandehana, zahao ny tany, sy Jerikao. Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao amin' ny tranon' ity vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ary nandry tao. Josué, fils de Nûn, envoya secrètement de Shittim deux hommes pour espionner, en disant : " Allez, examinez le pays et Jéricho. " Ils y allèrent, se rendirent à la maison d' une prostituée nommée Rahab et ils y couchèrent.
...............
Jos 2.23 So the two men returned, and descended from the mountain, and passed over, and came to Joshua the son of Nun, and told him all things that befell them: Dia niverina izy roa lahy ka nidina avy tany an-tendrombohitra, dia nita ny ony ary nankany amin' i Josoa, zanak' i Nona, ka nilaza ny zavatra rehetra izay efa nihatra taminy, Dia niverina izy roa lahy, ka nidina ny tendrombohitra sy nita an' i Jordany. Alors les deux hommes redescendirent de la montagne, traversèrent et se rendirent auprès de Josué, fils de Nûn, à qui ils racontèrent tout ce qui leur était arrivé.
Jos 2.24 And they said unto Joshua, Truly the Lord hath delivered into our hands all the land; for even all the inhabitants of the country do faint because of us. ka hoy izy tamin' i Josoa: Efa natolotr' i Jehovah eo an-tanantsika tokoa ny tany rehetra; ary efa ketraka ny mponina rehetra amin' ny tany noho ny tahotra antsika. Tonga tany amin' i Josoe zanak' i Nòna izy dia nilaza ny zavatra rehetra nihatra taminy. Ils dirent à Josué : " Yahvé a livré tout ce pays entre nos mains et déjà tous ses habitants sont pris de panique devant nous. "
...............
Jos 6.6 And Joshua the son of Nun called the priests, and said unto them, Take up the ark of the covenant, and let seven priests bear seven trumpets of rams' horns before the ark of the Lord. Dia niantso ny mpisorona Josoa, zanak' i Nona, ka nanao taminy hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan' ny fiaran' i Jehovah. Dia niantso ny mpisorona Josoe, zanak' i Nòna, ka nanao taminy hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ka aoka ny mpisorona fito hitondra trompetra fito mafy faneno eo alohan' ny fiaran' ny Tompo. Josué, fils de Nûn, appela les prêtres et leur dit : " Prenez l' arche d' alliance, et que sept prêtres portent sept trompes en corne de bélier en avant de l' arche de Yahvé. "
Jos 14.1 And these are the countries which the children of Israel inherited in the land of Canaan, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, distributed for inheritance to them. Ary izao no nolovan' ny Zanak' Isiraely teo amin' ny tany Kanana, izay nampandovain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny loholon' ny firenen' i Zanak' Isiraely; Izao no noraisin' ny zanak' Israely ho lova, tany amin' ny tany Kanaana, izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoe zanak' i Nòna, ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' Israely. Voici ce que reçurent en héritage les Israélites au pays de Canaan, ce que leur donnèrent en héritage le prêtre Éléazar et Josué, fils de Nûn, avec les chefs de famille des tribus d' Israël.
...............
Jos 17.4 And they came near before Eleazar the priest, and before Joshua the son of Nun, and before the princes, saying, The Lord commanded Moses to give us an inheritance among our brethren. Therefore according to the commandment of the Lord he gave them an inheritance among the brethren of their father. Dia nanatona teo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny loholona izy ireo ka nanao hoe: Jehovah efa nandidy an' i Mosesy hanome anay zara-tany eo amin' ny anadahinay. Ary dia nomeny lova teo amin' ny rahalahin-drainy izy araka ny didin' i Jehovah. Nankeo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy teo anatrehan' i Josoe zanak' i Nòna, sy teo anatrehan' ny filohany izy ireo, ka nanao hoe: Nandidy an' i Moizy Iaveh hanome zara tany anay eo amin' ny anadahinay. Dia nomena zara tany teo amin' ny rahalahin-drainy izy ireo, araka ny didin' ny Tompo. Elles se présentèrent devant le prêtre Éléazar, devant Josué, fils de Nûn, et devant les notables en disant : " Yahvé a ordonné à Moïse de nous donner un héritage au milieu de nos frères. " On leur donna donc, selon l' ordre de Yahvé, un héritage parmi les frères de leur père.
...............
Jos 19.49 When they had made an end of dividing the land for inheritance by their coasts, the children of Israel gave an inheritance to Joshua the son of Nun among them: Dia vitany ny nizarana ny tany holovany araka ny fari-taniny, ka dia nomen' ny Zanak' Isiraely lova teo aminy koa Josoa, zanak' i Nona. Nony vitan' izy ireo ny fizarana ny tany, araka ny faritra mamaritra azy avy, dia nomen' ny zanak' Israely lova, teo afovoan' izy ireo, Josoe, zanak' i Nona. Ayant achevé la répartition du pays selon ses frontières, les Israélites donnèrent à Josué, fils de Nûn, un héritage au milieu d' eux;
...............
Jos 19.51 These are the inheritances, which Eleazar the priest, and Joshua the son of Nun, and the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel, divided for an inheritance by lot in Shiloh before the Lord, at the door of the tabernacle of the congregation. So they made an end of dividing the country. Ireo no lova izay nozarain' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely tao Silo teo anatrehan' i Jehovah, dia teo am-baravaran' ny trano-lay fihaonana, araka ny filokana. Dia vitany avokoa ny nizarany ny tany. Ireo no lova nozarain' Eleazara mpisorona, sy Josoe zanak' i Nona, ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely, tamin' ny filokana, tany Silao, teo anatrehan' ny Tompo, teo am-baravaran' ny trano lay fihaonana. Izany no nanaperany ny fizarana ny tany. Telles sont les parts d' héritage que le prêtre Éléazar, Josué fils de Nûn et les chefs de famille répartirent par le sort entre les tribus d' Israël à Silo, en présence de Yahvé, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous. Ainsi fut terminé le partage du pays.
Jos 21.1 Then came near the heads of the fathers of the Levites unto Eleazar the priest, and unto Joshua the son of Nun, and unto the heads of the fathers of the tribes of the children of Israel; Ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny Levita dia nanatona an' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely Nanatona an' i Eleazara, mpisorona, sy Josoe, zanak' i Nona ary ny loham-pianakaviana amin' ny fokon' ny zanak' Israely, ny loham-pianakavian' ny Levita, Alors les chefs de famille des Lévites s' en vinrent trouver le prêtre Éléazar, Josué, fils de Nûn, et les chefs de famille des tribus d' Israël,
...............
Jos 24.29 And it came to pass after these things, that Joshua the son of Nun, the servant of the Lord, died, being an hundred and ten years old. Ary rehefa afaka izany zavatra izany, dia maty Josoa, zanak' i Nona, mpanompon' i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny. Nony afaka izany dia maty Josoe, zanak' i Nona, mpanompon' ny Tompo, tamin' ny fahafolo amby zaton' ny taonany. Après ces événements, Josué, fils de Nûn, serviteur de Yahvé, mourut, âgé de cent dix ans.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 2.8 And Joshua the son of Nun, the servant of the Lord, died, being an hundred and ten years old. Ary maty Josoa, zanak' i Nona, mpanompon' i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny. Maty tamin' ny fahafolo amby zaton' ny taonany Josoe, zank' i Nona, mpanompon' ny Tompo. Josué, fils de Nûn, serviteur de Yahvé, mourut à l'âge de cent dix ans.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 16.34 In his days did Hiel the Bethelite build Jericho: he laid the foundation thereof in Abiram his firstborn, and set up the gates thereof in his youngest son Segub, according to the word of the Lord, which he spake by Joshua the son of Nun. Tamin' ny andron' i Ahaba no nanorenan' i Hiela Betelita an' i Jeriko; ny ain' i Abìrama lahimatoany no sazin' ny nanorenany ny fanambaniny, ary ny ain' i Segoba faralahiny no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Josoa, zanak' i Nona. Fahavelony dia nanorina an' i Jerikao, Hielà avy any Betela, kanjo ny ain' i Abirama lahimatoany, no sazin' ny nanorenany ny fotony, ary ny ain' i Segoba zanany faralahy, no sazin' ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin' ny Tompo izay nolazainy tamin' ny alalan' i Josoe zanak' i Nona. De son temps, Hiel de Béthel rebâtit Jéricho ; au prix de son premier-né Abiram il en établit le fondement et au prix de son dernier-né Segub il en posa les portes, selon la parole que Yahvé avait dite par le ministère de Josué, fils de Nûn.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 7.27 Non his son, Jehoshuah his son. Nona no zanakalahin' i Elisama, Josoa no zanakalahin' i Nona. Nona zanany, Josoe zanany. Nôn son fils, Josué son fils.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 8.17 And all the congregation of them that were come again out of the captivity made booths, and sat under the booths: for since the days of Jeshua the son of Nun unto that day had not the children of Israel done so. And there was very great gladness. Eny, nanao trano rantsan-kazo avokoa ny fiangonana rehetra izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana, ka nipetraka tao anatiny izy; fa tsy mbola nanao toy izany ny Zanak' Isiraely hatramin' ny andron' i Josoa, zanak' i Nona, ka hatramin' izany andro izany. Ary dia nisy fifaliana lehibe indrindra. Samy nanao trano lay sy nipetraka tao anatin' ny trano lay avokoa ny fiangonan' izay niverina avy any amin' ny fahababoana. Tsy mbola nahavita zavatra hoatra izany ny zanak' Israely, hatramin' ny andron' i Josoe zanak' i Nona ka hatramin' io andro io. Ka nisy fifaliana lehibe indrindra tamin' izay. Toute l' assemblée, ceux qui étaient revenus de la captivité, construisit ainsi des huttes et y habita les Israélites n' avaient rien fait de tel depuis les jours de Josué, fils de Nûn, jusqu'à ce jour. Et il y eut très grande liesse.