Chapitres et versets citant Azazela

  Leviticus Fisoronana na Levitikosy Fisoronana na Levitika Le Lévitique
...............
Lev 16.8 And Aaron shall cast lots upon the two goats; one lot for the Lord, and the other lot for the scapegoat. Dia hanaovan' i Arona filokana ny osilahy roa: ny loka anankiray ho an' i Jehovah, ary ny loka anankiray ho an' i Azazela. Dia anaovany loka ireo: ny loka iray ho an' ny Tompo ary ny loka iray ho an' i Azazela. Il tirera les sorts pour les deux boucs, attribuant un sort à Yahvé et l' autre à Azazel.
...............
Lev 16.10 But the goat, on which the lot fell to be the scapegoat, shall be presented alive before the Lord, to make an atonement with him, and to let him go for a scapegoat into the wilderness. Fa ny osilahy izay niharan' ny filokana ho an' i Azazela kosa dia hapetraka velona eo anatrehan' i Jehovah hanaovana fanavotana ho azy, mba handefasana azy hankany an-efitra ho an' i Azazela. Fa ny osilahy iray niharan' ny loka ho an' i Azazela kosa, hapetrany velona eo anatrehan' ny Tompo, hanaovana ny fanonerana ao aminy, dia halefany ho any an' efitra ho an' i Azazela. Quant au bouc sur lequel est tombé le sort " A Azazel ", on le placera vivant devant Yahvé pour faire sur lui le rite d' expiation, pour l' envoyer à Azazel dans le désert.
...............
Lev 16.26 And he that let go the goat for the scapegoat shall wash his clothes, and bathe his flesh in water, and afterward come into the camp. Ary ilay mandefa ny osilahy ho an' i Azazela dia hanasa fitafiana ka handro amin' ny rano, vao mahazo mankeo an-toby. Ilay nandefa ny osilahy ho an' i Azazela, dia hanasa fitafiana sy handro amin' ny rano aloha, vao hiditra ao an-toby. Celui qui aura conduit le bouc à Azazel devra nettoyer ses vêtements et se laver le corps avec de l' eau, après quoi il pourra rentrer au camp.